milay kosa izany seza izany an

1. sitlo ( 11/03/2009 22:07)
Iza aminareo re no tiako hipetraka eo e?

[center][/center]
répondu par Djhamhal le 14/04/2009 09:02
2. ari.malala ( 18/03/2009 11:27)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. Lejoba ( 18/03/2009 16:16)
ahoana re raha mipetraka eo i kotobekibo eh? :-D
4. mmmhh ( 19/03/2009 12:02)
Ny iray omena an'i Andry Rajoelina dia ny iray omena an'i Ravalomanana fa mampalahelo izy roa miady seza. :-D :-D :-D
5. xxx ( 19/03/2009 12:57)
Ary izy zany en position ny hanatody mihitsy an! :-D :-D :-D
6. ari.malala ( 20/03/2009 11:10)
=)) =)) =)) =))
7. kelly13 ( 21/03/2009 08:31)
tsy antonona ahy reo seza reo
8. Koditra ( 21/03/2009 12:05)
kelly13 : hahatsiarovako anao mitsy reo seza ireo. :-D :-D :-D
9. ikaretsaka ( 21/03/2009 16:44)
Fa mba lasa ihany ny eritreritro hoe raha manao bebe ohatran'io ve any @ tanana ka apetraka @ plasy piblika de hisy hahasahy hipetraka?

Mety interessant manko ohatra hoe manamboatra bedebe @ io ry zalahy mpikapoka vato mpanao loana vato sy moellons eny ambohimahitsy sy ambatomaro ireny. Mba kandra ho andry zalahy...moa le izy pozin'ny hateza ka elaela vo vizana nohon'ny bancs vita @ hazo...
10. Mirananirina ( 21/03/2009 17:31)
tsy mety raha misy an'io any Dago,sao misy manisy eo.Kisoa aza asiany.
11. ikaretsaka ( 25/03/2009 23:18)
zerana an'io kosa izy raha mitady ho be fitetika eo e
12. Djhamhal ( 14/04/2009 09:02)
ka tsy aleo io no asiany de vita toy injay hanolana zaza tsy ampy taona ???de asiana lavaka kely miitsy fa ny tsy hay de ny oe vodin-dahy io sa vavy :{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.215