Troupe des Gangst et Voleurs (TGV) tarihan'i Andry Rajoelina

1. papajames ( 03/03/2009 07:04)
-Dia ireny araky ny nahitantsika azy omaly ireny indray ny fivorian'ny ireo fikambanana mpandroba sy mpanankorontana notarihan'i ralucky luke (Andry io ),vao vita ny fivorivoriana nataon'izy ireo dia velona indray ny resaka fa andeha handroba izy ireo,iny faritra anlakely sy Tsaralalana iny no lasibatra amin'izany,
soa anefa fa efa vonona ho amin'izany ny mpitandro ny Filaminana ao amin'ny Emmonat dia rava maina ny fikasandratsy saika ataon'izy ireo,nisy ny fanaparitahana azy ireo tamin'ny entona mandatsandranomaso teo analakely
-nandalo teny ihany koa aho ka nahita fa misy tamin'ireo milisy tamin'ny 2002 nanao barazy tany amin'ny faritrano tazana teny ,ireo mpikambana tao amin'ny ACEM ,fa tsy ny vondrona ACEEM akory an,(sao mantsy misy mandika vilana eo indray )
-Hita aloha fa efa manao tsipaky ny miala aina izy ireo,ary mitady izay zavatra ratsy hafa indray mbola azo atao e
-Misy fetrany anefa ny fandeferana ary ny fisamborana dia tsy maintsy atao reefa tonga ny fotoana ilaina izany
mahereza ry vahoaka Malagasy ary manohana ny filoha Ravalomanana hatramin'ny farany izahay
répondu par essera le 03/03/2009 09:35
2. Oay ( 03/03/2009 07:30)
Fanontaniana: t@ andron'ny AREMA d refa misy korontana d alefa ny TTS hamaky trano sy hampiorohoro d lazaina fa ny mpanohitra no manao ireny asa fampiorohorohana ireny;
Ka iza no afaka hiteny fa tsy ao ambadika ireny asan-jiolahy ireny ny mpitondra @ zao fotoana izao!
Mbola izy no mitondra hatramin'izao d ahoana no vaky fona ny fonja teo aloha teo, iza no namoaka ireny gadra ireny satria efa hita izao fa ireny gadra lava tafavoaka ireny no manao ity asa ratsy ity!
Noho izany ajanony ity filazana fa ny mpitolona no manao izao asa ratsy izao satria ny mpitondra no mahazo tombotsoa @ fisian'ireny asa ratsy ireny satria @ izay ny kely saina d leo ka tsy hanao grevy intsony d izay ilay fomba ny Arema rehefa hamono afo, izany hoe rehefa tiany ny handravana ny tolona.
3. xxx ( 03/03/2009 08:54)
Koa misy an`ireo Jiolahy ireo aza ry Oay , 1500 ny olona eo koa maika fa ho tsoahina indray ny Mpandroba ka moa ve hisy olona intsony eo @ 13 Mai ? Mahasosotra moa ilay mifanasoketa samy gasy ry Oay kanefa ndray2 mila hazavaina am`olona ihany fa io Fanonganam-panjakana io anie ry Oay raha tsy nisy an`ireny Mpandroba ireny mampihorohoro ny olona amin`ny doro trano , fandrobana ..sns fa natao pasifika dia tsy ho tonga @ ilay tanjona nilan`ny Mpikarakara (TGV + AREMA + Mpanohitra ) azy mihitsy e ! Izy ireo ihany no mahasahy manao sorona ny tenany rehefa omena vola sy rongony kely . Tsy afaka miala amin`ny service-n`ireo izany i TGV sy ry Alain Ramarson dia mazava ho azy fa akamany ireo fa samy mahazo tombotsoa ny roa tonta satria , ileiry ho tafakatra eo am`tetezamita moa ny Mpandroba mahazo ny zavatra ho robaina fa mody atao hoe tolona ny endrika ety ivelany . Mora kokoa ny hifanantonan`i TGV am`TTS taloha satria i Deba sy ny Frantsay no ao ambadika . Haintsika tsara fa Deba sy ny TTS dia toy ny salaka sy fitombenana , dia mitohy ny tantara ka i Lucky Luke indray no handray ny fanilo miaraka am`TTS-nouvelle generation . Tadidio fa io zavatra io efa nomanin-dry leirony efa elabe avant naha-maire an`i TGV ary ho ampiasaina ho am`izany no nividianana ny VIVA . Jereo tsara fa kabarin-dRatsiraka tao amin`nby Viva no ni-provoquer-na voalohany an`io , ary izany kabary izany dia nanentana ny olona ho amin`ny desobeissance civile , dia io hitantsika ataon`ny Jiolahimboto io ka sarotra izany ny hilaza fa tsy TGV no ao ambadik`ireny e ! A
4. andrywui ( 03/03/2009 09:14)
papajames [ Valio ] 03-03-2009 08:04:49
Lohateny : Troupe des Gangst et Voleurs (TGV) tarihan'i Andry Rajoelina
-Dia ireny araky ny nahitantsika azy omaly ireny indray ny fivorian'ny ireo fikambanana mpandroba sy mpanankorontana notarihan'i ralucky luke (Andry io ),vao vita ny fivorivoriana nataon'izy ireo dia velona indray ny resaka fa andeha handroba izy ireo,iny faritra anlakely sy Tsaralalana iny no lasibatra amin'izany




efa fantatra fa tsy TGV zan ireo mpandroba ireo fa mpijapy fotsiny fa nareo ve ts maharaka vaovao e! efa fantatry ny emmonat daoly ry zalah reo fa mis toerana fivorivoriany ref mis hetsika atao eo am 13mei fa mety bandy Tim ry zalahy reo fa tonga de ho tifirin'ny polisy on ra vao be fika be handroba na manendaka taxibe eo
5. essera ( 03/03/2009 09:35)
Jereo ao amin'ny fidirana misy lohateny nataoko hoe :

TIANAREO HO FANTATRA VE LE BANDY MPANDROBA EO AM 13 MAI
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2798