nifona i R8 omaly le aza
1. captsaty
(
11/03/2009 05:18)
nifona i R8 omaly le aza
aiza ry nyavo2000, ry penguin sy ny tariny

répondu par Dmon le 11/03/2009 10:26
2. xxx
(
11/03/2009 05:29)
Nifona fa matahotra ilay fandriana feno kongona eny Tsiafahy sy ilay sakafo magahazo maina :-D :-D :-D
no sady matahotra ilay exile any Chine :-D :-D :-D
very aho TIKO -ko. very aho MAGRO-ko maty aho TIKO-oil-ko.

3. ifiona
(
11/03/2009 06:28)
hono oa ry reto, raha olona tena diktateur ve dia nanaiky nifona toa azy toy iny?
i Ratsiraka ve zao mba efa nifona t@ diso nataony? ary tany @ tany hafa ve efa nisy "dictateur" nifona koa?
mba te hahalala....
:o

4. evev
(
11/03/2009 06:54)
Manohana tanteraka ny hevitrao mitsy a! @ fahatsapany ny maha kristianina azy no hifonany, mbola hafa ihany ny olona voavolavola ao anatin'ny finoana e! fa ny zvtra oa rehefa tsy tiana de ratsy foana, rehefa atao hoe mainty de mainty foana na de hita fa fotsy izao aza
6. ninimalala
(
11/03/2009 07:13)
evev : tsy omena tsiny ny olona fa samy manana ny heviny sy ny fiheverany ny raharahampirenena fa zao kosa anefa fomba fiady doly io rehefa tena hita fa rendrika ny sambo nefa mbola be no noheverina fa tokony ho havotany ho fanatsarany ny fianany manokana de fomba fiady doly amiko le mifona, aleo Atra no hitsara ny tsirairay fa ny tena any anatiny tsy aiko mazava satria tsy nihevitra afa tsy ny tenany izy hatrizay. Tsy fombako ny ankilany velively fa samy olombelona araka ny teniny io samy manana ny fahadisony fa diso aorina izy ary tia tena lotra. Anatra ho an'ny manan-tsaina rehetra ireny.
7. tsinjo
(
11/03/2009 07:15)
aiza o aiza tamin'ny teny nataony no nisy oe MIFONA aho ?? raha misy fahadisoako sy tsy mety nataoko hoy izy de vonona aho anarina izany , fa izy tsy NIFONA kosa e, fa nga izy nanao ratsy no ifona ??? izay le fandikana sy fanitarana efa mahazatra antsika gasy :lol: :lol:
8. xxx
(
11/03/2009 07:32)
EFA NANAO HADIOSANA IZANY I RA8 RAHA ARAKA NY KABARINY!!! NOHO IZANY DIA TOKONY HIHINANA ENY TSIAFAHY OHATRA IREO NANAO HADISOANA REHETRA IZAY NAMPIDIRINY ENY.
MBA OLOMBELONA METY DISO KOA ANIE IZY IRENY NEFA NAHOANA NO TSY NAMINDRANY FO???
TRATRA EO @ TENEDANY I RA8 IZAO KA DIA TOKONY HO FAIZINA FA KRISTIANINA MPIATSARA VELATSIHY.

9. ifiona
(
11/03/2009 07:39)
tsinjo
zay koa no nahagaga ahy mantsy, tsy nisy hoe "mifona" mihitsy tao anatin'ny teny nataony. Saingy ilay izy miaiky fa mety nisy fahadisoana dia noraisin'ny gasy hoe mifona. Tsy tsaratsara kokoa aza ve oe toy izay no nandraisan'ny gasy azy @ zay azo antenaina hoe ho calme calme kokoa, toy ilay filazan'i essera azy oe tokony atsahatra @ zay ny fandragitana?

10. rixes
(
11/03/2009 07:44)
mitohy androany ny fakana ministera manin raha tifirina otran'i teny ambohitsirohitra ndray ny olona apetrao ndray ny zone rouge o! :-D :-D
12. andrywui
(
11/03/2009 08:07)
capisaty a !!! :
angah mis mipoitr eo zan reny e !!! mijery lavitra fotsiny sady mitomany ry zalah !!! ha aha aha :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
nifona i R8 omaly le aza
aiza ry nyavo2000, ry penguin sy ny tariny
angah mis mipoitr eo zan reny e !!! mijery lavitra fotsiny sady mitomany ry zalah !!! ha aha aha :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. tsinjo
(
11/03/2009 08:12)
rawiwiwi a zahay lesy tsy mitsoaka a sy tsy misitri-belona a , ary aza mbola mifaly fa mbola tsy miakatra ny soratra ee :-D :-D so de elah no itomany sy itazam-potsiny eo , aza hitako any zany kle :-D :{
16. tanymasina
(
11/03/2009 08:33)
N’ayant gagné aucune crédibilité, ni nationale ni internationale, par leurs gesticulations et leur politique de provocation ayant entraîné mort et destruction, les manipulateurs d’ Andry Rajoelina, Mgr Odon Razanakolona et la France, tentent de lui conférer l’honorabilité qu’il n’a jamais eu, en trompant l’opinion mondiale en le présentant comme le protégé des Nations Unis, et cela, avec la complicité de l’émissaire des Nations Unis lui-même, originaire du Mali, ex-colonie française, et qui vient d’être désavoué par le Secrétariat Général des Nations Unis à New York.
A Madagascar comme dans toutes les anciennes colonies françaises, l’Hexagone a conservé sa pesanteur spécifique et reste une référence mondiale. Ce poids entraîne dans son sillage l’Europe, dont le Représentant résident est un français marié à une belge, puis l’Europe francophone, surtout la Belgique qui, comme la France, possède des expériences coloniales, comme on l’a vu, par exemple au Congo.
Et Dieu sait si la Belgique pèse au niveau de la représentation diplomatique présente à Madagascar, notamment au niveau du Système des Nations Unis et du FMI.
Les mauvaises langues commencent même à jaser sur le transfert d’Andry Rajoelina, de l’Ambassade de France vers la Résidence d’un diplomates de très haut niveau, originaire de Belgique.

18. moi
(
11/03/2009 08:50)
Inona aloha ilay nifonany e ? Tsy mazava mantsy, sao voafitaka eo ianareo !
Ilay force one ve ? sa ilay raharaha Daewoo ? Sa ilay nanaovana brouillage ? Sa ilay fanakanana ny sasany tsy hanafatra menaka ? Sa ilay TIM tsy nahatanty resin'ny TGV tamin'ny fifidianana ben'ny tanàna ka nanaovany antsonjay ny ben'ny tanàna ? Sy ilay heloka tsy hitam-poko tsy hitam-pirenena fa hitan'Andriamanitra ?
Ary ilay TGV koa ve tsy mba misy fahadisoana tokony hifonany ?
Izay tsy nanota taminareo no ...

19. TIMTIKO
(
11/03/2009 09:49)
RAHA MISY MAMELAKA NY TAKOLAKAO AVIA OMEO NY AVANANA
NY ANAKIRAI KO OE
OEIL POUR OEIL DENT POUR DENT
KA MIVOAHA ELA RY TGV RAHA LEHILAHY
HO AN I ANDRY NO HIFONANDRA8 EO IMASOMBAHOAKA KA HOY IZY HOE
MAMELA AN I ANDRY FA TSY FATANY IZAY ATAONY
MINOA FOTSINY IHANY
VITA

20. ravonjison
(
11/03/2009 09:55)
Izay ihany no mahavoa ny sasany, izay fihetsika rehetra ataon-dRavalo dia hazavain\' ny sasany araka izay hitiavany azy, ary matetika haratsiana foana.Calmer kely aloha ny fo sy ny saina e.
I Ravalo dia resaka varotra no nampakatra azy ambony, fantany tsara ireo fikafika hatao @ mba hahazoana tombotsoa. Noho izany tsy azon\' ireo vahiny sasany ambakaina izy mikasika ny varotra sy fampandrosoana an\' i Dago. Izany dia somary mahatezitra ireo vahiny satria sarotra @ izy ireo no mitady ilay tombotsoany rehefa Ravalo no mifampiraharaha aminy.
Fohy fisainana ihany ireo mpanaraka an\' i TGV ireo. I Andry dia saribakoly, ny Frantsay dia be resaka kanefa ny tombotsoany ihany no harahiny.
Raha izao no @ toeran-dRavalo dia tsy hasiako resaka FIFONANA izany e, ary izaho koa tsy hifampiraharaha @ saribakoly izany e. Raha misy fahadiasoana t@ fanampahan-kevitra sasany dia izay no ahitsy @ manaraka.