IZA AVY NY FAMILLEN'IREO MIARAMILA CAPSAT ATAOVY LISITRA !

21. xxx ( 10/03/2009 13:46)
yvonKEL:

Tsy matotra mitsy oa le mpiserasera fa manao resak'ankizy 11 taona.tsisy afa tsy fifandrafiana: ay moa adinoko fa isika kay afrikana



ary papa zany ngé manadino é, sà papa efa nanao fangatahana nationalité vahiny fa tsy nahazo? :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:

papa ààà, matotra daolo ny eto, fa ra8 mody androany vo mifona iny zao, no olona tsy matontra mitsy. zao lé paika, mody nampitenenina daolo aloha ny force rehetra(ZN-POLISY-CEMGAM) zay vo mody niteny.
milay ka, matotra tsara ny filo(u)ha
22. yvonKEL ( 10/03/2009 13:53)
xxx raha ho lazaiko anao ny marina momba ahy de mety harary na tapaka lalan-dra ianao fa tsy zazakely akory ka hifamaly @ izany.vazaha ttsy ny aty ary aty france no mipetraka . raha mila fanazavana fanampiny apetrao na koa mila hebergement
23. xxx ( 10/03/2009 13:59)
zà ngà miady aminao?? enao ary zany any ko, mampamangy @ famille retsaretsa any. tsy olana amiko na any enao na aty. ny tsapako ftsn, ary maro nareo no otran'zany, tsy mahalala marina ny tena zava-misy nareo matetitka, matetika oà. ka mandray ambolony. diniho tsara, ary fankafakao, fa aza manao dika vilana

de refa any, aza miseho ho matotra loatra, na resa-jaza 11taona ny eto, na inn, aza miditra ftsn refa tsy mahatanty.
refa nareo no manala azy, mety, fa refa zahay, lazaina fa zazakely???
24. zandikely ( 10/03/2009 14:03)

Mampalahelo fa ambany loatra izany fisainana izany. Ny fifandaminana izao no tsara atao fa tsy fiantsinana tahaka izany.

Efa tsy tokony misy mahazo manao adisoana na kely intsony izao satria efa tena sarotra be ny raharaha.

DINIHO, ERETRERETO, LANJALANJAO TSRA IZAY LAZAINA SY IZAY ATAO FA TENA EFA ZAVATRA SAROTRA BE IZAO MBOLA MITENITENY FOANA NY ANKAMAROANY.

Efa hita fa noho ny Hadalan'i RAVALOMANANA sy ANDRY izao, mbola manohana ireo olona efa very saina ireo iany. MAMPALAHELO SADY MAHATEZITRA MIHITSY
25. andrywui ( 10/03/2009 14:06)
hoy nyavo oe ::

Lohateny : IZA AVY NY FAMILLEN'IREO MIARAMILA CAPSAT ATAOVY LISITRA !
MANAO ANTSO AVO AHO, IZAY AFAKA MANOME NY ANARAN'NY FIANAKAVIAN'IREO MIARAMILA AO AMIN'NY CAPSAT, AIZA NO MIPETRAKA SNS...

RAhA SANATRIA MANINOMANINONA NY FILOHA NA NY VONOINA NY VAHOAKA DE HIROHOHATRA HAMALY IZANY ANY AMIN'NY FIANAKAVIAN'IREO MIARAMILA ISIKA....RAHA RATRA VALIANA RATRA, RAHA AINA SOLOANA AINA...

ANTSO AVO NO ATAO, ATAOVY MIPARITAKA AMIN'NY INTERNET NY LISITRA SY NY ADIRESY, INDRINDRA NY AN'ILAY Col NOEL RAKOTONANDRASANA DE HO HITA EO NY TOHINY.

ISIKA TSY MAINTSY MIJORO ARY TSY MILEFITRA




za anefa nyavo mahafantatra fa aleo ary omena an'yavo ny listes e !!!
-Ravalomanana Marc (famille-ny Sarah,Josoa,Maika ...)
-Ministra zay ao amin'ny Gvt amzao bedabe loatra fa tsy voatonoko fa jereo ao amin'ny site Tim de hitan'i nyavo ao )
-Ny mpiasan'ny Magro ,Tiko ,,blue print......
-ireo mpiambina manokana ny Filoha sy ireo ao ambohitsorohitra ao ireo (maromaro ihany)


AKA VE ZAY NYAVO SA AMPIANA IHANY ?? EFA TSY LANINAO HO VONOINA IREO !! FA TONGA DE ASIO ALOHA DE OMEKO LISTRA VAO2 NDRAY NYAVO AVY EO ha ha ha ha ha ha !!!!!!!


de aza midelira intsony ha ha ha ah


26. Mirananirina ( 10/03/2009 14:10)
Naninona anao ny famille ireo miaramila.Ny famille-nao aloha jerena sy ambesana ,fa ianao be vava io sao ataony sasany vita matavy eo.
27. captsaty ( 10/03/2009 14:18)
ny iva 2000 >>> aza miteniteny fôna fa ny vava tsy ambina no ahitan-doza!!!
famille n'ireo miaramila tsy manan-tsiny oln-tsotra civile ve no anananao kakay???
INONA NO RATSY NATAON'NY ANAO ?? Teneno eto !!! fa tsy nisy de akombono ny vava !!!
28. xxx ( 10/03/2009 15:47)
captsaty:

ny iva 2000 >>> aza miteniteny fôna fa ny vava tsy ambina no ahitan-doza!!!
famille n'ireo miaramila tsy manan-tsiny oln-tsotra civile ve no anananao kakay???
INONA NO RATSY NATAON'NY ANAO ?? Teneno eto !!! fa tsy nisy de akombono ny vava !!!



AZA MATAHOATRA LESY RA WIWI FA LASANTSIKA IO AN,KELY SISA DIA CHAMPAGNE E :-D :-D :-D
29. andrywui ( 10/03/2009 16:48)
Angah champagne fotsiny zany lety ry lety !! ho antsoiko tsirai1 any amin'ny lavatranony any ireto Tim ireto de hasaiko manokana mihitsy sady ampahereziko tsy ho kivykivy zany !!! de mbola omeko ropatsa tsy11 koa ry zalahy ireo !!! ha ha ha aha tena efa akaiky lely anie ry reto ny fara andron'ny Tim fa nareo variana ato fotsiny ee !! !ha aha aha ah !! aza mitso2ka tato fotsiny fa mijanona ato daholo ho arahabaina a !!! ha ha ha h
30. fijo ( 10/03/2009 22:19)
mampalahelo rah any tafik ano mivarilavo toa izao.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0482