Mbola fotoanany izao ry zalah !!!

1. essera ( 09/03/2009 07:58)
Zao zalah,

Azo nialana daholo ny zava-nitranga rehetra teto amin'ny firenena, fa atao azafadin'ambaniandro ilay izy... Tsy misy resaka foko eto fa fomba fiteny a.

EFA ELA NO :
- niezahanareo nanampina ny vavan'ny vahoaka hatramin'izay.
- nilazanareo fa vitsy an'isa ireo mpitokona ireo. Noana izy dia tsy maintsy niasa raha ny fahitako azy.
- nilazanareo fa tsy nisy kobay izany ao an-keliky mpitondra.
- mandroso ny firenena ary mitombo ny harin-karena faobe.
- tokony nahazo 4L ny malagasy tsirairay.
- nanaovana famoretana ny toen-karem-pirenena.

Tsy efa andro tokony hahatongavana saina ve izao ? Maninona raha miaiky izay zavatra tsy mety toy izay avela hiditra amin'ny adin'ny samy miaramila ary ny loza dia ho lasa guerre civile io (minoa ahy, minoa fotsiny ihany...). Aza hitako, tondro molotra fotsiny ranona dia paaaaaaaaaa !!!!

MBOLA FOTOANANY IZAO RY ZALAH. Ny maro amintsika (2/3 raha kely indrindra) ange no tena mbola sahirana sy miaina ao anatin'ny fahantrana lalina. Ny ankabeazan'ny olona mandala ny fitondrana ankehitriny dia ireo tsy miaina loatra ao amin'io fahantrana lalina ary misy matin'ny sitrany ahay dia araraotina amin'ny alalan'ny fanambazana. Efa hatramin'ny ela io fika ratsy io no nanjaka.

Mbola fotoanany ho'aho izao e !!!! Misaotra mialoha
répondu par essera le 09/03/2009 09:05
2. Andribe ( 09/03/2009 08:06)
mbola hitohy ny korotana sy ny vono olona izay no tadiavin ny malagasy aleo maty toa izay noana aleo maty toa izay miasa 8O 8O 8O 8O 8O
3. essera ( 09/03/2009 08:25)
Andribe:

mbola hitohy ny korotana sy ny vono olona izay no tadiavin ny malagasy aleo maty toa izay noana aleo maty toa izay miasa 8O 8O 8O 8O 8O


Izany koa no nataon'ny menalamba sy ny vvs sy ny mpitolona tamin'izany fotoana izany les Andribe. Atao ahoana fa tena vendrana ry zareo tamin'izany ary dia mbola vendrana isika izao. Resaka fanagejana fôôôôôôôôn anefa niaingan'io. Sa diso aho ?
4. ratavao ( 09/03/2009 08:30)
Raha misy koa Andriamanitra aza manahy fona fa tsy manampy ny tena marina izy ary tsy mamela an'ireny fa hanavotra fona ny firenena e! Andriamanitra tsy irony pahina irony fa mahiratra tsara mahita ny zava-miseho de efa ho avy ny fandresena ny ratsy eo aminy, ka anjaranao io izay manao azy ho tsy misy ny ho fongana!
5. Andribe ( 09/03/2009 08:34)
essera:

Andribe:

mbola hitohy ny korotana sy ny vono olona izay no tadiavin ny malagasy aleo maty toa izay noana aleo maty toa izay miasa 8O 8O 8O 8O 8O


Izany koa no nataon'ny menalamba sy ny vvs sy ny mpitolona tamin'izany fotoana izany les Andribe. Atao ahoana fa tena vendrana ry zareo tamin'izany ary dia mbola vendrana isika izao. Resaka fanagejana fôôôôôôôôn anefa niaingan'io. Sa diso aho ?


TSY HAY TSONY MIFANGARO AO DAHOLO NY TOMBOTSOANTENA SY NY FITIAVANTENA FA LE FITIAVAMBAHOAKA MBOLA RESAKOVY



6. essera ( 09/03/2009 08:41)
Minoa fotsiny ihany e... Zay indray nareo fa tezitra amlé mangalatra slogan aako.

Efa ela io no tany amin'ny baiboly fa aza tezitezitra ohatran'io moa é...
7. Oay ( 09/03/2009 08:45)
Andribe:

TSY HAY TSONY MIFANGARO AO DAHOLO NY TOMBOTSOANTENA SY NY FITIAVANTENA FA LE FITIAVAMBAHOAKA MBOLA RESAKOVY

Tsy maintsy hiavaka ny vary sy ny tsiparifary ary izany dia hotanteraka na tsy izao d izao aza satria Zanahary d miaraka @ fanahy Malagasy.
Mbola averiko eto foana fa mbola tsy tonga teto Madagasikara ny fivavahana Kristianina d efa nanaiky ny Malagasy fa misy ilay Nahary ary ny mahagaga d ilay Andriamanitra nentin'ny fivavahana Kristianina no voalaza fa nanao sy namorona izao tontolo izao d io izany ilay Nahary na iZAy Nahary noho izany ny fahatongavan'ny Kristianisma tao Madagasikara d nanamafy ny finoany an'Andriamanitra ka izay finoana an'Andriamanitra izay no hahavotra an'i Madagasikara;
Marihiko anefa fa mbola handalo hanao asa ratsy ny devoly fa @ farany d tsy maintsy mandresy Andriamanitra sy ny vahoakany.Ny tsy fanatatro d hoe rahoviana io fa za mino fa na tsy hohitako aza d ny taranako tsy maintsy hiaina an'izany indray andro any.

8. essera ( 09/03/2009 08:48)
Za ry zalah vao teraka dia efa niaina tao amin'ny Adklé Ratsiraka hatram zao d mbola Ambohidepona foana izany. Henjana koa ny fanagôman zalah koa.
Antitra a mbola ry be volombava tendakanina ihany no mitondra.

Leo b aa éééééééééééééééééééééééééééééé
9. mion ( 09/03/2009 08:54)
ndana @ zay mody any ambany rangolahy dadabe fa tsy misy zava-bitanao intsony fa aleo ze afaka hampandroso no hiasa. Sady toa tsy maharaka filma intsony koa izy ity zany
Mahagaga fa le tsy mavita n'inn n'inn iany no be taimbava ato @ ty forum ty
10. essera ( 09/03/2009 09:05)
Inona kay ilay tsy mahavita n'inon'inona. Sao dia lé resaka hoe raha vao tsy izahay no mitazona sotro be dia tsy misy vary ho anao eo.

Nanin atram patrick ramiaramanana, hery rafalimanana tsy nisy niraharaha ireny bas quartier ireny amin'ny ankapobeny. Dia ilay fikan'i Herivelona ramanatsoa no averin'lisany atao eo indray a. Amboarina amin'ny andro alina ny arabe amin'ny hatevina 5 cm fa tonga amin'izay mahamay azy tam zany.

Mapmé bé les le fika ataon lisany. Naninona raha navela niasa fotsin le bandy kely iny d avy eo ange iomehezana fotsiny rehefa tsy afaka fa tonga d vao manomboka ny lanonana dia efa GAFIANA.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4005