Andry Radomelina,

1. Optik ( 04/03/2009 16:35)
Fampitandremana farany ny ahy ty ho an'i Andry Radomelina sy ry
Adiky Ramarosôn sy ry Dôlé-Dôlé-Maskita .........

Vonony ny entana sy ny valizy fa tsy maintsy hanainga daôly daôly laisany rehetra reo dans 10 jrs au plus tard: 2 ny safidy : Nosilava na Renimalala

Raha tahiny ka ho lasa any nosilava ihany lesy elah Radomelina de aza malaeloelo fa Ikala Mialy kely aty efa manomboka zatra anah!!!
répondu par Optik le 04/03/2009 20:21
2. vale ( 04/03/2009 16:42)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
3. jakaka ( 04/03/2009 17:05)
Optik:

Fampitandremana farany ny ahy ty ho an'i Andry Radomelina sy ry
Adiky Ramarosôn sy ry Dôlé-Dôlé-Maskita .........

Vonony ny entana sy ny valizy fa tsy maintsy hanainga daôly daôly laisany rehetra reo dans 10 jrs au plus tard: 2 ny safidy : Nosilava na Renimalala

Raha tahiny ka ho lasa any nosilava ihany lesy elah Radomelina de aza malaeloelo fa Ikala Mialy kely aty efa manomboka zatra anah!!!



aza miteniteny foana ny vava vody
4. xxx ( 04/03/2009 17:22)
jakaka ny vavanao miteny io mitsiny no izy
5. jakaka ( 04/03/2009 18:02)
xxx:

jakaka ny vavanao miteny io mitsiny no izy



mangina ra badamena hidio vava vody
6. ravol ( 04/03/2009 18:03)
Nareo Mpanohana an-dRa8 no tena vendrana sady mampalahelo indrindra, raha tsy azon\'ody, izay TGV nanao fivoriam-bahoaka indroa ve no mampisahotaka sy manakorotana ny firenena manontolo nandritra ny 2 volana izay ? Ampiasao ny saina fa tany an-tsekoly ihany e!
Voafitaka tanteraka ny Malagasy, na ny 13 Mey na ry goaika antitra na ny Mpanohana fitondrana.
Ny filoham-pirenenana ihany no mitantana izao fikorontanana izao, mampiasa saina kely dia avereno ny zava-nitranga rehetra hatramin\'ny desambra 2008.
Mbola ho ela isika vao ho tafarina fa ny nandia fianarana aza tony zao no mba heviny koa ! Asa angamba atsy ho atsy !
Aza miandry ho izy mihitsy no manondro basy eo ambany oronareo vao taitra fa mandiniha dia mieritrereta eee!
Hamarino tsara fa Nosy Lava toa efa tsy fonja intsony fa efa toeram-pitsangatsanganana, dia avadiho impito ny lela vao miteny fa miteniteny foana indrindra reo mpanohana an-dRa8, aza kivy ry mpanohana ny TGV diamba jereo ny zava-misy fa aza mihinana am-bolony ihany ô !
7. tsimatimanota ( 04/03/2009 18:06)
MIHINATAY AMBOLONY AO @ 13 MAY VE?
LOZA
8. ravol ( 04/03/2009 18:17)
Mino fotsiny ihany e !
9. fijo ( 04/03/2009 20:11)
aza mifanompa fa samy tsy misy ahazo ariary eo isika e
10. Optik ( 04/03/2009 20:21)
Ô ry lety ry jakaka ah, zah mba manome avertissement an'lah ndray ve no mba ompain'lah!!!

Aorony ny entana dieny mbola tsy tara fa atsatsikay elah; kitoza l'ty ah!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2328