didy fampisamborana an'Ingahy Ravalomanana

1. ravatorano ( 16/03/2009 11:32)
Araky ny kabary nalahatr'Ingahy Andry Rajoelina teo amin'ny 13 mai izao atoandro izao dia namoaka didy fampisamborana an'Ingahy Ravalomanana ny ministeran'ny Fitsarana eo ambany fiahian'ny fitondrana "tetezamita".
Izay no vaovao lehibe nilatsaka androany
Fa ahona ny foimba hanatanteraha-dry zareo an'izay
dia samy miandry indray zany aloha
ary dia efa mandry tsy lavo loha indray zany ny mponina eny amin'ny manodidina an'Iavoloha iny !
:wink:
répondu par notron le 17/03/2009 06:07
2. notron ( 16/03/2009 11:37)
Fanampiny kely fotsiny ady mamaly ihany e! Nahazo dika mitovy
ny mpitandro ny filaminana. Izany hoe : ny zandary, ny miaramila ary ny polisy.
ny fitsarana rehetra manerana ny Nosy.
ny vahoaka tonga teny @ 13 Mai
ary ireo izay hihaina sy hijery ny RNM sy TVM tena izy.
Ka ho sarotra ve ny hanatanteraka azy???????
3. rixes ( 16/03/2009 11:41)
de hitsoka any ambatobe hono lery =))
4. xxx ( 16/03/2009 11:41)
ravatorano, notron : izaho koa zao te hamoaka didy dia azo tanterahina ve izany ? Olontsotra aho amin izao fotoana izao.

manana pouvoir mamoaka didy ve ny eo @ 13 mai ka hekeny mpitandro ny filaminana ?

Izay ilay hoe anarchie totale raha izay no tanterahina !!!
5. Noue ( 16/03/2009 11:42)
ministera nalaina teny @ lalana ve ?? tsss ! ny erreur nataon'Ravalomanana koa hatramizay dia naninona no tsy nosamborina io tgv io ee ??
6. rixes ( 16/03/2009 11:46)
KA ZAY MANANA FAHEFANA NO MISAMBOTRA OLONA O! ASAIVO MAMOKA DIDY FAMPISABORANA AN'I ANDRY NDRAY RA8 E!
7. Noue ( 16/03/2009 11:47)
ho avy tsy ho ela io
8. xxx ( 16/03/2009 11:54)
Izao no atao hoe mivadika ny globe ! Toy ny hoe ny mamo no miantso police !

Hafa mihitsy ny zava misy eto amintsika ! Torany hehy ny vazaha satria ny zava-misy aty amintsika dia lavitry ny lojika rehetra.
9. tsiafoi1 ( 16/03/2009 11:55)
:D :lol: :o :P :oops: :oops: :oops:

Miainga any indray ny Usage des faux

Mitomba ihany ny vesatra eo atampon'ny lohan'ilay Zalahy io
10. ngoiha ( 16/03/2009 11:56)
Aleo samborony any dia ny vahoaka maro an'isa indray no misambotra an'iANDRY RADOMELINA avy eo e.Tsy kwoa zany,aleo anao raha SAHY DIA HO HITA EO NY TOHINY
11. ngoiha ( 16/03/2009 11:57)
Aleo samborony any dia ny vahoaka maro an'isa indray no misambotra an'iANDRY RADOMELINA avy eo e.Tsy kwoa zany,aleo anao raha SAHY DIA HO HITA EO NY TOHINY
12. xxx ( 16/03/2009 12:01)
Raha misambotra ry zareo dia izay no tena réel coup d'Etat. Fampitahorana fotsiny izany, resaka fampirevena anizay kel sain fa tsy mora nge izany e!
lery nge no tokony ho samborina e!!! Tena matsikaiky le resaka leaza a!!! :-D =)) =)) =))
13. bozyboleta ( 16/03/2009 12:03)
Inona moa no tsy efa nolazaina teo @ 13 mai e!!!!!
- Ultimatum tsy efa firy zay?
- Haka lapa-panjakana? teny Ambohitsorohitra moa iny efa hita iny, dia nentina niaraka t@ basy ndray reto miaramila mpioko tany Mahazoarivo, fa adin'ny firy zay no nipetrahan'ny PM tao?
- Haka Ministera, tsy efa oviana no nitenenana an'izay? Fa adin'ny firy no nipetraka teo ambony seza le ministra ?
- Zao ndray ka hoe hisambotra?
Tena mapme marina e!
F'angaha film ny fiainam-pirenena :roll: :roll:

Tsetsatsetra tsy aritra, mba efa nanao Conseil de Gouvernement na Conseil des Ministres ve reto Vendrana reto? :-D :-D :-D
14. mion ( 16/03/2009 12:03)
za amoaka didy @ alalan'i radidy, didiko fe lehibe ity ka tsy maintsy tanterahina, TENY MIDINA , DIDY JADONA : ze tratran'ireo namana miaro ny filoha rehetra @ ireo mpamadika tanindrazana hananika an'iavoloha anio alina dia VONOINA tapahina ny lohany de ahantona eo @ 13 Mai, de avoaka @ Internet , ny vatany sisa de atao totokena ohanin'ny alika.
Ny lohan'ii TGV dia emballer-na @ sac plastika dia atao lavanty @ EBAY.

:evil: :evil:
15. ravatorano ( 16/03/2009 12:03)
16. rixes ( 16/03/2009 12:10)
ny ana letsy Lalao no samboriko =))
17. mion ( 16/03/2009 12:18)
mahereza misambotra an'y Lalao, ny i Mialy efa tsy manadino ahy intsony hatram nahatratrarako azy farany, mbola mi-meo meo foana hatram zao
18. ratavao ( 16/03/2009 12:20)
Araka ny voalazan'ny Soratra hoe:" Saingy tsy valian'ANDRIAMANITRA eo no ho eo ny ratsy ratsy ataon'ny olombelona dia izany no ikirizany hatrany manao ratsy". Koa tonga ity ny valin'asan'i Filoha Ravalomanana nataony hatramin'izay; tamin'ny fisamborana olona sy fanagatra ireo olona maro tamin'ny tsy rariy, ny fanamparam-pahefana ny vahoka tamin'ny tombotsoany manoka, vahoka madinika, sy maro tsy tambo isaina.

Koa dia mivaly amininy izao fa hihatra azy fa izy indray no ho samborina, fa angaha raha filoha izy tsy azo ampiarana ny lalàna misy eto Madagasikara?
Misy valiny anie ny zava-drehetra rehefa tsy arka ny sitrapon'io ao Ambony io e!

Koa mahereza raha izany no mampalahelo anareo e! aleo izy handray ny valin'asany fa sahaza azy izany.
19. tsiafoi1 ( 16/03/2009 12:30)

Zao le hoe, Saka matory no alam-bolom-bava

"Tsy amin-kery na amin'ny fahatanjahana fa @'ny fanahiko hoy Jehovah"

Hitsimbadika ao anatin'ny indray mipi-maso ity tantara ity rizareo a. Ny afo natsangan'ireo RATSY ireo no handevona azy.

MINOA

20. mion ( 16/03/2009 12:31)
blà blà blà , ratavao blà blà blà, itantsika ze tena fozaorana ratavao a! matahotra ny masony de mividy ny lohany an, demokrasia a oe demokrasia, ny problem-nao aza atao hanakanana ny rivotra tsara iainan'ny malagasy . refa voa alou enao de zakao mangingina any , matoa enao nasiany de nanao ny tsy ara-dalàna zany!!! hon hon hon, hin hin hin :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7714