MILA AMPIANARINA MITOLONA VE NY MALAGASY !
1. endrika01
(
03/03/2009 19:06)
Coucou! Faly mitafa aminy namana retra ndray e Efa ela ihany no nanarahako ny dinidinika Politikantsika ato.Tena mahaliana sy mapitampim-bava koa ny sasany!De ozizy aho we tsy Mahay ny atao we mitolona ve ny Malagasy?Aniza ny fahadisoana raha misy ny Fahantrana?Varimbarina manaraka ireo mpifandrombaka seza,ka tsy mahatsiaro tena we ataonizy ireny fitaovana fotsiny!
répondu par endrika01 le 04/03/2009 17:20
2. xxx
(
03/03/2009 19:19)
tena tsy mahay mitolona ny malagasy é! indrindra ny mpanao politika,indrindra indrindra ny mpanohitra, tsy manana heritreritra afa-tsy ny hanongam-panjakana, raha misy tsy mety ny ataony mpitondra tokony iny zavatra tsy mety iny no hitokonana ary tsy asiana resaka fanonganana ary ny mpitondra tokony ahita an'izay!
Soa fianatra tahaka ny ataony reo firenena sasany (France) tsy hijerena hoe mandroso lé firenena na hoe tsy mitovy ny resaka toe-karena fa lé fomba fanoherana no mba jerena!!
Soa fianatra tahaka ny ataony reo firenena sasany (France) tsy hijerena hoe mandroso lé firenena na hoe tsy mitovy ny resaka toe-karena fa lé fomba fanoherana no mba jerena!!
3. xxx
(
03/03/2009 19:20)
I TGV no napahantra ny malagasy, izy no nitondra ireo andian'olona teny amin'ny zone rouge, zaza tsy ampy taona ary koa mitetateta ho filoham-pirenena, manakorontana fotsiny, ny mpiasa efa te hiasa, nodorony koa ny tanana.
:)
TSY MISY ZAVATRA ERITRERETIKO IREO AMBONY IREO NA KELY AZA FA MBA MIANATRA IRETO MOMBAN'ny mpanjakan'ny madagasikara aho.
:D
:)
TSY MISY ZAVATRA ERITRERETIKO IREO AMBONY IREO NA KELY AZA FA MBA MIANATRA IRETO MOMBAN'ny mpanjakan'ny madagasikara aho.
:D
4. batista007
(
03/03/2009 19:25)
endrika01:
Coucou! Faly mitafa aminy namana retra ndray e Efa ela ihany no nanarahako ny dinidinika Politikantsika ato.Tena mahaliana sy mapitampim-bava koa ny sasany!De ozizy aho we tsy Mahay ny atao we mitolona ve ny Malagasy?Aniza ny fahadisoana raha misy ny Fahantrana?Varimbarina manaraka ireo mpifandrombaka seza,ka tsy mahatsiaro tena we ataonizy ireny fitaovana fotsiny!
tsy mahay mitolona ny gasy fa ny tolon'omby io no tena angadiny e
:-D :-D :-D :-D
5. salopard
(
03/03/2009 19:34)
tsara ny fanontanianao,
fa aiza ny valiny?
sa ianao no mpametraka fanontaniana dia izahay mpamaly
raha tsy ampianarinao mitolona izahay , dia indry mihintsy no hotolomiko
sao misy any aloa e!!!
sniff....
tchouff....
fa aiza ny valiny?
sa ianao no mpametraka fanontaniana dia izahay mpamaly
raha tsy ampianarinao mitolona izahay , dia indry mihintsy no hotolomiko
sao misy any aloa e!!!
sniff....
tchouff....
6. andrywui
(
03/03/2009 19:37)
Ary toa lasa anakiroa le hevitry endrika ato ao ivelany ao fa maninnn ???
Batista007 == ary sao ary de heverinlah fa omby i Endrika io ry Batista007 ! :-D :-D :-D :-D :-D japio ary e !! tandremo elah sao tafanosy tanimbary eo nefa tolon'omby no hatao
Batista007 == ary sao ary de heverinlah fa omby i Endrika io ry Batista007 ! :-D :-D :-D :-D :-D japio ary e !! tandremo elah sao tafanosy tanimbary eo nefa tolon'omby no hatao
7. xxx
(
03/03/2009 19:57)
dia ny mitolona sipa koa hain'ny bandy gasy tsara dia avy eo be vava nefa eny ambony tamboha ihany no handaniana ny andro hihihiiih,aleonay sipa gasy mitolona vozongo eh :-* :-* :-*
8. endrika01
(
03/03/2009 19:57)
xxx:=D=D=D hevitra marina be zany ve dia iafenana ao ambadiky xxxx e
tena tsy mahay mitolona ny malagasy é! indrindra ny mpanao politika,indrindra indrindra ny mpanohitra, tsy manana heritreritra afa-tsy ny hanongam-panjakana, raha misy tsy mety ny ataony mpitondra tokony iny zavatra tsy mety iny no hitokonana ary tsy asiana resaka fanonganana ary ny mpitondra tokony ahita an\'izay! Soa fianatra tahaka ny ataony reo firenena sasany (France) tsy hijerena hoe mandroso lé firenena na hoe tsy mitovy ny resaka toe-karena fa lé fomba fanoherana no mba jerena!!
9. Andribe
(
03/03/2009 20:00)
endrika01:
Coucou! Faly mitafa aminy namana retra ndray e Efa ela ihany no nanarahako ny dinidinika Politikantsika ato.Tena mahaliana sy mapitampim-bava koa ny sasany!De ozizy aho we tsy Mahay ny atao we mitolona ve ny Malagasy?Aniza ny fahadisoana raha misy ny Fahantrana?Varimbarina manaraka ireo mpifandrombaka seza,ka tsy mahatsiaro tena we ataonizy ireny fitaovana fotsiny!
Tandremo sao tolomin i ra wiwi eny anelakelatrano eny koa ianao an zay mantsy spesialitean i lery ihany koa
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. xxx
(
03/03/2009 20:01)
io zalahy misy sipa manjakely an,asaivo hampianarin'io ,@ izay premier tours dia vita :-D :-D :-D :-D
11. xxx
(
03/03/2009 20:06)
io andrybe fa mba te hitolona koa dia mody fanina ,kobo ela a :-D :-D :-D :-D
12. xxx
(
03/03/2009 20:09)
salopard:
tsara ny fanontanianao,
fa aiza ny valiny?
sa ianao no mpametraka fanontaniana dia izahay mpamaly
raha tsy ampianarinao mitolona izahay , dia indry mihintsy no hotolomiko
sao misy any aloa e!!!
sniff....
tchouff....
ela ry salopard an ,aiza moa no misy ny zone rouge ela soa misy mitolona eo koa eh fa dia rarafan'i roco an efa nampitandrina lery
:-D :-D :-D :-D :-D
13. salopard
(
03/03/2009 20:15)
ela ry salopard an ,aiza moa no misy ny zone rouge ela soa misy mitolona eo koa eh fa dia rarafan'i roco an efa nampitandrina lery
aoka razoky, ny zone rouge-ko, na canon à jet d'eau tsy azo ampiasaina ao e!
fa sao misy any aloha e! fa tena tsy nisy ny appro. androany E!
sniff....
Tchouff........
14. Andribe
(
03/03/2009 20:20)
xxx10
ny ahy ndray alamiko vao tolomiko sady mbola mampiasa fimailo aloha =)) =)) =)) =)) =)) =)) sao de votaifitra otran ra wiwi eo ko
ny ahy ndray alamiko vao tolomiko sady mbola mampiasa fimailo aloha =)) =)) =)) =)) =)) =)) sao de votaifitra otran ra wiwi eo ko
15. endrika01
(
03/03/2009 20:38)
Nareo kou ou,resaka matotra mou atao fa ajanony any alou ny resaka sipa sy elakelan-trano.Ny TOLONA tsy maintsy misy ny mpanohitra sy mpanohana! Rehefa we manohitra tsy voatery hampiasa herin-tsandry,fa entina am-pahendrena sy ampandinihina izay atao!Ny mpanohana ihany koa mila mampiseho ny heviny marina handresen-dahatra ny mpanohitra fa raha tsy izany de tsy hisy hilefitra sy marimaritra iraisana!Moa ary ve samy nandray micro nilaza ny olany ny mpanohitra tsirairay sa nanara-drenirano fotsiny?Ka zay teny avoakany hafa de mapahazo toky kou,de faly mihaino sy mihikika fotsiny?Na ny mitolona omby aza anie ry zareo mbola ianarana fa tsy we savisavihana fahantany fotsiny e!:D
16. xxx
(
03/03/2009 20:38)
efa ho ariva indray mantsy ny andro ry salopard ka may vava ela an :evil: :evil: :evil:
18. andrywui
(
03/03/2009 21:40)
Ra andribe io ndrayelah an !! hariva ndray ny andro de za no tsy ahaizanlah mpetrak !!! za ve mbol niditra tam resaka s adinlaisany tao lety fa toa za no bingoanlah eo a!!! io salopard ra mafy elah vazano eo fa za avelao ah hipetrak tsara hendry eto fa sao hiantsoako andrahery eo !!! rahery anie zao biby fampitahorana ee !!
19. TEGEVE
(
03/03/2009 22:30)
anaka andribe ary enao anaka toa mihomehy tany vaky2 foana sady hors sujets (l) (l)
20. Andribe
(
03/03/2009 22:30)
nga ra hery nivadika biby sao de mba lasa kisoa ka hiodinan dra wiwi eo =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
