Aza lotohina ny sainam-pirenena
1. Noue
(
02/03/2009 17:14)
13H40 : fin du 13 mai. Andry Rajoelina demande a ses partisans de venir avec un drapeau marqué de noir pour demain
Malagasy ianao ry tgv ! Malagasy ianareo zay manaraka azy fa aza lotohina ny sainam-pirenana !
Na inona, na inona tsy hifanarahana sy ny zava-miseho @ zao fotoana izao, dia tokony tsy lotohina ny sainam-pirenena satria ho Malagasy mandrakizay ianareo ary aoka mba hanaja io saina io !!!
Raha jerena ny zavatra niseho androany dia hita fa vitsy dia vitsy ny olona tonga teo @ 13 mai ! efa niaraha-mahita io fa mihena isan'andro ! Leo ny olona , potehina sy mandromba no hita isan'andro zao ! oh: fotsiny indray androany ! En quittant la place du 13 mai, des manifestants ont vandalisé les restes de bureau d’une agence de voyage qui se situe tout près de la place.
Hita zao, eny na dia ny faharetan'io fihetsika eo @ 13 Mai io aza dia efa mihafohy dia mihafohy satria tsisy lazaina ee!!
Fandehan-javatra androany:
*13H10 : Discours de Andry Rajoelina
*13H40 : fin du 13 mai. Andry Rajoelina demande a ses partisans de venir avec un drapeau marqué de noir pour demain
*14:00 - Entre 1 000 et 1 500 manifestants place du 13 Mai aujourd’hui
*14H25 : Retour à la normale à Analakely. Pas de barrages. Activité normale dans Tana.
[URL=http://img504.imageshack.us/my.php?image=tgv02mars2009132.jpg][IMG]http://img504.imageshack.us/img504/9259/tgv02mars2009132.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img504/tgv02mars2009132.jpg/1/][IMG]http://img504.imageshack.us/img504/tgv02mars2009132.jpg/1/w550.png[/IMG][/URL]

répondu par antefisaka le 03/03/2009 07:20
2. xxx
(
02/03/2009 17:20)
Marina mihitsy ny zavatra lazain'io olona eo ambony io. Ravalomanana ihany ny anay, filoha mamim-bahoaka, mahavita azy (ohatra lalana). Tokony ho atao mpanjakan'ny madagasikara mihitsy aza.
:)
:)
3. andrywui
(
02/03/2009 17:21)
betsak ian ny olona androany ry Noue fa io sarin'i Noue io efa tam herinandro ambony no nakana an'io! ratsy kely ! tsy miteny kely ! sady efa elabe no nahitako an'io sary io fa ny androany de entre 7.000 à 10.000pers no tonga teny ! raha tsy mahatoky de ity noporofo ity sary miaraka amin'ny video androany ity +discours n Prezida kely Rajoelina
vakio eto
vakio eto
5. Noue
(
02/03/2009 17:28)
misy date leitsy io mipetaka eo @ sary io wiwi aaa ! sa mila solomaso koa ialahy eee ??? tsss :^) :^) :^) :^) dia inona koa ireo jereo eto manala ny page ny serasera io klet'ieeee !! :^) :^) :^)
6. Annie2006
(
02/03/2009 17:29)
Toa mitombo isa ihany izy izany e.
Mahazo matoky aloha ry noue fa tsy hisy handoto ny sainam-pirenenareo eo e (kaoreana moa sa canadiana sa tiko-ana?). Tsy manana fotoana amin'izany ny vahoaka liam-pivoarana.
Mijoro ny malagasy hiaro ny tanindrazany ka miaraka amin'ny fo madio @ ingahy ANDRY TGV.

8. Noue
(
02/03/2009 17:35)
tssss !! :^) :^) manala ny page ny serasera fotsiny ny jereo eton-lahy leisy aaa !! :^) :^) :^) :^)
9. molota
(
02/03/2009 17:37)
Nga ry leity mbola tsy mitondra foana ny TGVendrana lah ry wui wui a! ra izay vavan' lah zay leitsy tena WAWA sady wui wui marina elah léh :-D :-D :twisted:
10. andrywui
(
02/03/2009 17:40)
Hay rehef ts met mivoakzan de aleo za mits no miten azy am Noue fa entre 7.000 à 10.000pers zany ny olona teo am 13mei androany !!!! tsy voaisa ao ny mpibizna amzany , tsy voaisa ao ny mpivarotra sy ny mpnao aferam-bato fa ny TGV madiodio io isa io !! zay aloh no nataon'ny gazety la gazette androany ee fa izy ve adala !! andraso ane asehoko eto ndray le gazety e !!! hi hi hi hi
jereo eto
jereo eto
11. Annie2006
(
02/03/2009 17:41)
Ny an'i TGV aloha miampy isan'andro ny fahefany. Ny andravalomanana no mihena isan'andro. Izay ange ilay izy e. Hitifitra sisa no tena fahefan-dravalomanana. Fa ilay nahafaty an'i filohan'ny guineana androany iny no nahatonga ny miaramila gasy mitandrina (vaovao farany azo vao teo izany).
Ravalomanana, @ adalany aloha milaza azy tsy matahotra ho faty, fa kosa manotany tena ny rehetra hoe: F'angaha misy safidy izy? Raha tsy hajedak'ireto MAFIA INTERNATIONALE IRETO izy dia henjehin'ny vahoaka.

12. xxx
(
02/03/2009 17:42)
ha!ha! ha! ha! hon! hon! hon !hon! merci letsy tamle gazety androany a ,mazava be kosa le izy an
13. ikaretsaka
(
02/03/2009 17:43)
indro kely @ le hoe saina asiana mainty (zavatra fanao io fa tsy hoe isika no namorona azy) .. nisy fotoana koa t@ adin'i viet nam sy ny 11 sep sns dia nasiana mainty ny sainan-dry zareo Bekintana, sns...)
ary eo ambany saina miaramila Bekintana misy saina mainty misy hoe (POW. MIA you are not forgotten)
tsetsatsetsa tsy aritra ny ahy iny :wink:
ary eo ambany saina miaramila Bekintana misy saina mainty misy hoe (POW. MIA you are not forgotten)
tsetsatsetsa tsy aritra ny ahy iny :wink:
14. ravaloaratra
(
02/03/2009 17:45)
HO FAIZINA I TGVIZANA. TSY HO ELA ARY RAHA MBOLA MANOHY EO IZY DIA HANDEFASANAY KARATEKA AVY ANY CHINE REHEFA TSY MAHAY MIAINA. TSY MISY HANKAMPIASA BASY TSONY. :evil: :evil: :evil: :evil:
15. Annie2006
(
02/03/2009 17:46)
Mijoro ny vahoaka malagasy rahampitso miaraka amin'ny saina mainty. Mijoroa, mahasia fa masina ity tany ity.
16. ravaloaratra
(
02/03/2009 17:48)
Annie2006:
Mijoro ny vahoaka malagasy rahampitso miaraka amin'ny saina mainty. Mijoroa, mahasia fa masina ity tany ity.
VAHOAKA IZA OLONA AZO HISAINA AMI RATRATANANA IREO MBA TONGA SAINA EEEEEEEEEEEEEEEEEE DE MBOLA JAMBA FOANA VE ATRAMIZAO
:evil: :evil: :evil: :evil: AZA MASOSOTRA AN
17. andrywui
(
02/03/2009 17:50)
hoy i ravaloaratra :
MARINA LETY ZANY A tena omeo ny aratra mitsy lety a !! ary ra mbol mis bebe mokony ko ny bandy ato def mahatok anlah ah ,,! faizo fa zay no maha aratra anlah !! =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
HO FAIZINA I TGVIZANA. TSY HO ELA ARY RAHA MBOLA MANOHY EO IZY DIA HANDEFASANAY KARATEKA AVY ANY CHINE REHEFA TSY MAHAY MIAINA. TSY MISY HANKAMPIASA BASY TSONY.
MARINA LETY ZANY A tena omeo ny aratra mitsy lety a !! ary ra mbol mis bebe mokony ko ny bandy ato def mahatok anlah ah ,,! faizo fa zay no maha aratra anlah !! =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
18. Annie2006
(
02/03/2009 17:51)
Io ange no hilazako fa tsy olona nareo io fa biby e. Aiza ve rangahy misy olona hanana "rantsan-tanana mitovy isa amin'ireo olona eo @ 13mai ireo" RAHA TSY BIBY LAVA BE IZANY?????
Biby daholo hoa ireo miaraka amindravalomanana ireo e. Marina e. Mazava izao ny mahatonga azy tia rà, tia mifofo ain'olona; falifaly mamono olona. Kay Biby.
ATSANGANO NY TRANSITION marina e fa tsy mila biby mitondra firenena ny malagasy tia tanindrazana.

19. Noue
(
02/03/2009 17:53)
ikaretsaka, mba azavao aza oe midika inona io fanasiavana mainty @ saina io ee ???
Annie2006, dia hitohy hatrany zany ny fanimbana, ny fandrombana, tsy ry zareo anie no mamelona ny olona eee ! fa mba firi, firy ny olona very asa hatramin'zao ee ??? fitiavan-tena fotsiny zany eee !! dia inona nefa no manakana azy tsy hanoy ny pourparler @ Ravalomanana eee ?? sa ity complexe de superiorité-ny ity fotsiny no mba ao an-tsainy ???

20. molota
(
02/03/2009 17:55)
vahoaka an' i tGVendrana V hihihi :-D :-D mbola tsy nadeha teny andalambe nilaza ny heviny anié ny Vahoaka an'i Ra8 é IZANY REHETRA IZANY MBA TSY HISIAN'NY GUERRE CIVILE izay andrasany ry TGViste fatratra hanapotehina indray ny tanana. Fa mbola ho avy ny fitsarana fa aza maika. :{ :-D