4x4 Hilux N°2450 TAF & VOLA 400 M Fmg hoan'ny ss-OFFICIERs

21. xxx ( 10/03/2009 08:41)
hay moa reo no vovidy vola? fa ry jeneraly tsy vovidy, satria efa vola tsy hay lazaina no azony tsinn?
rehefa tonga saina ny olona, dé vovidy vola zay?
22. xxx ( 10/03/2009 09:07)
Mba gran iany ve dia izany no mba famakafakan'ingahy information. Fa sekoly taiza na gran nareo. Mba alefaso lavitra ny saina. Raha mila fanazavana dia valio aloha. :-D
23. gran ( 10/03/2009 20:15)
Miala tsiny fa tsy miresaka amina-xxx i gran satria tsy manana hazondamosina ireny, sady lasa fozaorana be eto @ serasera. :p :p :p
Saingy hovaliako ihany anefa ianao satria mampalahelo ahy ny toetsainao: amiko dia adihevitra miainga @ zavamisy no aroso eto, fa tsy fiantsiana na fanenjehana sy fitsarana mpiserasera akory. Raha diso ny hevitra narosoko teto dia voninahitra ho ahy ny mba anintsianao azy, satria izany rahateo no tadiaviko eto. :-w :-w :-w
Farany, tadidionao fa izay manenjika dia any aoriana, tsy tampipahaizana ny tenako saingy tsy mitsangamenatra @zany aho satria fantatro @ toetsainao fa kilometatra maro any aoriako ianao, FARAFAHARATSINY MANANA HAZONDAMOSINA raha hifampisera amiko: MISEHOA ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0593