MILA AMPIANARINA MITOLONA VE NY MALAGASY !
21. xxx
(
03/03/2009 22:46)
tena enjana kosa izany an lahy izany ry andribe,soa dia ela ihany ary no salopard kle,mandinika aho fa raha vao eto salopard dia eo koa izay ela en plus samy be teny ratsy
22. tafondro
(
03/03/2009 22:59)
salopard:
ela ry salopard an ,aiza moa no misy ny zone rouge ela soa misy mitolona eo koa eh fa dia rarafan'i roco an efa nampitandrina lery
aoka razoky, ny zone rouge-ko, na canon à jet d'eau tsy azo ampiasaina ao e!
fa sao misy any aloha e! fa tena tsy nisy ny appro. androany E!
sniff....
Tchouff........
Ary sao dia isalopard mihintsy aza no mampitolona ny olona @ kisoa sy ny sisa tsy voatanisa ? dé ho lasa zone rouge daoul ny biby amam-borona rehetra ??? ha ha ha ha !!!
:roll: :roll: :roll:
23. xxx
(
03/03/2009 23:03)
marina mihitsi izany, ary tafondro amin'y alina foana vao mba miditra ato
24. tafondro
(
03/03/2009 23:10)
Vao tonga avy niasa fa izay no lahatra , mbola vao @ 12 alina aty izao ,zany hoe ,firavan' ny mpiasa ,antoandr mandritry ny 4 -bolana aty izao .
25. endrika01
(
03/03/2009 23:53)
xxx:Any amni xxx zany zao ny baolina ,mba omeo anay eto ary alou reo fomba fanoherana ataonireo MPITOLONA hoany Tanindrazany any aminy firenen-kafa ohatra la Frantsa,na ny firenena hafa koa.(hors sujets dôly ny resaka eo ambony ny akabeazany).
tena tsy mahay mitolona ny malagasy é! indrindra ny mpanao politika,indrindra indrindra ny mpanohitra, tsy manana heritreritra afa-tsy ny hanongam-panjakana, raha misy tsy mety ny ataony mpitondra tokony iny zavatra tsy mety iny no hitokonana ary tsy asiana resaka fanonganana ary ny mpitondra tokony ahita an\'izay! Soa fianatra tahaka ny ataony reo firenena sasany (France) tsy hijerena hoe mandroso lé firenena na hoe tsy mitovy ny resaka toe-karena fa lé fomba fanoherana no mba jerena!!
26. endrika01
(
03/03/2009 23:54)
xxx:Any amni xxx zany zao ny baolina ,mba omeo anay eto ary alou reo fomba fanoherana ataonireo MPITOLONA hoany Tanindrazany any aminy firenen-kafa ohatra la Frantsa,na ny firenena hafa koa.(hors sujets dôly ny resaka eo ambony ny akabeazany).
tena tsy mahay mitolona ny malagasy é! indrindra ny mpanao politika,indrindra indrindra ny mpanohitra, tsy manana heritreritra afa-tsy ny hanongam-panjakana, raha misy tsy mety ny ataony mpitondra tokony iny zavatra tsy mety iny no hitokonana ary tsy asiana resaka fanonganana ary ny mpitondra tokony ahita an\'izay! Soa fianatra tahaka ny ataony reo firenena sasany (France) tsy hijerena hoe mandroso lé firenena na hoe tsy mitovy ny resaka toe-karena fa lé fomba fanoherana no mba jerena!!
27. endrika01
(
04/03/2009 00:00)
Le vazy2 ndry lerony lay lazaiko we hors sujet eto .Manodina tafa!
28. tafondro
(
04/03/2009 00:12)
Raha ny fijeriko azy aloha dia manana fierté loatra ny malagasy ary trna indraindray dia voasaron' izany ny fandinihana tokony tsy maintsy atao manoloana ny natiora ,arakaraky ny fanabeazana noraisina hatr@ fahazaza ny toetra n' ny mponina ao @ firenena iray raha tena manao famakafakana tsara , izany hoe ,raha japoney ianao dia ny self control no tsy maintsy entinao miatrika ny adim-piainana ,raha amerikana ianao dia tsy maintsy pragmatisme par la voie des armes indray ,raha frantsay ianao dia tsy maintsy ny real politique no hitondrana azy ,raha allemand ianao dia tsy maintsy principe existentiel ,raha kelimaso moa ianao dia tsy maintsy ny suprematie psychosomatique no hitondranao izany ,dia arakarany é . Tsy ho ary ho voatanisa ny ambiny ...
29. essera
(
04/03/2009 05:56)
xxx:
tena tsy mahay mitolona ny malagasy é! indrindra ny mpanao politika,indrindra indrindra ny mpanohitra, tsy manana heritreritra afa-tsy ny hanongam-panjakana, raha misy tsy mety ny ataony mpitondra tokony iny zavatra tsy mety iny no hitokonana ary tsy asiana resaka fanonganana ary ny mpitondra tokony ahita an'izay!
Soa fianatra tahaka ny ataony reo firenena sasany (France) tsy hijerena hoe mandroso lé firenena na hoe tsy mitovy ny resaka toe-karena fa lé fomba fanoherana no mba jerena!!
Diso hevitra be fa mba jereo ny article vaovao vao nalefako misoratra ao momba ny resaka tolona.
31. endrika01
(
04/03/2009 09:19)
Lahateniny Filoha Ravalomanana: NIRAY FEO TAMINY MPANOHITRA ny Filoha raha nanambara fa mahantra ny 75% ny Malagasy. Mba hialana amzany fahantrana izany sy mba hisiany fampandrosoana ny firenena dia ny ISAM-BATANOLONA sy ny kaominina ary ny faritra no tokony HIHOITRA sy HIASA MAFY fa ny tenanay sy ny fitondram-panjakana dia manampy azy ireo amzany! Nosoritany tamzany lahateny zany fa ASA 3 no hiaraha-manatanteraka==>>Fampitombona ny harin-karena ho 8%==>>Fanamafisana ny fampandrosoana sy ny eny Ambanivohitra==>>ary ny Fanarenana ny fahantrana.Hafatrafany t@beny tanana ihany koa(izay niisa 1547) ==========>Ny tokony hahaizany beny tanana MIHAINO ,MANDRAY ANJARA,MIARA-MIASA AM SEFOM-POKONTANY ary koa ny fahaizana MITANTANA eny anivony kaominina! Raha misy ASA TSY VITANY BENY TANANA INTY AHO ETO HOY IZY!(ny raharaham-pirenena tsy tokony afangaro am disadisa misy eo am 2 tonta angamba hoy aho ps: endrika ) :D
32. xxx
(
04/03/2009 15:22)
diso b éla ry essera a! neny là zany tiany là aloha hifamono ny malagasy ôtrany zay lazainy là hoe reo firenena mandroso rehetra nandalo tolona mafy nisy ady an-trano sy nifamono daholo vao tafavoaka d tsy maintsy zay ve ny lalana ataony malagasy raha @ zao taon-jato zao, fa maninona ohatra hoe hita fa monopoliseny mpitondra ny zavatra rehetra maninona no tsy izay no tonga d hilaharana sy hitondrana sora-baventy tsy ekena; fampanofana tany @ koreana rehefa hitanao tsy mitondra tombon-tsoa ho any firenena tsy tonga d zay no hilaharana fa hendrasana hisy olona hatarika vahoaka zay vao manararaotra d tsy misy solution afa tsy ny hahongany! ary ho any mpitondra d tokony hijery sy hihaino ny olona milahatra, zay no mahatonga ahy miteny hoe jereo Frantsa, soa fianatra hoy ny teny gasy zay!
33. endrika01
(
04/03/2009 17:20)
Zany mihintsy e,milahatra am-pilaminana miaraka @sora-baventy milaza ny takiana sy ny zvt tsy tiana!Miandry ampilaminana fa tsy mihoa-pefy dia aza hadino koa ny milanja ny sainam-pirenena,manambara fa tianao sy maminao ny tanindrazanao ka hahariharinao zany fitiavana miredareda izany!Mba ho tany Sambatra lay Madagasikarantsika!Ary zany no mamporisika anao HITOLONA! tsy sentimental aho milaza izany fa au moins mba tohiny ihany kou ny fon ireo mpitondra sasany ka ho mora lay famahana olana,aiza ve ka vato be sy barre mine no mba entina eny an-tanana ka tsy vao maika hahavaky fo ,korotanina ny hafa tsy te hi-greve,simbaina ary kou,robaina atsy kou!Hoento am-pahendrena e!:D
