Fehitenda mena

1. moi ( 11/03/2009 09:07)
Nanomboka oviana ny Filoha Ravalomanana no io mi-cravate mena io foana e ?
Sa tsy tsikaritrareo ?
répondu par moi le 13/03/2009 10:10
2. xxx ( 11/03/2009 09:15)
izay no reviny fa ny anao ataovy kiravaty mainty misy sarina saina mena dia teboka mitselatselatra e !
3. ifiona ( 11/03/2009 09:17)
nenà zao kiravaty feno kera kely mavokely no tena mba tiko ho vidian'i wiwi anà :lol: :lol:
4. yuka ( 11/03/2009 09:25)
nanomboka oviana i Rajoelina no nanao fehitenda orange foana e?
sa tsy tsikaritrareo :°) :-P
5. TIMTIKO ( 11/03/2009 09:29)
NY AN NY FILOHA EFA ELA FA NY AN I TGV HOVAINA TADY HANATONANY TENA REFA AMPIDIRINA ENY AMI 18
VONOY I TGV EEEEEEEEEEEEEE
TIM TIM IHANY
TIM HATRANY

VITA
:@ :@ :@ :@ :@ :@
6. xxx ( 11/03/2009 09:43)
I TIMTIKO IZAO NO HOFATORANA TADYMAHAZAKA NY TENDANY DIA ATSINGIDINA ENY ANDRIGITRA KA TSY HISY FOTOANA HANDALOVANY AKORY ANY @ 18
7. xxx ( 11/03/2009 09:44)
na kiravaty mena na fehitenda orange, ze tiany ihany io kou..
8. ifiona ( 11/03/2009 09:45)
:-D :-D
9. xxx ( 11/03/2009 09:51)
IFIONA SADY KIRAVATY MENA NO KIRAVATY ORANGE MIAMPY FEHITENDA MENA

NO HANAOVANY DIA AMPIANA KIRAVATY MANINTY BE MILA MIBEBAKA AMIN'NY

ENDRIKENDRIKA NATAONY ALOHA IZAY VAO ATSIPY ENY AMBATOBE
10. yuka ( 11/03/2009 09:55)
ka zay mantsy aleo samy hanao ze tiny ee!
11. xxx ( 11/03/2009 10:01)
Tsy ampiova ny hatsaran'ny zavaboarin' Andriamanitra ry le lohan'angidin ty io sary kely io a!
mbà misaina @ loha fa tsy fo maloto , sa mbà mandrangitsa nefa tsy mampisy reaction ny olona akory
mitapy i fiona eo @ sary hasehony no hahitàna ny halalin'ny haratsian'ny ao anatiny :evil:
12. xxx ( 11/03/2009 11:26)
Nareo ve mbola tsy nahita ny stringy sy soutien hanaovan'i Lalao e,mena koa no lokon'ireo ,mpivady mampiady kolera ireo , ohatran'ny mpivady rehetra fa tsy hitako izay iasana saina @ izany,ny slip anaovan-dravalo koa aza sur aho fa mena ihany koa :lol:
13. fijo ( 11/03/2009 21:13)
de resak akiravaty ve sisa no azo atao eto?
14. moi ( 13/03/2009 10:10)
Tsy resaka mandany resaka ny ahy ity cravate mena ity ary ny hitako dia tsy misy mahavaly ilay hoe nanomboka oviana ?
Tsy nisy nahatsikaritra, na tsy misy mahalala ny dikany angamba.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0613