Tsy aritro ty tao amina Ministera
1. rabaradaka
(
12/03/2009 06:51)
De mba nanontany zavatra tao amin'ny ministeran'ny fanajariana ny tany aho de natoron'ny olona ny Cabinet du ministre. Inona hoy nareo no henoko tao ? Ireo mambran'ny Cabinet du Ministre kay horera avokoa, jereo ange, ao ny Gardien (sécurité no mba filaza azy mihaja) izay tsy manana CEPE akory, ao ny mpivaro-trondro (mpanihika), ao ny mpampanofa chambe de passe any Bira, sy ny sisa. Tena kôzy vrai ity an ! De hoy aho hoe tsy mahagaga raha namidin'ny ministre amin'ny vahiny ny firenena kay reto tary miaraka aminy tsy mamely fa vongany fotsiny. Zany le tiko's boy e !Votany
répondu par Ratoa le 26/06/2009 01:44
2. Samoana
(
12/03/2009 09:26)
rabaradaka:
... Inona hoy nareo no henoko tao ? ...
Samihafa ny heno sy ny tena fahafantarana marina.
Na mety efa ekipa vaovao angamba izany fa mba mahalala mambra maromaro ao ihany ny tenanay :wink:
4. Ratoa
(
26/06/2009 01:44)
fa angaha raha gardien tsy mahalala ny atao hoe tanin-drazana? Fa angaha ny mpanihika dia tsy tia tanin-drazana? Izy ireny indrindra, ilay atao hoe maloto lamba no tena saro-piaro noho ny tanin-drazana
