Aza lotohina ny sainam-pirenena

21. Noue ( 02/03/2009 17:56)
Annie2006:

Biby daholo hoa ireo miaraka amindravalomanana ireo e. Marina e. Mazava izao ny mahatonga azy tia rà, tia mifofo ain'olona; falifaly mamono olona. Kay Biby.
biby ahoana aza zany eee ??? tssss !! tsy ny zavatra hataon'i tgv ve no tena atao oe habibiana ??? moa ve mba mijery ny fijalian'ireo very asa izy eee ?? tia tena tsss !! tsy ahazo an'io toerana io anie izy na dia andeha mbaka ny lohany aza eeee !! na dia ny taonany fotsiny aza !!!


22. xxx ( 02/03/2009 18:45)


Ie tena biby gaholo reo miarak amin dravalo ireo satria ts mis saina !

23. xxx ( 02/03/2009 18:46)
Ie tena biby daholo zan nareo miarak amin dravalo ireo zan satria ts mis saina ! ts mandinika ! nefa ny omby aza mba manana erirtrertr handinik !! de mbol ambany noh ny omby zan !!

24. Noue ( 02/03/2009 19:12)
tsy ny tgv nanao sorna ny olona ve no biby eee ??? tsy habibiana ve zany ??
25. Andribe ( 02/03/2009 19:17)
pfiuuuu tena lasa vitsy kely bedebe sisa le oul etsy @ 13 mai aiza @ ireo zao ra wiwi :-D :-D :-D :-D
26. Noue ( 02/03/2009 19:54)
k'ita fa efa mihena andro aman'alina zao eee !!! radem raha mbola misy io , mety ho 150 tahaka ny teny mahamasina :-D :-D :-D :-D :-D
27. andrywui ( 02/03/2009 20:53)
hoy i Andribe :
pfiuuuu tena lasa vitsy kely bedebe sisa le oul etsy @ 13 mai aiza @ ireo zao ra wiwi



le mekanjo mavomavo letsy za a! de elah le eo akaikiko mekanjo menamena io ! hitanlah ve ?
28. Andribe ( 02/03/2009 21:18)
tena lany le voasary orange ra wiwi :-D :-D :-D :-D :-D tsiy ranony otran ny fehan antitra notsihifin i Noue daholo =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
29. rangorivao96 ( 02/03/2009 21:30)

MIPETRAH TSAR LETS ANDRIBE TENA KOZY E


:evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
30. rangorivao96 ( 02/03/2009 21:32)
AOKANLAH NOUE TEN KOZ ZAN FA TS AN ANDRYWUI ZAN INY FA EF ANAH
31. andrywui ( 02/03/2009 21:35)
Marina zany Rangorivao a ! tsy iandrywui mihitsy no ratsy saina zany fa io Rangorivao ef mitsotra zany ! fa aoka andrywui azafady
32. TEGEVE ( 02/03/2009 22:29)
anaka andrywui tsy mety ny misandoka ps rangorivao96 toa izao ,i rangorivao69 dia nosakanana fa miteny ratsy (l) (l)
33. andrywui ( 02/03/2009 22:54)
Izy no miteny ratsy voasakana any ko innn no hidirak amzany oe za naninnn an'i tezeve ??
34. antefisaka ( 03/03/2009 07:20)
izao no izy eh .
ianareo tao no niantombohany t@ 2002 ianareo ny nametrka azt ho filoha .
dia aleo ianreo ihany no handrava azy.
io karaha ohabolagnanay magnao hoe.( tsianain'akôho jorin'akôho anareo manohy ny ny ambiny).
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0537