didy fampisamborana an'Ingahy Ravalomanana

21. ratavao ( 16/03/2009 12:43)
Ny ahy zakako fona ka! fa mampahery anareo tsy mahazaka!
22. ifiona ( 16/03/2009 12:46)
13 mai = :-@ :-@ :-@ :-@
23. mion ( 16/03/2009 13:00)
13 mai :-P :-P :-P
24. mion ( 16/03/2009 13:16)
mamangy @ fahoriana sahady ny havan'ireo mutins ho faty aho raha hanafika eny iavoloha ry zareo, refa tena maty zareo vao omeko ny fao-dranomaso
25. mion ( 16/03/2009 13:47)
mamangy @ fahoriana sahady ny havan'ireo mutins ho faty aho raha hanafika eny iavoloha ry zareo, refa tena maty zareo vao omeko ny fao-dranomaso
26. vale ( 16/03/2009 14:16)
ratavao:

Araka ny voalazan'ny Soratra hoe:" Saingy tsy valian'ANDRIAMANITRA eo no ho eo ny ratsy ratsy ataon'ny olombelona dia izany no ikirizany hatrany manao ratsy". Koa tonga ity ny valin'asan'i Filoha Ravalomanana nataony hatramin'izay; tamin'ny fisamborana olona sy fanagatra ireo olona maro tamin'ny tsy rariy, ny fanamparam-pahefana ny vahoka tamin'ny tombotsoany manoka, vahoka madinika, sy maro tsy tambo isaina.

Koa dia mivaly amininy izao fa hihatra azy fa izy indray no ho samborina, fa angaha raha filoha izy tsy azo ampiarana ny lalàna misy eto Madagasikara?
Misy valiny anie ny zava-drehetra rehefa tsy arka ny sitrapon'io ao Ambony io e!

Koa mahereza raha izany no mampalahelo anareo e! aleo izy handray ny valin'asany fa sahaza azy izany.



:twisted: :twisted: :twisted: TSY ZARANAO AZA TSY NOSAMBORIN I RAVALO IO TGV NAREO IO INN MOA NY MANAKANA AZY TSY HANAO IZANY??? OUL MANDIKA LALAMPANORENANA REHETRA IZAO!! IANAREO INDRAY VE NO MBA BE VAVA EO?? NAREO GISA MANGALANKETSA IREO?? SOD2 EFA HO ADALA?? DOMELINA MARINA!!! :lol:
27. xxx ( 16/03/2009 15:12)
Ratavao : tsy anjaranao ny mitsara na iza no marina na iza eo anatrehan'Aa fa izy Aa ihany no mahalala izany ? Raha mba tena mpivavaka ianao dia fantatrao fa tsy natao itsaràna ny namana ny tenin' Aa . Ny tenanao dinihana dia ampy izay. Izao ataonao izao no atao hoe "manonona foana ny anaran'i Jehovah Aa"
28. aloalo ( 16/03/2009 15:29)
Tsy ho sahirana v ry zareo ho any Iavoloha hisambotra an-dr8, Ireo vahoaka tokony arovana indray no atao bouclier iaro !

reo mercenaires tany Manankara anga ono efa tonga ao ?

hisy ra latsaka indray zany, maninn aza raha t@ voaloany d nanaiky nanao dialogue, fa efa maty (coincé ao Iavoloha) vao hoe atsoy ny dokotera (référendum) ?
29. notron ( 17/03/2009 06:07)
Miala tsiny fa tsy hamaly ny xxx (misaro-tava) aho.
Ny tiako ho lazaina dia toa tsy ilaina akory ilay fisamborana fa rehefa lany ilay 60Milliards nalaina an-keriny (Sekabe) tao @ Banque Centrale Manakara farany teo dia hivoaka ho azy ao ireo ka hibaboka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3611