Tovolahy007 : Jereo fotsiny ireny valin-tenin'ny Ministra rehetra tamin'io quasi conseil des ministres omaly maraina ireny, valin-tenin'olona tratran'ny jadona, tsy manana ny maha-izy azy, ny sasany mamely ny hoe : araka ny baiko nomenao M le Président, inona fotsiny no maha ministra an'ireny ?
Ny dikan'izany dia na hiaritra amin'ny antsoinao amin'ny 2012 aza tsy hisy andro miratra eo fa ny jadona avy amin-dra8 mitoetra eny ihany, izay mahazo vola kemy dia mangina, dia hitohy hatrany, tsy afaka hanao omelette tsy hamaky atody anie e ! ka asakasak'izay te-hialokaloka eo amin'ny fiadanana alofan'ny fahorian'ny sasany eo, isika no te-hifidy azy dia anjarantsika ny mandray fanapahan-kevitra rehefa tsy araka ny ilàna azy.
Mazotoa ary miaritra fa izao anefa efa tsy afaka hiverin-dàlana intsony, le fait est là, samia mi-subir, tsy hoe mahafinaritra ahy akory izany fa efa eo an-dalam-piovana ireo rehetra ireo, ho hita eo indray izay ataon'ny MANARAKA (na iza io na iza), tsy voatery ho i Andry fa rehefa miendaka ny ratsy dia efa zava-dehobe, MAZAVA AMINAREO VE IZANY ?