HOTEL 5* ENY IVATO!!!!

1. ainaheri ( 12/03/2009 09:40)
An'iza marina ilay hotel 5 etoiles eny Ivato,anny fanjakana sa an'olon-tsotra,raha io farany io d an'iza???
répondu par ainaheri le 18/03/2009 18:53
2. sitlo ( 12/03/2009 10:05)
Dia maninona?
3. ainaheri ( 12/03/2009 10:16)
Mba fantatra oe iza no tompony ry sitlo aaa,alaivo sary antsaina hoe nisy oul nanangana trano eo @ tokotanin'elà,d tsy mba hanontany tena akory ve elà?? Ary tadidio fa tsy anolon-drery akory i Gasikara fa an'ny vahoaka malagasy,manan-jo izy manontany ny zava-misy ao aminy ,fa tsy tampitampenana otran'ny aferan'ny Koreanina
4. ngoiha ( 12/03/2009 10:20)
AHY DE AONA????
5. yvonKEL ( 12/03/2009 10:28)
ainahery
An'ny fanjakana le izy ary mpiara-miombona antoka ny sinoa.
6. ainaheri ( 12/03/2009 10:30)
yvonKel>> Merci t@ valinteny ee,zay no tiako ho fantatra
7. ratavao ( 12/03/2009 11:41)
Io tsy maintsy hoe an'ny Fanjakana ka!
8. xxx ( 12/03/2009 12:39)
Ny tian'i ainaheri ho heno hoe an'i Tiko sy Ra8 dia hihazakazaka any izy handoro e
9. AnA ( 12/03/2009 12:49)
ainaheri:

An'iza marina ilay hotel 5 etoiles eny Ivato,anny fanjakana sa an'olon-tsotra,raha io farany io d an'iza???
dia MANINONA ??


10. RATOVOARY ( 12/03/2009 12:50)
AHY DE AONA????
Hitako no saika may kou!! :-D :-D :-D
11. zita ( 12/03/2009 12:52)
fa an'ny privé kosa ve le hotel e
12. ari.malala ( 13/03/2009 06:47)
mahaiza hoa midinika! fanontaniana tsotra ilàna valiny tsotra d valian'ny sasany avonavona otran'ny in! :-D

hoan'i xxx, nga moa niteny i ainaheri hoe hodorana? sa izany ny fombanareo hoe refa an'ny oul ts tianareo de dorana? :roll:
13. ni81 ( 13/03/2009 07:20)
mahaiza hoa midinika! fanontaniana tsotra ilàna valiny tsotra d valian'ny sasany avonavona otran'ny in!

hoan'i xxx, nga moa niteny i ainaheri hoe hodorana? sa izany ny fombanareo hoe refa an'ny oul ts tianareo de dorana?
Zon'ny tsirairay ny mametraka fanontaniana fa dia mahagaga e, ary indrindra ho an'ireo izay tsy mipetraka eny an-toerana dia mba mahaliana ny ahalala izay zava-misy any an-tanàna.
14. RATOVOARY ( 13/03/2009 08:09)
mahaiza hoa midinika! fanontaniana tsotra ilàna valiny tsotra d valian'ny sasany avonavona otran'ny in!

Ari> Io le resaka tatsy hoe misy ny vonona ny handrangitra tsotr'izao, fa anjaranao ny mandray sy mandanjalanja izay fihetsemponao tsy hisendaotra loatra.
15. kelly13 ( 13/03/2009 09:26)
esy e rankizy malala e! mampisento mintsy nareo reto
16. ni81 ( 13/03/2009 09:45)
Ari> Io le resaka tatsy hoe misy ny vonona ny handrangitra tsotr'izao, fa anjaranao ny mandray sy mandanjalanja izay fihetsemponao tsy hisendaotra loatra.
kalma fotsiny ry ari a! :-*
17. ari.malala ( 16/03/2009 06:39)
hihihi ari.malala ndray kalma tsara mints ka! za aza mivanitika b mamaky anilay izy ko :-P :-D :-D
18. ainaheri ( 17/03/2009 13:27)
xxx:

Ny tian'i ainaheri ho heno hoe an'i Tiko sy Ra8 dia hihazakazaka any izy handoro e


Hihihi,ny molotry xxxx no dorako @ sigara mantôlà fa miteniteny fona:-D :-D :-D :-D

19. ari.malala ( 18/03/2009 06:52)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
20. fafa75 ( 18/03/2009 07:02)
Hihihi,ny molotry xxxx no dorako @ sigara mantôlà fa miteniteny fona
sigara mantôla manitry malaolao ve? :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2772