Mathotra TGV ny miaramila dia milaza ny tsy ao an-tsainy
1. rahiratra
(
09/03/2009 12:21)
Kay moa ka asa fivelomana tsara hoy ry zalahy ny miaramila ary tany milamina i Madagasikara ka na sarim-bavy aza afaka manao miaramila. Tonga ny saritaka dia milaza ho tsy izy ny akama.
répondu par ratavao le 09/03/2009 14:31
2. xxx
(
09/03/2009 12:23)
mifampivavaha ianareo tsotra anie izany , sa miangona alahady dia miady eto latsinainy tsy mety intsony izany
3. karavasy
(
09/03/2009 12:25)
Ady izao fa efa ny mpandroaka demony aza lasa mandroba. Karavasio ééé
4. ratavao
(
09/03/2009 12:39)
Fa manana EMONN/NAT angaha i TGV ka nasaina hamono miamila no hatahotra TGV enao no matahotra TGV fa tsy ny miaramila mhitsy
6. penguin
(
09/03/2009 12:45)
F'angah tsy efa mibaiko indray ny TGVendrana no milaza tsy manana EMMONAT ? Tsy efa azo vé ny fandresena é ?
7. xxx
(
09/03/2009 12:59)
Tsy azoko, fa maninona no hatahotra TGV ny miaramila? tsssss
Mba misaina rehefa miteny fa tsy miteniteny foana? fa misy inona @ TGV?
Na i TGV nao izany efa misitri-belona koa lazaina fa matahotra TGV ny miaramila?
Tonga saina ny miaramila fa tsy manaiky baikon'olo adala, tsy manaiky atao marionette fotsiny, atao hoe gauche de gauche droite de droite,
mba olona misaina izy ireo,
tsy mpamono olona akory ny miaramila,
Zah manokana dia midera ny fanapaha-kevitry ny tafika Malagasy, Mankasitraka e, nifoha t@ torimaso ihany ny tafika nony farany.