Minoa anà fa ts ho lasa lavitra tsony ny fitondran'i R8 :)

1. bema555 ( 09/03/2009 09:49)
Tsy mankaiza tsony ny fitondranao ry R8 ô!!!
Sommet no ataonao lahara-pahamehana nefa ny an'ny olona fiharianm-pirenenera no tena ilaina!!! Asa ho vitanao zany sommet somet nao zany rah tsy mila i gasikara: jereo alou ry dada valo ny hetaheta n'ny besinimaro vô mitomany sommet enao !!!! tsy ratsy ny sommet saingy ts tokony hataonao tsinotsinona ny démocratie !!!!

zany ry dada valo fa nôna be za!! kony an
répondu par ratavao le 09/03/2009 10:58
2. xxx ( 09/03/2009 09:53)
bemarena pour ela fa mangina, tany tsy misy fanjkana izao raha mangalatra ka tratra tsy misy fitsarana alefa ry zalaha an,doroy ny tranon'i tgvongany
3. bema555 ( 09/03/2009 09:58)
tsis afa-tsy ny ratsy no be taim-bava ôtranao ry XXX !!! :) :) :)
Ra olona enao ka sahy mijoro de nasehonao mazava ny ps nao !!
toa anay!! resaka slow body no teneinao de tsy sahy mijoro enao
4. rixes ( 09/03/2009 10:04)
afindra any suisse hono ny fitondran'i ra8 ^:^
5. bema555 ( 09/03/2009 10:11)
rixes:

afindra any suisse hono ny fitondran'i ra8 ^:^


fa aôna letsy ry rixes ???
:D :D :D :D :D :D
6. grosbras ( 09/03/2009 10:11)
aleo izy haneho ny heviny e tany efa tsy misy fanjakana ity ,aleo hifanamany eo e ,
7. tsinjo ( 09/03/2009 10:12)
he he he , aza misioka raha mbola tsy tafavoaka ny ala e , politika io ry bainn aa
8. ratavao ( 09/03/2009 10:58)
RAHA OHATRY NY TOE-TSAIN-DRY xxxx DAHOLO ALOHA NY OLONA REHETRA TETO MADAGASIKARA EFA ISIKA NO TSY NISY NIANGANA INTSONY NA DIA TAMINGAN'OLONA IRAY AZA SISA TETO MADAGASIKARA!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.053