IZA AVY NY FAMILLEN'IREO MIARAMILA CAPSAT ATAOVY LISITRA !
1. nyavo2000
(
10/03/2009 12:43)
MANAO ANTSO AVO AHO, IZAY AFAKA MANOME NY ANARAN'NY FIANAKAVIAN'IREO MIARAMILA AO AMIN'NY CAPSAT, AIZA NO MIPETRAKA SNS...
RAhA SANATRIA MANINOMANINONA NY FILOHA NA NY VONOINA NY VAHOAKA DE HIROHOHATRA HAMALY IZANY ANY AMIN'NY FIANAKAVIAN'IREO MIARAMILA ISIKA....RAHA RATRA VALIANA RATRA, RAHA AINA SOLOANA AINA...
ANTSO AVO NO ATAO, ATAOVY MIPARITAKA AMIN'NY INTERNET NY LISITRA SY NY ADIRESY, INDRINDRA NY AN'ILAY Col NOEL RAKOTONANDRASANA DE HO HITA EO NY TOHINY.
ISIKA TSY MAINTSY MIJORO ARY TSY MILEFITRA

répondu par fijo le 10/03/2009 22:19
3. ainaheri
(
10/03/2009 12:50)
Efa vita ny tsena ry nyavo aa,sao tapaka lalan-drà eo,manao be lazao eo fotsiny hihihihihi Ndana maka sisiny d minana aorta alou,amerenan'aina hihihihi
4. nyavo2000
(
10/03/2009 12:50)
IALAHY RY XXX RAHA TEN SAHY MISEHOA F'AZA XXX FOANA!
OHATRY NY OLONA MPANAO PORNO IRENY XXX FOANA!
OHATRY NY OLONA MPANAO PORNO IRENY XXX FOANA!
6. peta83
(
10/03/2009 12:53)
Aza mamaly RATSY ny RATSY :-$ :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: devoly miala amin'ny anaranan'i JESOSY MIALA MIALA MIALA
:evil: :evil: :evil:
:evil: :evil: :evil:
7. xxx
(
10/03/2009 12:56)
ary elà ho faty ho azy ao elà ry iva 2000,ndana minana aourta marina klou, fa mitsipaka eo! fa ny tranon'là no dorana manaraka eo!
10. mmmhh
(
10/03/2009 13:03)
Ho faty eo fa ento mora ihany ry Ny avo a, na hisy hitifitra Ra8, na ho faty i Andry TGV
mmmhh tsy ho any mintsy e, ataovy ao ny anareo,
mmmhh tsy ho any mintsy e, ataovy ao ny anareo,
13. gasmlay
(
10/03/2009 13:08)
zany IVOHASINA zany koa hono ry nyavo2000 ,tô avy ao am capisaty an! :@ :miam: :-D
14. mion
(
10/03/2009 13:13)
raha mila service dadatoa de azo antsoina aho, mais que ce soit dans la discretion absolue. Tsy mila mpiara-miasa aho fa miasa irery, za no mametraka ny conditions rehetra, dadatoa mandray vonona. efa zatra asa aho ary afaka mi-se deplacer andafin-driaka sans problème.
15. captsaty
(
10/03/2009 13:14)
zahay captsaty tsy manaiky handevozin'ny R8 amin'ny baiko zay tsy mijery ny maha olombelona fa didy jadona !!! ça suffit la dictature !!!
bye bye ry ny iva 2000 sy ny tariny ato amin'ny serasera
bye bye ry ny iva 2000 sy ny tariny ato amin'ny serasera
16. xxx
(
10/03/2009 13:25)
i hery à, mbo avoahy eto daolo hono ny lisitry ny mpomba an'i ra8, fa ilain'nyavo2000 maika. sao hono tsy antonona avion 1, mba hanomanany avion hafa koa.
fangatahana ihany ny azy, fa tsy hainy ny nanoratra azy é
misaotra mialoha
fangatahana ihany ny azy, fa tsy hainy ny nanoratra azy é
misaotra mialoha
17. xxx
(
10/03/2009 13:30)
r'zalah reo mantsy zao solotenany ihany sisa no manatrika dinika eto, fa ny sasany tsy afaka miditra satria tsy miasa é. mampalelo, any ampiasana ihany mantsy zalah reo, no mba afaka mampiasa net. njôôôôô.
aiza ary tsiafoy zay r'zalah?? malaelo azy ngé ny bandy é.
aiza ary tsiafoy zay r'zalah?? malaelo azy ngé ny bandy é.
19. kasimodo
(
10/03/2009 13:38)
Ny avo2000 ô!! ra8nao ngeh tenenina foana fa eh eh eh! hanarina foana fa eheh eh; fa na dia zany aza nampalelo ihany aloha ny nahazo azy eh!! fa tsara lesona ho an'ny mpitondra namadika ny vahoaka nametraka azy teo amin'ny fitondrana izany :lol: :lol:
20. yvonKEL
(
10/03/2009 13:39)
Tsy matotra mitsy oa le mpiserasera fa manao resak'ankizy 11 taona.tsisy afa tsy fifandrafiana: ay moa adinoko fa isika kay afrikana