Faty kila 5 hita halevina am-batan'oron'i andry TGV

1. penguin ( 03/03/2009 05:51)
Voaporofo ny fanirahan'i andry TGV ny olona tarihiny tamin'ny fandoroana sy fandrobana tetsy sy teroa. Rehefa henoina fotsiny dia milaza i andry TGVendrana fa misy olona voakarama handroba kanefa nentindreo teny amin'ny kianjan'ny 13 mai ireo razana dimy kila sy tototry ny tany. Ireny izany no olomanga sy maherifon'i TGVendrana ka miandry ny fandevenana ireo rzana ireo eo ambatan'oron'i TGV isany izahay.
répondu par penguin le 03/03/2009 14:27
2. tataka ( 03/03/2009 06:12)
Izany no nisamborana an-DRanjivason satria ny fiarany no mpitondra ny lasantsy nandorana ny RNM/TVM, Magro, MBS, sns. Tsy mahagaga raha entiny eny @'ny 13 Mai ny fatin'ny namany sy ny olona nokaramain'ny TGV tsy tafavoaka fa maty kila may tao. Izany no nandroahana demony ka ho hita eo ireto faty sy ny fandroahana demony. Kay moa mialalao faty ny mpandroaka demony TGV.
3. tsinjo ( 03/03/2009 06:33)
o lety ra peguin a ,tsy henon'lah nga le kabarindra Andry teo am 13 mei iny oe olona nofanainina nodorana houn reo de natsipy tao ee , lany lainga sisa ra TGV kle :-D :-D :-D
4. yuka ( 03/03/2009 06:34)
Tsara refa mipoitra toy izao ny marina,lazaina fa r8 no manafina faty nefa ry zalahy maty may tsy nisy pitsetra sy pitady!
mampalahelo fa matimaty foana ny madinika :( :cry:
tokony ho anatra hoan'ny pitazana ao anatin'ny tolona ny zavatra toizao,ka tsy
tokony ho voatarika anaty fandrika ka miafara aman'aina toizao!
ireo dinosore ireo koa no tena fototr'izao mirangorango lava amze fitondrana mijoro eo.
5. papajames ( 03/03/2009 07:16)
Izany no maha devoly azy ,mpilalao ran'olona no sady mpilalao faty,efa lany lainga marina angamba dia tsy nasiana hetsika indray aloha androany,
mbola mivory eny Ambatobe ny lehiben'ny devoly sy mpangalatra ary mpamitabahoaka
6. xxx ( 03/03/2009 07:46)
Za ange mba gaga e! ravalomanana indray no lazaina nanome baiko hitifitra olona tsy manana basy akory. Nefa i TGV nonitondra ireo olona ireo teny. I TGV no mpamono olona hoa!!
:D
7. essera ( 03/03/2009 09:03)
Aza mihaino lakolosy tokana ry zalah fa alaivo ambony alaivo ambany ihany aloha. Kony é. Toran'ny hatezerana eo ange lisany e.
8. andrywui ( 03/03/2009 09:20)
hoy Penguin vrai ::

Mpandefa : penguin [ Valio ] 03-03-2009 06:51:07
Lohateny : Faty kila 5 hita halevina am-batan'oron'i andry TGV
Voaporofo ny fanirahan'i andry TGV ny olona tarihiny tamin'ny fandoroana sy fandrobana tetsy sy teroa. Rehefa henoina fotsiny dia milaza i andry TGVendrana fa misy olona voakarama handroba


efa fantatra ane letsy fa tsy TGV zan ireo mpandroba ireo fa mpijapy fotsiny fa nareo ve ts maharaka vaovao e! efa fantatry ny emmonat daoly ry zalah reo fa mis toerana fivorivoriany ref mis hetsika atao eo am 13mei fa mety bandy Tim ry zalahy reo fa tonga de ho tifirin'ny polisy on ra vao be fika be handroba na manendaka taxibe eo /// fa izao lets kozy kely :: nalazanlah tany amindrahery tany on le Pengiun de voapala tao ozy le bandy tompony a !!!
9. Andribe ( 03/03/2009 09:43)
zany ny hoe matimaty aminapà tssss :{ :{ :{ :{
10. andraso ( 03/03/2009 10:26)
mampalaelo ny olona rehefa ts hiala am harena azo de mifikitra sy manaonao foana hahahahaha
11. penguin ( 03/03/2009 14:27)
Fa marary saina vé ty andrywui ty sa ahoana ? Inona no nitondranareo TGVendrana ny faty kilan'ny eny @ 13 Mai raha tsy nokaramain'elah ireo ? Mba valio. Mivavaka amin'ny faty kila vé ny mpanala sy mpandroaka demony eo amin'ny 13 Mai ?
Rehefa maty dia olomanga ary be herim-po ho an'i TGV ahazoany fanjakana kanefa lazainy mpandroba voakarama atsy ambadika. Mijoroa amin'ny marina ry leireto a. Mamorona solon'anarana pengiun hanimbana ny soratro penguin satria zatra ny mampisavorovoro olona ary malahelo mafy nohon'ny fankasitrahako an-dRa8. Tsy mila olon-dratsy izahay ary hamafisinay fa 2012 vao misy fifidianana Filoham-pirenena manaraka ry dontokely a. hahahaha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0603