ampy zay fa gadrao ilay io

1. shylow ( 03/03/2009 12:14)
efa samy nahita angamba ny malagasy rehetra fa ANDRY TGV dia mpanakorotana sy mpaonga mpanjakana!miseho azy ho tena manampahaizana ka mampanotany tena iany hoe :raha mahay izy dia tsy fantany ve fa zavatra extra constitutionnel no zavatra ataony asa mety vendrana angamba izy.
Ny olona rehetra efa mitainaina ddaholo raha tena tia tanindrazana izy dia izay ahasoa ny vahoaka sy ny firenena no ataony .mbola hitohy
répondu par tsiafoi1 le 03/03/2009 15:25
2. andrywui ( 03/03/2009 12:20)
zaza vao ato zany !!! film efa goaka be ato zany resak'elah zany lets !! efa lavaka beeeuuu zany ato !!!


:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D


ary sao de misy prenom oe :Rangorivao elah lety ?? sa tsisy
3. xxx ( 03/03/2009 12:31)
Aleo aloha tsy ho samborina fa mampiakatra ny cote popoliarite an'i ra8,aiza no tsy ho leo eo ela ry tgv e.Ho jerena eto raha misy lazon'ady,entre 1500sy 1000sisa no mpanaraka ela anesorana securite orange(bemiranga) io ,anesorana ny eny ambony estrade, garde du corps sy ny sisa,anesorana ny mpandalo sendra nandalo teny ,
ny reste mpangaropaosy
4. Oay ( 03/03/2009 12:34)
Andrywui a! iza ndray io olombaovao io klé, Sahi-Lao, sahy nedala nefa laony (Fomba fiteny @ faritr'Ambatolampy iny ny hoe laon'ny paraky raha toa ka leon'ny paraky ny fomba fiteny @ faritra hafa) sa low bat nedala.
Efa hirahamahita fa ny fitondrana aty @ faritr'i africa d tsy mitov @ fitondrana any eropa any, any eropa d mora ny manala ny mpitondra rehefa manao ny tsy mety satria ny halabato d 5% raha misy fa ny aty @ faitr'i africa kosa d 95% ny halabato hany ka ny mpitondra afrikanina d misy mijanona eo @ toerana mandritra ny roapolo taona, satria na ny constitution aza d ovaivain'ny mpitondra arakin'ny hitiavany azy.Noho izany tsy maintsy mafara eny andalambe ny fanovana mpitondra, mampalahelo ilay izy fa izay tonga eo koa tsy misy manova fa vao maika aza manamafy ny nataon'ny teo aloha.
Ohatra t@ andronndratsiraka tsy nahazo niteny ny olona fa ny bizina d samy afaka nanao izay nataony (I Ra8 d t@ andronndratsiraka no nananganany ny TIKO ny olona niaraka t@ d Feu Razakaboana).
Fa refa tonga Ra8 d sady tsy mahazo miteny no ny bizina d anazy sy ny mpiaramitsentsitra ao @ TIMintsetsitra irery ihany.
5. Annie2006 ( 03/03/2009 13:25)
Aiza kosa misy vahoaka hendry eran-tany ka tsy manongana fanjakana jadona?

Rariny raha hanongana fanjakana jadona ny vahoaka malagasy. Efa foana ny fanendovazana fa ilay habadoandravalomanana no nanosika azy hihevitra fa hanadevo gasy ny atao hoe: fitondram-panjakana.

6. xxx ( 03/03/2009 14:00)
olona any zany teny @ 13 mai ,tsy voaisa jiaby vive tgv malalanay :evil: :evil: :evil:
7. xxx ( 03/03/2009 14:04)
Hilaza zavatra aminareo indray aho rankizy fa henoy aho satria efa miteny volo olona ihany hianareo.Ny hoe te-hamono olona iMr.Ravalomanana de tsy de ekeko loatra ,fa teren'ny Satana hamono olona no marimarina kokoa .ny antony de izao (mahalala azy tsara aho , ary izy mahafatatra ahy koa) mpiasa tao amTiko aho taloha TIKOBOYS efa renareo ve izany? misy sorona be atao amizao fahefana lasa mitsingeveheva hananany izao ,manavao ny fifanarahany tamin'i Satana izy aminizao fotoana izao satria voafetra ho isa masina ihany ny fe-potoana hitondrany eo (7taona =isan'ny Fahafenoana = isan'Andriamanitra fa zimbazimbaina) baiko avy amin ny Satana io ,fa (ny isa 6 no tena isan'ny Satana) izay midika tsy fahampiana na tsy fahafenoana ,nisy fotoan izay nangatahana ho sorona ny zanany na ny zafikeliny tsy nekeny anefa io fifanarahana io ka niova ho ràn-jaza indray ,marihiko anefa fa mitombo isa indray ny zaza apetraka raha tsy le zanaka na zafikely ,izany oe lasa mety ho X 6 na ho X 7 zany ny isan-jaza ,rehefa voapetraka ny sorona dia miandry ny confirmation avy amin'ny LOSIFERA lehibeny amizay izy ;marihiko fa tsy miseho aminolona i Losifera fa ny lefiny faha -3 no mifanerasera aminolona , ka de anjaranao ny mandinika fa tsy misy lainga na vazivazy izay nolazaiko teo ,raha misy manana fanotaniana hianareo dia ho valiako, Misaotra e!
8. cocorie ( 03/03/2009 14:55)
Refa resy d AZA MAMORONA fa nde miasa mitana angady any ambanivohitra fa mbola malalaka b gasikara. ary tsy an'i andryuiw irery akory ny fanomezakevitra ka manin shylow na olobaovao eto na tsia SERASERA ity ka zay afaka misera d miserasera dôly
9. tsiafoi1 ( 03/03/2009 15:25)
Shy, c'est une perte de temps pour toi de discuter de loi constitutionnelle avec ces imbéciles Tgvistes. Ils sont trop incongrus pour réflechir et trop vulgaires pour avoir la classe.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0951