AZA MBOLA MISIOKA FA MBOLA MISY 48h...

1. xl ( 12/03/2009 09:27)
Aza mbola mi-geste oa alou eee:

Zao fotsiny no diniho kely: Ôtran'ny hoe mahazo aina zany nareo TGViste zao satria hoe nandresy sa tsy zany????? Nefa ny zava-misy au contraire amin'izay (viva tsisy mande, antsiva tsy mande, tgv tsy hita ze nalehany, ministera tsy azo, ny mercenaire saika hampidirina tsy tafiditra....) Zay anefa le tanjonan'ny fitondrana hi-calmer anareo nefa ny fahefana tsisy azonareo.
Mila mandini-tena nareo fa tena amidin'i Ra8 @ ariary folo fotsiny.
Zao zao nareo mbola voajonony ihany koa @ assise nationale hanatrika nareo mahazo aina izy FA RAHA TSY HANATRIKA EO KOSAAAA Dia efa henonareo ny fanambaran'i ONU omaly de zany oe manana raison tsara izy refaveo hitsimpona nareo tsikelikely.
Zay alou fa @ manaraka za manome sopapa @ le resaka CAPSAT.... hihihihih vendrana tssss
Zany less ka stratégie ana mpitondra aaa


IANAREO NO TOKONY HANDINIKA KELY FA STRATEGIE AN'NY MPIVARO-DRONONO NO ARAHINAREO :angaha programme dra8 @ ity 2009 ity ny hanao negociation,ny hanao assise nationale ,nefa nahoana no nilefitra nanao an'izany rehefa mafy ny pression
Dia mbola hodinihina indray ve izany e!
répondu par xxx le 13/03/2009 08:23
2. xxx ( 12/03/2009 09:33)
Lohan'ady , tsy misy fotony , tsy mety mifampivavaka , mandrangitra ny sasany hiady , satria very tombotsoa raha tsy mandaitra eo intsony ny zarazarao anjakaina
hita taratra eto ny hbibian'nty ry xl

tsy misy ny migeste ary tsy ny misioka ry kondrana mpampiady olona , mpitantara valamaty , mpamahana lalitra toa an'itony no manamaimbo ny tanindrazana :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: ny amboa no mitovy amin'ity :evil: :evil: :evil:
3. sitlo ( 12/03/2009 09:38)
[IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/0007.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/0015.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/0002.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/0030.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/0035.gif[/IMG][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Combat/0031.gif[/IMG]
4. ravatorano ( 12/03/2009 09:39)
araky ny nambaran'ny ffkm izay nanomana ilay "assises" dia hahemotra izany ilay fivoriana nokasaina hatao eny amin'ny le hintsy ambohimanambola
5. xxx ( 12/03/2009 09:39)
na ny logo an'ty ry xl dia manmbara ny fahamaizin'ity , mivoatra adala fa tsy mivoatra hendry , lohan'ady maharikorriko , satria very tombotsoa raha manao ny marina sy mifampivavaka

i hi ry le mpanenjika aoriana ity mizotra tsara ny fiainany fa ny an'ity no efa manao marche ariera any :twisted: io rehefa lohan'ady
6. strazezy ( 12/03/2009 09:41)
Contre attaque: Mila Lemizoo bdb amin'izay izao.

Tairo ilay fika be ry Lemizoo sao tara fa efa akaiky hivadika ny pejy ka ho vita ity tantara TGV ity.
Mangataka an'i Lemizoo mba tsy ho be resaka eto intsony.
Fadio ny SMS amin'io fika be io
Kely sisa dia TGV t'es FOUTU
Lasa izao!
7. ainaheri ( 12/03/2009 09:46)
D aona ndray ityyyy????


22H20 : le colonel André Andriarijaona, nouveau chef d'Etat Major de l'armée, a annulé l'ultimatum de l'armée lancé par son prédécesseur.
8. xxx ( 12/03/2009 09:47)
sary 1 manmbara ny lohan'alikan'ty , ny sary 2 manambara ny hadondronan'ity , ny sary 3 milaza ny hamaizinatsainan'ity , ny sary 4 maneho ny firehankevitrity ny sary 5 manambara fa ratsy hatrany amin'ny tsinaimainty n'ty ny sary faha 6 manambara fa resin'ny lohan'angidina ananany ty , ny sary sisa no hiononana

lasa miaramila angà i xl dia aza misafoaka b injay mamaky anty sao hitady sary
maizina noho ireo injay tena a!
9. xxx ( 12/03/2009 09:51)
MANAO VAVAN'NY MATY ANDRANO I STRATEZY FA FOUTU , TSY MISY NANARAKA AZY HANAO BAGARA LAVA NY OLON'NY AO AMBONY FA NIFAMPIVAVAKA DIA FOUTU I STRATEZY BARAKAY POUR DE BON :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :lol:
aza maka mercenera sary isé fa mampmé be
10. xxx ( 12/03/2009 09:54)
lohan'ady olon'adala , tsy avelanay hitondra zava-masina ny lohan'ady i lemizo metimety kokoa formena kely fotsiny dia amen
11. xxx ( 12/03/2009 12:13)
Ohatry ny hitako ny iray aminareo hangina sy hikombom-bava rampitso, hihihih ! tsy hita e ! izay ilay fianana hozy Raboussa, IZAY LAY FIAINANA AMBANIN'NY TANY !

ATRAKAO NY LOHA FA ZANY NY TANY ! ho an'izay rehetra manontany !

Fampaherezana ho anareo izay marary fo fa efa kely sisa dia ho hita ny farany !
12. andrywui ( 12/03/2009 12:58)
Innn iany ary ty vava be ato ty !!! efa oe andaso kely fotsiny fa efa ho tonga lay andro volamena ko mbola mifanala sy mifanompa ato ianny lereto !!! mipetrah de mangina !! de miandry !!!
13. xxx ( 12/03/2009 13:46)
mipetrah de mangina de miandry .........
tsy ratsy ka ,
de aveo mitehatehaka ze mandresy !!!!
Mitomany ze resy !!!

Tsisy resy tsy akorahina zany eo, fa ze resy horakorahina be mintsy alaina baraka. :-D
14. xxx ( 12/03/2009 13:49)
hihihi!
:lol:
Ohatry ny hitako ny iray aminareo hangina sy hikombom-bava rampitso, hihihih ! tsy hita e ! izay ilay fianana hozy Raboussa, IZAY LAY FIAINANA AMBANIN'NY TANY !

ATRAKAO NY LOHA FA ZANY NY TANY ! ho an'izay rehetra manontany !

Fampaherezana ho anareo izay marary fo fa efa kely sisa dia ho hita ny farany !
Marina mihitsy , aleo hiandry rampitso
15. tovolahy007 ( 12/03/2009 13:50)
Ny tiako lazaina de izao, dia efa miomana ndray ko zany afaka 1 na 2 taona fa ho avy ndray ny korontana toy izao ra toa ka hoe iny fa hiala i Ravalomanana.
Mandiniha tsara ndray aloha zay vao mamaly io nolazaiko io fa sao mipetsopetsona eo fotsiny ndray.
16. xxx ( 12/03/2009 14:24)
Io ilay hoe izay alehany any alehany rehefa tsy fay izay hiditra eo e ! raha mbola manao toetra ratsy dia tsy maintsy tsaraina sy esorina fa tsy misy handefitra amin'ny tsyrariny izany intsony, efa lany andro izany, na handefitra na tsy handefitra dia mahantra ihany ka inona no handeferana eo !

Izaho aloha sy izay mitovy hevitra amiko dia mahafantatra fa tsy maintsy miaritra kely (kely fotsiny) rehefa hanova, fa tsy mila mitady ipetrahana maharitra hanao ny tsy mety eo !

aza vonona ny hilamindamina izany raha mbola misy mijaly eo akaikinao.
17. tovolahy007 ( 12/03/2009 14:42)
De izay zany fa ho foana hatreo ny fijaliana ao Dago???? Fa iza ny olona mahay manafoana fijaliana zany kainy?? Asa enao io na aiza no mipetraka na aiza fa toa mampiomehy ilay firesakao. Na any @ tany manankarena indrindra eran'izao tontolo izao de eny hatrany ra fijaliana tompoko. FAMAHANAN-DALITRA FOTSINY ZANY HOE RA IZAHO NO HO EO DE TSY HIJALY TSONY NAREO. Dia tianao ve ny korontanana lava toy izao??? Marina fa nisy ny tsy nety vita teto fa raha fanapotehina sy fangalarana toy izao no ataonao de tsy izany mihintsy no fanodiny. Dia mihevitra enao fa tena ho soa sy lafatra ny fiainana afaka 2 volana????? Na i Ravalo ihany no hoe eo na i Andry??? TSSSSS, ABOBO FOTSINY ZANY, VAO MAIKA RATSY NOHO NY NISY. Antenaiko enao xxx io mba tena eto Tana no mipetraka.

18. tovolahy007 ( 12/03/2009 14:53)
Ny tena mahazendana eto @ ity dinika serasera ity de ireo olona tsy mipetraka eto Madagasikara ireo no tena miseho mahafantatra ny zava-misy hiainana eto Mada. tsssss, tongava mipetraka aty de ho hitanao ny tena zava-misy fa aza any andafy any no miseho dedaka be milaza ny zava-misy aty e.
19. xxx ( 12/03/2009 15:04)
tovolahy007 : nisy niteny taminao ve fa hiadana afaka roa voala e ? fa izahay tsy afaka hanaiky ny hametrahana olona mody miasa manao 10% ho an'ny gasy fa ny 90 % am-paosy, mazava aminao ve izany ?

Tsy olona miadana aho, ka fantatrao tsara fa tsy hiadana na ny zafikeliko aza, izany indrindra no tsy hanekeko ny hiadanan'ny hafa manararaotra ny mahakely ahy, mazava ve ?

Ianareo no manaiky hitsahina lava, satria miadankadana dia matory eo, mazotoa matory !
20. fijo ( 12/03/2009 21:14)
aza miady e,aleo milamin afa mato amisy izao ,dia samy mitaky ny ahatsara an'i mada isika.rah aizoa anefa dia hanao toa ny kristianinaindray.samy tia an'i jesoa,nefa izay fitiavana azy izay no hifandrotehana.
hay moa odon no mpitarika ka ts ymahagaga
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1762