Iza marina moa ireo miseho ho mpomba an-Ra8 ato?

21. vale ( 02/03/2009 17:50)
Annie2006:

Kanosa daholo ireo izay mpomba andravalomanana satria TSY MISY SAHY MIARO NY JADON-DRAVALO NA DIA IRAY AZA.

Ka iny faly manaratsy an'i ANDRY TGV fotsiny. Aoka mba ho sahy fa aza kanosa be ohatr'io e.




:-@ :-@ :-@ :-@
22. xxx ( 02/03/2009 18:06)
hoy ravaloaratra

: ravaloaratra [ Valio ] 02-03-2009 18:47:27
Lohateny : Re : Iza marina moa ireo miseho ho mpomba an-Ra8 ato?
IZAHAY SAHY MIJORO FA TSY MATAHOTRA ARY RAHA ADY NO TADIAVINAREO MANANA NY SANDRY KOA IZAHAY ARY RAHA RESAKA NO TADIAVINAREO MANANA NY SAINA KOA IZAHAY FA TSY MANISY SAINA MAINTY OTRNAREO SADY ZA KOA ZAO EFA MANAO KARATE MIARAKA AMIN SINOUA



ary elah io taloh teo TGV de nivadika TIM tampoka2 teo a! tena tsy misy hazondamosina ane papa zany e !! iza no tohananareo e??? an !! raha tsy zany de mialà ato aminay ato am TIM fa mpihatsara ivelatsih fotsin !! ny TIM tsy mila mpihatsar ivelatsh toa anao io ravaloaratra a !! sady vao tong de fantatra oe TGV nivadik TIM ravaloaratra ! olona sadasada
23. andrywui ( 02/03/2009 18:31)
zay !! fa nahamay tsara elah zay nofaizin'ny namany ihany !! ataovy ihany fa mbol ahazo mafimafy noho izay elah io !! mamerena ndray


=D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
24. tsimatimanota ( 02/03/2009 18:45)
MINONO FORY DAHOLO NY TGV
25. andrywui ( 02/03/2009 18:50)
ay ay ay ay Ra-Hery a! tena i Rangorivao zanaky ny TIM mihitsy ity tafaverina miaraka amin tandrony ato ty fa haingana e


MINONO FORY DAHOLO NY TGV


tsy misaina ve elah no miteny ratsy be eo e ? tena taha-dray lety ! zanaky ny TIM ireo
26. Andribe ( 02/03/2009 19:20)
iza avy no pro tgv eto koa zao za aloha pro Andribe eee(mitady seza io) =)) =)) =)) =)) =)) =)) hanao governemasaka :-D :-D :-D :-D
27. xxx ( 02/03/2009 19:54)
ary ny TIM mi noue no in?
28. xxx ( 02/03/2009 19:56)
le tary miteny ratsy io zany zao tsy tratrin'ny cyclone fa manohana an le kriminely!?
29. andrywui ( 02/03/2009 21:03)
Ny tsimatimanota angah mba voakitika zany e! sarotsaronandRavalomanana sy ny governemanta foana io !! fa elah kosa vao manohitra ka manao PS n'ol hafa mitovitovy ka oe TGV ka na tsy miteny ratsy be otran'io aza de lasa alefa any Tsiafahy ! tsis demokrasia ?
30. xxx ( 02/03/2009 21:09)
hoy ixxx27


le tary miteny ratsy io zany zao tsy tratrin'ny cyclone fa manohana an le kriminely!?



zay zany ko !!!
31. molota ( 03/03/2009 10:27)
rehefa Vé dé tsy maintsy omena ny JADONA satria tsy tonga saina miVé Vé ry V isany hihihi :-D :-D
32. molota ( 03/03/2009 10:35)
fa aona é maharary lé Jadona tsôô!! :-D
33. essera ( 03/03/2009 11:26)
molota:

TGVendrana lah mbola tsy mihetsika fa mbola eo @ Gare ihany!! :-D :{ :twisted:



Ka hanao amiko zan la
34. yuka ( 03/03/2009 12:20)
NY TGV ANAREO ARY MBOLA TSY NAHAZO FAHEFANA AKORY DIA EFA MANAO
DIDI-JADONA KOU RAHA MAHAZO FAEFANA EO TSY LOZA !!!
RAHA OHATR'IRENY NO OLONA LANY FILOHAN'I MADAGASCAR ALEOKO TSY MODY TSOUNY :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :twisted:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0696