vaovao milay be
1. rabehevitra1
(
14/03/2009 17:49)
voalohany aloha dia tsy mety miala mihitsy i ra8
faharoa dia tsy sahy mankeny iavoloha ny tafika fa mbola maro ny manaraka ny ara dalana
fahatelo dia nolavin'ny h.c.c ny fanonganampanjakana,fanina tgv ka izany no nahatonga azy hanao utimatum io indray affaire a suivre.

répondu par mpandalina le 16/03/2009 07:32
2. xxx
(
14/03/2009 17:56)
milay kosa fa izao izany no tonga amin'ny fitenena hoe, miady seza sy mitongy seza ! Aleo Lalao no aongandr8 dia ao tsara, aleo Mialy aongan'i TGV dia izay mahavitaaloha mahazo seza e :-D :-D :-D :-D
3. hery
(
14/03/2009 17:57)
Mety hoterena hanao demission tahaka an'ilay minisitry ny fiarovana noterena iny Ravalo.
Asio fiaretan-tory mihitsy :-)
Asio fiaretan-tory mihitsy :-)
4. xxx
(
14/03/2009 18:02)
efa nampitandremany firenena lehibe reheftra tsy accpetena ny cou d'etat,dia mihezaka mafy ry tgv sy ny forongony mba ho legal ny fanonganam panjakna ,tsy ahita akory,ny contre attaque rehetra mbola tsy azo tenenina fa hilamina io :-$ :-$ :-$
5. xxx
(
14/03/2009 18:14)
tsy misy miala zany eo é! ka raha tsy any @ sociéte izy ty ka hoe manaova démission enao rangaha ty!! tsisy io!
7. xxx
(
14/03/2009 19:24)
raha mba fantatr'ela moa ny cosequence raha sanatria miala ra8,dia mety tsy ho sahy niteny an'izany ela saingy tsy fantra ela t'as raison.
8. xxx
(
14/03/2009 19:33)
marina zany betsaka tokoa ny olona tsy mahafantatra fa d faly fotsiny hoe miala, nenina tsy ao aloha fa aty aoriana hoy ny razam-be!
9. xxx
(
14/03/2009 19:44)
Hita tokoa fa sarotra ny mionona. Anefa, matokia fa Andriamanitra dia mahay maha tony ny fo maratra. Aza misosoka alahelo intsony tompoko.
Jesoa no tsy mandao. Izy no itokio, fa ingahy ra8 efa nolaviny.
Aza misosok'alahelo intsony tompoko.
Jesoa no tsy mandao. Izy no itokio, fa ingahy ra8 efa nolaviny.
Aza misosok'alahelo intsony tompoko.
10. xxx
(
14/03/2009 19:50)
raha sanatria ka miongana ra8 dia raikitra amin'izay ny ady seza dia 13mai en fin.Ireo milaza azy ho mpanohitra mantsy betsakabe ihany samy mba te ho lasy minisitra,nefa ny place limité ,dia mety hisy taingimbe eo eo ,ireo minisitr'i tgv ireo miala daholo akoatran'i hasina .hihiihih,ny tsy lasa minisitra moa dia dia ho lasa mpanohitra miaraka an'i ra8,ao ihany koa ireo tritre maro izay mahatsapa fa mbola betsaka ny mpanohana an'i tim ka aleo miala dia mbola tsy misy maratra
11. zandikely
(
14/03/2009 20:00)
Ravalomanana a su montrer pendant sept ans qu'il ne mérite plus d'être le président de Madagascar. Il s'est comporté en tyran, despote, assasin, il a voulu vendre notre terre, il paie des mercenaires pour exterminer ses propres compapriotes.... Il se croyait comme un petit dieu mais en fin de compte, il n'est qu'un petit Ravalomanana. Un bon président disiez-vous?
Enough is enough ! NOW, IT'S TIME FOR CHANGE, WE CAN CHANGE FOR THE BEST.
12. rabehevitra1
(
14/03/2009 20:11)
ory zandikely an,ela mihitsy le olona mora manipuler ireny,taiza no nisy nivarotra tany teo,mercenaire ,assasin.Afa miteniteny foana rehefa tsy hay e
13. rabehevitra1
(
14/03/2009 20:16)
efa tapitra ny ultimatum an'i tgv aiza e ,assise national ihany fa matoa matahotra dia matahotra ny tsy ho lanimbahoaka,i ra8 tsy miala izany,ary tsy misy miala izany eo,tsy izay olona 3000 akory no atao hoe vahoaka.
14. vilambava
(
14/03/2009 20:44)
rabehevitra1:
efa tapitra ny ultimatum an'i tgv aiza e ,assise national ihany fa matoa matahotra dia matahotra ny tsy ho lanimbahoaka,i ra8 tsy miala izany,ary tsy misy miala izany eo,tsy izay olona 3000 akory no atao hoe vahoaka.
Ka izy nge milaza hoe andeha hanao veloma. Kanefa raha olona handeha hanao veloma izany tsy tokony hatahotra. Kanefa matoa tsy mbola tonga hanatanteraka ny vavabe natao teny am-13 mai hoe ho eny Mavoloha hanao veloma dia zay zany..... vavany fotsiny le tgv.
15. xxx
(
14/03/2009 20:50)
mandehana raha sahy mankeny Iavoloha @ zao é efa miandry koa ny vahoaka eny!
16. zandikely
(
14/03/2009 21:27)
Rabehevitra1:
Ireny ain'olona nalatsaka teny Ambohitsorohitra ireny ve tsy haina e, ireny mpianatra mipetraka amin'ny tranony maty noho......Inona ireny aminareo e?
Ny maso mijery dia mahita, izy no tsy nahita fa nanao fitondrana zadona RAVALOMANANA, bodoiny azy samy irery ny fandefasana ny vaovao amin'ireny Media publique ireny, nahoana tsy natao tamin'ny fomba mangarahara ny nividiana ilay Force One II, ahoana koa no natao ankiafinafy ny affaire Daewno .......
Adala angaha ireny officiers Malagasy milaza ny fisiana Mercenaires ireny, lazaina hoe touriste hono ireny vahaza manome baiko ny miaramila raha tsy olona angaha bado tahaka azy ka tsy hahafantatra ny zavatra marina.
ENOUGH IS ENOUGH. RAVALOMANANA MUST GO, IT'S ONLY QUESTION OF TIME BUT IT WON'T BE LONG ANYMORE.

17. yvonKEL
(
14/03/2009 21:51)
jajona no fiteny ry zandikely a!ary aina fa tsy haina izany!de daewoo fa tsy daewno! tena mbola zaza nareo zany an. teny malagasy aza tsy hainareo knou miezaka ny miteny @ fiteny vahiny. eee mpamadika
lasa valalan'alika le fitenin-drazako @ ireto mba nahzo lesona kely ireto
ary ENOUGHT fa tsy ENOUGH izany .zaza loatra
lasa valalan'alika le fitenin-drazako @ ireto mba nahzo lesona kely ireto
ary ENOUGHT fa tsy ENOUGH izany .zaza loatra
18. xxx
(
14/03/2009 21:58)
tsy mahagaga ireny é! mpakatahaka ôtrany mpitarika azy ihany, sady tsy makatahaka @ marina fa vao maika diso be!
19. zandikely
(
14/03/2009 22:19)
YVONKEL:
Diso ny anao ka: ENOUGH izy fa tsy ENOUGHT lazainao zany, verifire ny Dictionnaire nareo e!
Diso ny anao ka: ENOUGH izy fa tsy ENOUGHT lazainao zany, verifire ny Dictionnaire nareo e!
20. xxx
(
14/03/2009 22:29)
ry ENOUGHT fa tsy ENOUGH izany .zaza loatra
iso ny anao ka: ENOUGH izy fa tsy ENOUGHT lazainao zany, verifire ny Dictionnaire nareo e!
Tsara be rehefa mifampianatra