Ary marina ve fa pelaka hono i Ivohasina

1. rabaradaka ( 09/03/2009 06:42)
Mba nampieritreritra ahy dadatoa ilay hoe pelaka hono i Ivohasina.
répondu par kofbay le 04/05/2009 12:27
2. rnanc ( 09/03/2009 07:52)
tsia, sipa ao @haino amn-jery iray no alainy vady atsy ho atsy
3. RATOVOARY ( 09/03/2009 13:03)
[quoterabaradaka]Mba nampieritreritra ahy dadatoa ilay hoe pelaka hono i Ivohasina.[/quote]
Ndàna aloha anontanio izy de lazao eto ze marina
4. yuka ( 09/03/2009 13:15)
Aza miteniteny foana rabaradaka a!
zay d anokafana dinika mints le olona :-P tsy pelaka zany izy fa firenena aloha,vao vady :-P
5. soanja ( 09/03/2009 15:36)
rabaradaka:

Mba nampieritreritra ahy dadatoa ilay hoe pelaka hono i Ivohasina.


Saika hiteny aho hoe :" Zay le mahavoa an'le G..!" saingy matahotra an'i Sitlo dia tsy hiteny izany intsony. N'inona n'inona izay safidim-pitiavana any samy manana ny tiany io rehefa mahasambatra azy. Ny hampiodina ny fiainam-pirenana izao no tokony imasoana mafy. Ohatra hoe oviana no hiverina any Mada ny torista ary hanomboka hamokatra indray ny tantsaha malagasy fa tsy manambola ry zareo hanajariana ny tany sns...
Ampitiavana be io resako io!




6. kofbay ( 04/05/2009 12:27)
izaho aloha mahafantatra an'i ivohasina sy ny zandriny vavy efa talohan'ny niasany tao @ governemanta fa tsy nahita mihintsy aho hoe pelaka na somary pelaka i lery e! izay ataony any ambadika any no ts haiko, fa io koa safidy io e, ataoko angamba fa tsy misy tokony hifanenjehana ny amin'izany!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2242