hoan'i hery

1. xxx ( 13/03/2009 12:06)
raha hananao porofo le mandefa copie coller dia esory si non mitohy tsy akijanona io saingy ajanona kely aloha jusqu'a 18h ahafan'ny mpisera mitafa eto.
Mpanao sonia fozaoranakely
répondu par pikatti le 13/03/2009 15:23
2. mmmhh ( 13/03/2009 12:26)
esory mintsy ny ps ny e
3. hery ( 13/03/2009 13:40)
Mpandefa : xxx [ Valio ] (fozaoranabe)

Efa nesorina i fozaoranabe nanao copier-coller
4. andrywui ( 13/03/2009 13:57)
ha !ha !ha !ha ! Tena mamo miantso Polisy le fozaorana be klé!! kay lery iany no tena bevaka be tato de Rahery ndray no nataony chantage nanotaniany oe fantany ary ve za!!!
5. pikatti ( 13/03/2009 15:23)
zao elah de kobo ndray elah foana no miantso défie @ ra hery eto hoe tsy kobonao io e,de handraman'elah daholo ny fika masiso rehetra ,dia avy eo elah milaza hoe tia tanindrazana katsaka tsarmaso voanjobory eto , atomboy @ zavatra kely hoatri 'zao aloha sady ity anie isika malagasy ihany no mifaly eto :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3943