Iza marina moa ireo miseho ho mpomba an-Ra8 ato?
1. ronaldo09
(
02/03/2009 15:38)
Mety ho gaga angamba isika hoe iza ireo mbola sahy ho manoha sy mandoka an'ilay iray iry ato!Izy ireo dia tsy iza fa ireo Ambasadaoro miasa sy monina any ivelany,ireo mpanolotsaina ao amin'ny ambasady gasy any ivelany ,ireo sekreteran'izany ambasady izany ,ireo minisitra sy ny zanany,ireo direktera notendrena isan-karazany , zany hoe ireo olona mahita tombotsoa no mbola manohana fa raha toa ka vahoaka tahaka ahy sy ianao dia tsy adala akory himenomenona eto tahaka ireo nefa efa hitam-poko sy firenena izao ny vonoan'olona natao ny 07 fevrier teo ,ny tany Fianar ,ny fanagadrana olona rehefa manohitra anao , ny fananganana governemanta izay tsy ahitana ny solontenan'ny faritra 22 eto Mada fa saika avy amina faritra iray (marina fa gasy daholo ireo nefa na izany aza ilaina ny fisian'ny solontenan'ireo faritra ireo fa ity indray mitoraka ity na ny zanak'Analamanga aza nahatsapa fa dia tena misy ny fanavakavahanaary izay no nahatonga ny filoha hajaina Andry TGV nanagana ny governemanta raitra sy mendrika amizao fotoana izao) !Ireo olona ireo no somary mamorona pseudo toy ny pinguin sns ato satria fantany fa kely sisa dia ho tapaka ny viliany ary ho very ny sezany!
Koa na tianareo na tsy tianareo dia tsy maintsy mandresy ny tolona ary mitatatata ny vavanareo fa ny olona rehetra dia efa mitokona marina fa tsy ny rehetra no afaka makeny @ 13 mai fa ny fony kosa any!!Na ny tenako dia tsy eny @ 13 aza ny foko eny!
Raha izaho laisany mangina fa tsy eto no manao tsipaky ny miala aina sy miteniteny pour rien eto!!!!!
Koa na tianareo na tsy tianareo dia tsy maintsy mandresy ny tolona ary mitatatata ny vavanareo fa ny olona rehetra dia efa mitokona marina fa tsy ny rehetra no afaka makeny @ 13 mai fa ny fony kosa any!!Na ny tenako dia tsy eny @ 13 aza ny foko eny!
Raha izaho laisany mangina fa tsy eto no manao tsipaky ny miala aina sy miteniteny pour rien eto!!!!!
répondu par yuka le 03/03/2009 12:20
2. molota
(
02/03/2009 16:07)
TGVendrana lah mbola tsy mihetsika fa mbola eo @ Gare ihany!! :-D :{ :twisted:
3. andrywui
(
02/03/2009 16:13)
ahoana ltsy Molota !!!! sitrana anga elah lety ?? penguin akamanlah zao tena tsy tafa mitsy lety fa mandamaka ao ampandriany ao a! ary elah ve efa mba niafana lety a?? noheveriko fa daitra ane letsy ela e!!! kay zany ela mba nahatsana ihany !!! de aona lety molota ?? inn no vao2 mba nentinlah avy any fa toa tonga de masiaka be ialah lety !!!
4. xxx
(
02/03/2009 16:21)
Ireo olona any Andafy tsy mahita ny fiainan'ny vahoaka malagasy fa mihainohaino @ vaovao fotsiny @ net,ny olona any Andafy sisa no miezaka manohana satria tsy mahita le fiainan'ilay vahoaka eto an-toerana sady matahotra ny ho very tombotsoa,satria tsy maintsy hody indray izany rehefa miova ny mpitondra.I TGV ange tsy ho filoham-pirenena eo efa fantatry ry zareo manohana an-dravalo tsara izany satria tsy ampy taona,tsy ny VIVA nidina no tena nahatonga ny ny olona hitolona,fa efa leo ny ataon-dravalo ny olona
5. molota
(
02/03/2009 16:25)
mba leitsy tonga saina ry andrywui fa tsy hilalao voromaty eo fona!! sa aona hoy elah? Z ndray leitsy misy fotoana ny zavatra rehetra fa ts hoé daitra araka ny lazaina lah! io VAVA2 ataonareo io ihany any é! ny mamerina azy no sarotra é! fantatrao vé ilay teny hoé: PATSA IRAY TSY HOMBY VAVA héhéhé :twisted:
6. TEGEVE
(
02/03/2009 16:25)
ry anaka molota mbola miandry kil vao miainga ny gara,efa nahenako teo ny saran-dalana,izao ndray efa maimaimpoana (l) (l)
7. molota
(
02/03/2009 16:30)
fanonganam-panjakana ny anareo tsy misy ilaina azy !! fanjakan'ny BAROU!! :twisted:
8. TEGEVE
(
02/03/2009 16:53)
anaka molota mangataka famindram-po @ nareo zay tsy manan-tsiny ny ato @ foibe fa tsy hamerina ireny vono olona ireny intsony nohon'ny fitiavan-tenanay ihany (l) (l)
10. ravalonamana
(
02/03/2009 17:15)
Ho antsika vahoaka malagasy.
Mbola miantso avo ho anareo vahoaka malagasy aho filohampirenena. Na dia maro aza ireo sakatsakana izay hataon'ny olona sasany sy ireo korotana izay ataony, dia minoa fotsiny ihany ianareo fa ho voavahantsika tsy hoela ny raharaha. Efa nanaiky ny tsy hisian'ny romoromo izahay eto amin'ny governemanta ka dia ho hitatsika tsy ho ela ny valiny izany.
Tompokolahy sy tompokovavy
Misaotra
Mbola miantso avo ho anareo vahoaka malagasy aho filohampirenena. Na dia maro aza ireo sakatsakana izay hataon'ny olona sasany sy ireo korotana izay ataony, dia minoa fotsiny ihany ianareo fa ho voavahantsika tsy hoela ny raharaha. Efa nanaiky ny tsy hisian'ny romoromo izahay eto amin'ny governemanta ka dia ho hitatsika tsy ho ela ny valiny izany.
Tompokolahy sy tompokovavy
Misaotra
11. Annie2006
(
02/03/2009 17:24)
Kanosa daholo ireo izay mpomba andravalomanana satria TSY MISY SAHY MIARO NY JADON-DRAVALO NA DIA IRAY AZA.
Ka iny faly manaratsy an'i ANDRY TGV fotsiny. Aoka mba ho sahy fa aza kanosa be ohatr'io e.
Ka iny faly manaratsy an'i ANDRY TGV fotsiny. Aoka mba ho sahy fa aza kanosa be ohatr'io e.
12. xxx
(
02/03/2009 17:25)
Ny anay Ravalomanana hatrany e!!!! avelao eo izy hatramin'ny 2012, dia avy lany indray izy dia hatramin'ny 2017 indray, dia ovaina indray ny lalam-panorenana dia avela eo izy mandra-pa. Ary mbola ho avy koa ny solofo sy dimbiny avy eo.
13. andrywui
(
02/03/2009 17:28)
xxx11 ndana miala pà any elah !!! tena tsy misy havanlah na fianakavianlah marina eto M/car matoa miteny anzany elah !!! de faly ve elah aminio karama 28euro omendravalo ny Malagasy isambolana io ??? tsy miteny ny tsy an'asa aho aloha fa ireo zay miasa no resahiko !!!
14. Annie2006
(
02/03/2009 17:30)
Io izao vao mba misy iray mijoro miaro andravalomanana: xxx.
Iray aloha iny. Miandry ilay isa folo isika ary ampitahaina @ ireo vahoaka maro be mitsangana manohitra ny jadondravalo @ izao io.
Iray aloha iny. Miandry ilay isa folo isika ary ampitahaina @ ireo vahoaka maro be mitsangana manohitra ny jadondravalo @ izao io.
15. molota
(
02/03/2009 17:42)
Tsy misy JADONA eto fa malaelo ny AFERA maizina taloha ry TGVendrana isany éé :-D :twisted:
16. Annie2006
(
02/03/2009 17:44)
Mba sahia fa aza kanosa e. Lazao raha tianao ilay jadondravalomanana. Tsy misy mahamenatra anareo ange izany e. Na dia ny baiboly aza lalaovinareo avy mamono olona sy mitifitra vahoaka ka izany ve dia ahakanosa anareo?
17. andrywui
(
02/03/2009 17:46)
Afera maizina le naka ny SINPA sy ny FITIM sy ny .. navadika ho Tiko ve ?? de ny nakana ny tanin'olona tsara2 sy mahavokatra any Alaotra ve ??? sy Akorondrano Ampefy Analavory vee?? de ny nakana ny tanin'olona tsara be (site privé) tany Analalava-Antonibe ve ?? zay le afera maizna ? rah mbol hotohizan aza io de ts ho omby eto ny page !!!
18. mikeh
(
02/03/2009 17:47)
curieux:
za l'ty tsy any andafy d za manohana d haninn ela !!!!???
ianao mihitsy le nahazo tombotsoa @ ra8 any andafy any dia mody misandoka eto tana ,tsy mahita ny fahoriam-bahoaka,dia matahotra ny ho very fihinana dia manao valy boraingina ,hita mihitsy hoe olona tsy ampy fanabeazana sy fahalalana ohatra ny olona tohanany ihany
19. ravaloaratra
(
02/03/2009 17:47)
IZAHAY SAHY MIJORO FA TSY MATAHOTRA ARY RAHA ADY NO TADIAVINAREO MANANA NY SANDRY KOA IZAHAY ARY RAHA RESAKA NO TADIAVINAREO MANANA NY SAINA KOA IZAHAY FA TSY MANISY SAINA MAINTY OTRNAREO :evil: :evil: :evil: SADY ZA KOA ZAO EFA MANAO KARATE MIARAKA AMIN SINOUA
