ahoana ny fahitanareo an'ity ee ??

1. Noue ( 03/03/2009 18:00)

Dans son discours Andry Rajoelina a reconnu que son mouvement s'essoufle sur Tana



Andry Rajoelina aurait dit dans son discours de ce jour " si la manifestation s'arrête la, nous ( les manifestants ) irons tous à Tsiafahy"


sa tena hanao an'io autre methode nolazain'i zama91 atsy ambadika io eee ??? satria hita fa efa mihena isan'andro ny mpanaraka ny adalany dia tous les moyens sont bon ???
répondu par mion le 04/03/2009 07:28
2. lemenakely ( 03/03/2009 18:05)
Io teniny io dia ny fahitako azy no anisan ny Lakile mamoha ny varavarana misy ao ambadik izao olana izao!Anisany hoy aho ...Misy ahiahy ihany izany ao
3. ralalaina ( 03/03/2009 18:06)
ny antony mahavitsy ny olona mitolona ranoue de izao,voarary tsy mahazo mandeha ny mpiasa any ministrera,tsoriko aminao anefa fa 85% ny mpiasa dia manohana ny tolona sahala amizay ihany koa ny any @ zone franche
4. xxx ( 03/03/2009 18:17)
atsy ho atsy raha mbola mitohy io tolona io ralalaina mety ho 500sisa aleo anie hitohy eo e,le methode mihitsy no tena tsy hitiavan'olona azy,aleon'olona ihany ra8 no eo
5. xxx ( 03/03/2009 18:37)
efa leo tanteraka ny olona é, tolona tsy hinanan-kanina,d mbola taritina koa tsy hiasa tsy d ho faty mitsangana eo @ 13 Mai!
6. fijo ( 03/03/2009 21:59)
leo ny olona ry lalaina fa mba hirato ny maso an,sa ny anareo ny sofina no mijery?
7. xxx ( 03/03/2009 22:18)
tsy fazntatr'i ralalaina izany e,@ lery io tolona eo @ 13mai io mbola ho tafavoaka io
8. TEGEVE ( 03/03/2009 22:49)
anaka ralalaina tsy afaka miteny an'izany 85% manohana an'ny tgv izany ianao, nofinao manokana izany (l) (l)
9. rabaradaka ( 04/03/2009 06:13)
Dadatoa a, efa hifarana izy ity ka zao veloma any amin'ny TGV, veloma any amin'ny Alain Ramaroson, veloma any amin'ny Lahiniriko Jean, veloma any amin'ny dadatoa be Daniel Ramaromisa, veloma any amin'ny zamabe be molotra Zafy, dia zao koa veloma hoy Ravalomanana
10. mion ( 04/03/2009 07:24)
Ny tsy azonareo ato de zao efa lasa Société ange 13 Mai e , 13 Mai S.A.R.L OFFSHORE , jerevo efa misy Gérant : Andry Radomelina, Représentant sy DG: Dédé ratsiraka, Société mère : La France, Efa misy hatrm securité , efa misy hatramin'ny activités de divertissement (miloka) sy sport ho an'ny mpiasa eo rehefa avy miasa (sport be mantsy le mandroba).
Efa kasaina asiana rindrina mihintsy hono io @ fanamboarana ny hotel de ville. Ny marina de saika ho laniana @ 13 Mai SARL OFFSHORE ny volan'ny Commune zay tokony ampiasaina hanasoavana ny tanàna sy ireo sahirana
11. mion ( 04/03/2009 07:28)
MAzava ho azy fa mandray karama ireo ol mitanin'andro eo @ 13 May
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076