Krizy 2009:Ny tena marina!"Fialonana ny mpitondra "

1. marobiby ( 02/03/2009 04:48)
Satria:-Olona tantsaha no nahavita nampiharin-doha an'i M/car après 2002(foana ny trosa,foana ny krizim-bary,nitombo ny mpandraharaha na gasy na vahiny,fizahan-tany,miroborobo ny fampianarana,ny economie,sns)
-Fantatra eran'izao tontolo izao i ma/car
-Atokisan'ireo mpamatsy vola
-Hotrandrahina ny petrol
-Atao eto M/car ny Sommet UA
-Nahomby ny tetika ho fampihenana ny fahantrana DSRP, mitohy ny MAP

Aoka hilaozana amin'izay ny toe-tsaina ory hava-manana,fa ny fampandrosoana no ho mizàna fandanjana
répondu par ratavao le 06/03/2009 07:53
2. remibe ( 02/03/2009 05:19)
Ok! marina izany ê!, tokony ze tsy nety fotsiny no ahitsy fa tsy le image le firenena no simbaina.
Miverina zero indray, mampalahelo !
3. jodasy2009 ( 02/03/2009 11:02)
zah koa manohana an zany
4. ratavao ( 06/03/2009 07:53)
Ie tena fona tokoa ny krizim-bary lasa 400 Ar ny kilao
- fona ny trosa fa nahazo vola tamin\'ny DAEWO
- madeha tsara ny fampianarana lasa tafavoka ho miverina gasina
- Mandeha tsara koa ny economie, sy ny mpandraharaha fa mivoha midanana afaka manao zavatra daholo ny rehetra amin\'ny alalan\'ny fahazoan-dalana isan-karazany tsy misy geja
- Lasa fantatr\'izao tontolo izao i Madagasikara fa firenena tena mahavita azy amin\'ny lafiny rehetra
- Atokisan\'ireo mpamatsy vola no sady tsy nahaton\'ny Vondrona Eupéana mihitsy ny famatsiana nanomboka tamin\'ny décembre lasa teo fa tena mangarahara tsara ny fitantanan\'ny filoham-pirenena malagasy ny vola, izany hoe:\" miavaka tsara ny volam-bahoka sy ny volan\'ny orinasany TIKO-MAGRO\"
- Hotrandrahina ny pétrol, izay efa namidy ny vahiny
- Hatao eto M/car tokoa ny sommet izay vokatry ny fisolelahana nataon\'ny filoha
- Fona tokoa ny fahatrana fa tena zakan\'ny vahoka malagasy tsara ny vidim-piainana, indd fa ny vokatra vokarin\'y orinsaa TIKO (mora be tsy misy toa izany ny vidin\'ny PPN ao)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.707