4x4 Hilux N°2450 TAF & VOLA 400 M Fmg hoan'ny ss-OFFICIERs

1. nyavo2000 ( 09/03/2009 12:54)
-Araka ny tatitra mari-pototra, dia fantatra fa vola 400 M FMG no takalo amin'ny fihetsika nataon'ny sous-officier omaly.

4×4 toyota hilux N° 2450 TAF sy Golf type 4 gris no nanao ny fifanolorana teny antsakaviro, ary ny rafozan'i Andry RAJOELINA no nitondra ilay 4×4.

Ny mpamatsy vola: Quincaillerie 2000, tranombarotra Sambatra sy Lion eny ANdravohangy …

De mazava ny resaka ankehitriny fa de ireo olona ireo no tena fositra:
ANTSO ATAO, NY HISAMBORANA NY RAFOZAN'I Andry TGV ary ny hanaovana fahirano ireo orin'asa na KARANA ireo.

ATAOVY ANDRIMASO IO 4x4 io sy ilay N° 2450TAF

LARGE DIFFUSION SVP !
répondu par gran le 10/03/2009 20:15
2. xxx ( 09/03/2009 12:57)
hihihi, miala any ndray ny karazan'lé angano efa mpandé eto @ dinika.
toy ny oé: "lojikan'ny fifandonana", sy ny maro hafa. large diffusion

:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
3. nyavo2000 ( 09/03/2009 12:59)
HAMARINO NY VAOVAO RAHA DISO E!

4. xxx ( 09/03/2009 13:01)
fa ny avo ve adala e ! ka hoe mifampivavaha hoy ireo rayamandreny , ka inona indray no hamarinina

:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: rehefa tsy mifampivavaka
5. naughtyboy ( 09/03/2009 13:02)
Hay ve e ireto couple reto kalo jerena e
http://www.sobika.com/v2/img/img_soiree/2009/hoax2/azerty/TGV_Ravalo2.jpg
6. rahiratra ( 09/03/2009 13:06)
Voa ve ny aorian'i TGV izany ? Sarindiky indray vé no handrasana tsy loza koa no hitranga ?
7. xxx ( 09/03/2009 13:06)
mifampivavaha ianareo na kalo na tsy kalo mazava ve ?
8. naughtyboy ( 09/03/2009 13:07)
Hay ve e ireto couple reto kalo jerena e
http://www.sobika.com/v2/img/img_soiree/2009/hoax2/azerty/TGV_Ravalo2.jpg
9. xxx ( 09/03/2009 13:09)
ary nareo mitsy zany niara-nanisa an'le "S" t@ rafozan'i tgv an?? dé otsinn karamanareo kalé?? mbo meo ny fianakavina é :lol: :lol: :lol: :lol:
10. xxx ( 09/03/2009 13:14)
ANGANO ANGANO ARIRA ARIRA
11. ratavao ( 09/03/2009 13:21)
Dia inona ko no angano manaraka fa zay vonona fona hamaky e! hitady aza atao fa maika efa misy mpamorona, raiketo boky mihitsy de amidy any amin'ny lebrérie e! Tononkalo, angano, sns!!!!!!
12. xxx ( 09/03/2009 13:26)
merci ratavao an, efa nisy editeur nanaiky ngé é. :lol: :lol: :lol: :lol:
13. Mirananirina ( 09/03/2009 14:22)
Ka izay ihany ny fiainana ao dago:Takalo,tsolotra,vola,vola.....................
Aiza ve rangahy ka hangataka nationalité gasy ny zanako aho,vola daholo izay aleha(angatahina io an)Mahakivy.......................
14. xxx ( 09/03/2009 14:50)
voa ny taorian'i rahiratra dia faly be izy ntsooo !!!!!
15. Andribe ( 09/03/2009 14:51)
Mirananirina:

Ka izay ihany ny fiainana ao dago:Takalo,tsolotra,vola,vola.....................
Aiza ve rangahy ka hangataka nationalité gasy ny zanako aho,vola daholo izay aleha(angatahina io an)Mahakivy.......................


hiihi vola kosa io

:-D :-D :-D
16. andrywui ( 09/03/2009 19:04)
Pfffffff !!! ze voa manodididna zany e !!
17. tanymasina ( 09/03/2009 19:08)
Ilay Reny malala nivadika ho renikely.

Niteraka zaza mandoza mihotakotaka miady lova.
Koa dia nihotakotaka noho izany ny fianankaviana.

Ramalagasy – Very ny fahombiazan’ny finoany fa tsy nahalamina na inona na inona. Asa manantena inona?

Tandindomin-doza Ngeza Lahy ny fihavanana mampalaza an-dRamalagasy.
Natakalony, fifankahalàna, fifandatsahan-dra, fifamonoana, fandrobana sy fandoran-trano ny fihavanana sy ny fifandeferana nananany izany nandrafitra ny fahendreny fahizay.

Noho izany

Ny halahelo tsy ambara Havana hono zakan’ny tompony eny ihany.

Koa dia miantso an-tanan-droa anareo members permanents ao amin’ny conseils de sécurité des Nations Unies izahay ankohonan-dRamalagasy sisa tsy very saina fa hatenda ny ranom-basy. Mieritreritra aza izahay izao eto am-panoratana fa misy voay ao anaty ranon’apango ao.
Ianareo mantsy no tompon’ny anarandray eto ambonin’ny tany, izay hany fahefana afaka mibaiko filoham-pirenena sy tafika manerana izao tontolo izao, rehefa misy olana tsy voavahan’ny tompony na itsabahan’ny avy any ivelany.
Indreo ianareo ry Dadatoa Amerika, ry Nenitoa Chine, ry Valy Rosia, ry fati-dra Anglisy, mba jereo akaiky io renikelinay io dia mba bedeso fa ratsy fanahy.

Dia manantena anareo tompon’anarandray eran-Tany ary izao izahay, ankohonan-dRamalagasy fa tena latsaka an-katerena.
Sonia

Ramalagasy mianankavy.

18. xl ( 09/03/2009 19:18)
on verra demain
19. gran ( 09/03/2009 19:25)
NY FISIAN'NY 4X4 HILUX SY GOLF SY NY VOLA 400Mo TSY FANTATRO. FA NA IZANY NA TSY IZANY DIA NANAMBARA TAO @ TVPLUS NY OFFICIER COLONEL RAKOTONANDRASANA NOELY SOLOTENAN'IREO MIARAMILA MPIKOMY AO @ CAPSAT, NANDRITRY NY CONFERENCE DE PRESSE, FA NANAO FANDAMINANA TETO ANTANANARIVO NANDRITRY NY ALINA, ARY NIFANDAMINA T@ IREO RAHALAHY AO @ ZANDARMARIAM-PIRENENA TENY ANKORAHOTRA ANTSAKAVIRO.
NY MAHAGAGA FOTSINY DIA NY HOE : FIFANDAMINANA EO @ MIARAMILA SY NY ZANDARY VE DIA TSY TOKONY ANATY CAMP NO ANAOVANA AZY FA ENY ANTSAKAVIRO?
20. snakerivo ( 10/03/2009 07:31)
ko efa voaporofo fa tena marina ve ry ratavao ko inona indray no lazainao fa angano eo an sady efa hita izao fa miaramila voavidim-bola ry zalah ao amin'ny cap sat reo koa inona indray . RY ZALAH REO NO ATAO HOE FOZA ORANA
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0994