vaovao milay be

21. rabehevitra1 ( 14/03/2009 22:34)
ny contrat t@ daewoo ,hoe hofainy ny tany,izany hoe za aloha tsy dia d'accord loatra ny amin'izay fa saingy kosa ilaintsika ny vahiny hampiasa ny volany any dago,tokony ho jerena tsara ny avantage nio.
Ny fitifirana teny ambohitsorohitra,garde palais presidentiel no tao,ny baiko hoe hiandry ny palais fa tsy mpitandro ny filaminana tsotra,tsy hain'ireo izany.K'asa hoe @ zandikely raha ny palais d'elyse ve no anaovana an'ireny dia mbola tsy hitifitra bala reel ny crs.
22. zandikely ( 14/03/2009 23:09)
Resaka Daewoo, contrat mandritra ny 99 ans, siècle iray, firy ny isan'ny Malagasy amin'ny taona 2118. Ataoko fa tsy adalan'i Ranavalona, mihitsy tsy nanomezany ny tany kely tetsy Mantasoa ho an'i Clement Laborde zanak'i Laborde satria midika fanomezana tany ny vahiny izany. Nefa firy ny isana Malagasy tamin'ny taona 1883, aleo niafara tamin'iny ady franco-hova iny satria masina ho azy ny tanindrazana.
Zavatra mila fanapahan-kevitra lehibe iny ka ahoana no nikombokombonina, aiza ny mangarahara. Tsara ny miantso mpamatsy vola vahiny fa nefa io projet Daewoo io tsy misy tombony ho antsika satria ny vokatra alefa any Coree.
Resaka Palais: mbola nisy fomba hafa azo natao fa tsy tokony tamin'iny mihitsy ilay izy iny. Olona ange ranamana maty dia maty, tsy miverina intsony.
23. zandikely ( 14/03/2009 23:21)
Fanampiny: Koa satria nisy Ranavalona telo mpanjaka: RANAVALONA II no niady tamin'ny Frantsay tamin'ny 1883, fa Ranavalona I efa maty tamin'ny 1861, ary Ranavalona III maty tany Alger tamin'ny 1917.
24. rabehevitra1 ( 14/03/2009 23:40)
[quote=zandikely]
Resaka Daewoo, contrat mandritra ny 99 ans, siècle iray, firy ny isan'ny Malagasy amin'ny taona 2118. Ataoko fa tsy adalan'i Ranavalona, mihitsy tsy nanomezany ny tany kely tetsy Mantasoa ho an'i Clement Laborde zanak'i Laborde satria midika fanomezana tany ny vahiny izany. Nefa firy ny isana Malagasy tamin'ny taona 1883, aleo niafara tamin'iny ady franco-hova iny satria masina ho azy ny tanindrazana.
Zavatra mila fanapahan-kevitra lehibe iny ka ahoana no nikombokombonina, aiza ny mangarahara. Tsara ny miantso mpamatsy vola vahiny fa nefa io projet Daewoo io tsy misy tombony ho antsika satria ny vokatra alefa any Coree.
Resaka Palais: mbola nisy fomba hafa azo natao fa tsy tokony tamin'iny mihitsy ilay izy iny. Olona ange ranamana maty dia maty, tsy miverina intsony.

mankasitraka kely an le resaka daewood aho saingy le fitifirana nahafaty olona teo @ palais zavatra nilaina,ary ireo miaramila tao ireo natao hiambina ny palais ,averiko indray fa natao hiambina ny palais fa tsy mpitandro ny filaminana tsotra,jereo ny niafarany tvm,sy magro sy ny mangasin sisa,ny intention ireo hanimba sy handoro,ka normal raha nisy ny fitofirana
25. maditra ( 15/03/2009 00:58)
Zandikely> maninona moa ianareo izay milaza fa tsy nety ny nataon-dravalo nandritry ny 7 taona nefa iny fiarovana ny palais iny foana no mi-se referer nareo. Responsabilité partagée ireny fa saingy iza moa mba te handray responsabilité izany amin'ny tgv? Dia mikasika daewoo indray, aza mihatsaravelatsihy e. Satria ve tsy te hampanofa tany amin'ny koreanina dia naleo miverina amin'ny frantsay. Izany contrat izany anie raha toa ka signer dia afaka ni-annuler-na foana rehefa mpitondra hafa eo e. Aza matahotra fa tsy te hibodo toerana mandritry ny 99 taona izany ny filoha Ravalomanana, tsy otran'i Ratsiraka. Dia mikasika ilay anglais indray, isaory Ravalomanana fa efa mandroso ianao e. Hahaha
26. ndenn ( 15/03/2009 01:18)
Ny vokatry ny fanomezana fampanantenana poakaty ? (cadeau empoisonné) ;
1896 -1960 = 2 millions 500 milles et qlqes victimes . :idea: :roll:
27. litika ( 15/03/2009 01:37)
:twisted:
Mody hoe instructeur hanampy @ anti-émeute, kanefa mi-brouiller ny Radio sy TV privées, manome baiko ny miaramila hitifitra (voa ny ambom-pon'ny miaramila gasy fa tsy asiana hasiny). Tsy ireo ataon ireo vahiny ireo ve no mampiseho sy mamaritra fa tena MERCENAIRES!!!!!!
:twisted:
28. zandikely ( 15/03/2009 02:23)
Maditra:

Tsy misy antony hisaorako an'i Ravalomanana amin'ny resaka anglais, satria tsy any aminy akory ny Factures fianarako aty no alefako fa amin'ny Ray Amandreniko iany.
Izy aza no tokony mandeha miverina mianatra fa tena mbola .....
29. xxx ( 15/03/2009 07:26)
rabehevitra1:

efa tapitra ny ultimatum an'i tgv aiza e ,assise national ihany fa matoa matahotra dia matahotra ny tsy ho lanimbahoaka,i ra8 tsy miala izany,ary tsy misy miala izany eo,tsy izay olona 3000 akory no atao hoe vahoaka.



(l) very ny gasy tamy deba ratsy teo ravalo,merci zareo a :*
30. ravonjison ( 15/03/2009 18:06)
zandikely:

Rabehevitra1:

Ireny ain\'olona nalatsaka teny Ambohitsorohitra ireny ve tsy haina e, ireny mpianatra mipetraka amin\'ny tranony maty noho......Inona ireny aminareo e?
Ny maso mijery dia mahita, izy no tsy nahita fa nanao fitondrana zadona RAVALOMANANA, bodoiny azy samy irery ny fandefasana ny vaovao amin\'ireny Media publique ireny, nahoana tsy natao tamin\'ny fomba mangarahara ny nividiana ilay Force One II, ahoana koa no natao ankiafinafy ny affaire Daewno .......
Adala angaha ireny officiers Malagasy milaza ny fisiana Mercenaires ireny, lazaina hoe touriste hono ireny vahaza manome baiko ny miaramila raha tsy olona angaha bado tahaka azy ka tsy hahafantatra ny zavatra marina.

ENOUGH IS ENOUGH. RAVALOMANANA MUST GO, IT\'S ONLY QUESTION OF TIME BUT IT WON\'T BE LONG ANYMORE.



Marivo loatra ny fomba fisainanareo ra ANDIKELY a.Ireo zavatra hanakiananao an-dRavalo ireo dia tokony hasiana fieritreretana lalina fa tsy miteniteny fotsiny eo:
1- affaire Daewoo : resaka fanofána io fa tsy fivarotana. Tsy mampaninona ahy raha mampahazo asa ireo gasy sasany izany, @ izay koa tsy lavavolo ny tany.Noho izany dia miankina tanteraka @ ffifanarahana vita sonia ilay izy, tokony hifandanja ny tombotsoan\' ny andaniny sy ny ankilany.
Mi-comprendre ny Frantsay aho hoe somary tara kely ry zareo tsy nahavita io fiaraha-miasa io tamintsika, noho izany mety ho tezitra ry zareo ka midradradradra etsy sy eroa. Isika malagasy dia tokony mba ho tonga saina, ny fiaraha-miasa dia tokony hozarazaraina @ firenena marosamihafa fa tsy tokony @ Frantsay fotsiny.

Raha olona mahitsy ianao dia tokony ny teny FANOFANA no ampiasainao, ny teny FIVAROTANA mantsy mora ahazoana client sy mora hanaovana manipulation @ olona, indrindra ireo tsy mieritreritra lalina fa mandray antendrony.
Dia toy izany daholo ireo zavatra sasany voalazanao etsy ambony.

31. mpandalina ( 16/03/2009 07:32)
tompoko,


izaho dia anisan'ny olona nifidy ny filoha marc ravalomanana, tsy olona voafidy ara-dalàna hipetraka an-dapa anefa no nifanarahana tao anatin'ny contrat de travail (mandat présidentiel) fa olona hiasa sy hanompo vahoaka fa tsy hotolorana hanina ao iavoloha.

tsy resaka hiala sa tsy hiala fa hoe hiasa sa tsy hiasa, fa iza ianao na dia hoe ara-dalàna aza dia hotoloram-potsiny ao iavoloha?
afaka miala ara-dalàna koa anie ny filoha voafidy ara-dalàna e: izay ilay atao hoe démission! résilier ny contrat satria hoy ny frantsay hoe "je ne te paie pas pour rien faire!"

ianao tokony hiaro ny vahoaka indray no arovana.

olona efa tsy manao n'inon'inona intsony dia arovana atao inona, arovana mandra-pahoviana?
ny hatsaran'ny rivotra eny iavoloha ve no tsy hialan' ny filoha?

samy tahian'Atra daholo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0387