Mba ahoana loatra re rehefa lehibe,5 taona aza d'efa manao ny tsy tokony atao ; http://info.france2.fr/france/52025057-fr.php miala tsiny @ teny vahiny
Mety ho hafa izy rehefa lehibe ka tsy voatery ilay heverintsika fa nahavita ratsy iny foana. Ny zaza dia tsy vory saina fa ny zavatra velarintsika olondehibe ho azy no arahiny sy heveriny fa izy. Fa rehefa lehibe kosa ny olona iray ka ampy tsara ny fanabeazana nomena azy handinihany sy ny fiainana iainany dia mety ho olo-kafa tokoa izy.
Mahavita mamono ny zaza iray raha toa ka feno hetsika herisetra ny fiainany sy ny hitany. Fa tsy hahafaty akoho iray kosa izy raha toa ka safosafo sy teny mamy no iainany andavanandro.
ainahery, soa fa tsy ilay zaza 5 taona no nahavita ilay izy, fa efa nibabo ny marina ny reniny, ary niteny ny marina koa ilay zanaka vavy niharan-doza!!!