Fa maninona no rehefa ny ...
1. Oay
(
17/03/2009 10:12)
Misy zavatra mba ilana ny hevitrareo.
Tamin'ny niakatra teny Ambotsirohitra ny vahoaka d zone rouge iny toerana iny d tonga d nitifitra ny mpiambina ny prézidà, omaly anefa toa tsisy mpiambina tao fa toa tanana aolo ka nahatonga ny olona nanontany tena nanao hoe nankaiza ny olona tety...
Amiko anefa tokony t@ iny alina iny mihintsy no nampiseho ny heriny ny mpiambina ny prézidà sa ahoana ny hevitrareo?

répondu par ratavao le 17/03/2009 11:54
2. xxx
(
17/03/2009 10:14)
eny iavoloha ny rdv ,efa vonona ny aleoko maty izay,midira raha mahasaha ireny miaramila cotier voakarama ireny
3. Oay
(
17/03/2009 10:20)
XXX a!Tokony mba niandry tao Ambotsirohitra kosa ny mpiambina ny prézidà klé, @ izay mba tena ny samy miaramila mba nifanandrina tao d mba hita hoe "rehefa mitovy ny hery sy ny fitaovana ampiasaina d iza no mafy"
4. tataka
(
17/03/2009 10:20)
Aza asiana resaka faritra fa Malagasy ny miaro ary Malagasy no manjera. Samy misy olona avy amin'ny faritra sy afovoany ny andaniny roa ka aza rangitina zavatra ratsy na manao xxx aza ianao. Na resaka samy malama vola aza izy roa lahy dia aza adino fa maro ny hafa no manamafy ary hita manohana sy mahamafy azy roa tonta. Hialao mafy io resaka io fa aza tairina handroaka merina ny olona avy amin'ny faritra. Tsy manao izany ny olona ara-dàlana fa ny zarazarao anjakana sahalan'ny TGV no mampiditra izany resaka izany.
5. BOYSGOSS
(
17/03/2009 10:29)
Oay:
Misy zavatra mba ilana ny hevitrareo.
Tamin'ny niakatra teny Ambotsirohitra ny vahoaka d zone rouge iny toerana iny d tonga d nitifitra ny mpiambina ny prézidà, omaly anefa toa tsisy mpiambina tao fa toa tanana aolo ka nahatonga ny olona nanontany tena nanao hoe nankaiza ny olona tety...
Amiko anefa tokony t@ iny alina iny mihintsy no nampiseho ny heriny ny mpiambina ny prézidà sa ahoana ny hevitrareo?
Eny Ambohitsirohitra lty foot à 7 sady baolina an-tanibary fa eny Iavoloha foot à 11 sady fiadina ny tompodaka ho an'izay henjana.
6. Oay
(
17/03/2009 10:34)
Fa ahoana kosa ry tataka be no ilazanao fa ny TGV no manao izany?
Zavatra tsy tsara resahina ny resaka adi-poko satria zavatra tsy hahatsara ny Malagasy izany, ny tsara ho fantatrin'ny Malagasy fotsiny d tsy hita miharihary toa ny any Amerika ny mahasamy hafa ny Malagasy kanefa jereo ny Amerikanina fa afaka miaramonina tsara porofo mbola maro an'isa ny fotsy ary tena fotsy an! noho ny mainty izay tena mainty kanefa d Obama no lasa prézidà.
Faharoa ny resaka hoe malama loha, d ahoana izany i Ny Hasina Andriamanjato fa tsy malama ny lohany jereo ihany koa i Samoela sns ny tiako lazaina d tsy ny volo eo andoha no hitsarana ny olona, raha hiresaka loko indray ianareo d ahoana ihany koa ireny manga manaja be lava volo sy tso-bolo ireny.

7. rixes
(
17/03/2009 11:07)
ka iza no hiandry eny intsony sady ra8 no naika haka vola tao fa lany ny teny iavoloha de iza no hitifitra azy eo :roll: