tsy nisy fifonana rangah iny ah!!! mbola miseho ho mafy loha ihany n'havan'iny nefa efa seza rivotra no ipetrahan'lery eo @ fitondrana!!!
raha misy hono ny heloka nataony, ny fahadisoany dia hifonany! f'innn reny olona novonon'la reny???? alika nga reny???? inona ny aferan'la @ mafia??? tanin'alika nga ny taninay no ataon'la @ ze tin'la anaovana azy??????
elà aloha na nifona na tsy nifona de hahazo ny anjaran'la ko eh!!!
ny alaelon'ireny maty havana, very tany sns reny nga mora2 @ la.
olona dondrona sy kentrina ary maivandoha no azon'la @ kôzin'la fa tsy za mihintsy aloha!
am'zay ny anombohana an'ilay kôzy dia mbola kozin'alika ihany hoe " manana safidy na hilamina na hikorotana"
elà miziriziry eo @ sezan'la no mampikorotana, tokony mba mahatsapa tena.
tenenina foana fa eeeeeeeeeeeeeee
anarina foana fa eeeeeeeeeeeeeeee
raha omby vavy be ronono elà efa namidiko