VAO 5ANS D'EFA MANATSATOK'ANTSY SAHADY

1. ainaheri ( 01/03/2009 16:57)
Mba ahoana loatra re rehefa lehibe,5 taona aza d'efa manao ny tsy tokony atao ; http://info.france2.fr/france/52025057-fr.php miala tsiny @ teny vahiny
novalian'i sipagasy ny 06/03/2009 17:51
2. xxx ( 01/03/2009 18:06)
ainaheri:

Mba ahoana loatra re rehefa lehibe,5 taona aza d'efa manao ny tsy tokony atao ;

Ndraso kalongany izy vory saina de hita eo
3. soanja ( 04/03/2009 16:11)
ainaheri:

Mba ahoana loatra re rehefa lehibe,5 taona aza d'efa manao ny tsy tokony atao ; http://info.france2.fr/france/52025057-fr.php miala tsiny @ teny vahiny


Mety ho hafa izy rehefa lehibe ka tsy voatery ilay heverintsika fa nahavita ratsy iny foana. Ny zaza dia tsy vory saina fa ny zavatra velarintsika olondehibe ho azy no arahiny sy heveriny fa izy. Fa rehefa lehibe kosa ny olona iray ka ampy tsara ny fanabeazana nomena azy handinihany sy ny fiainana iainany dia mety ho olo-kafa tokoa izy.

Mahavita mamono ny zaza iray raha toa ka feno hetsika herisetra ny fiainany sy ny hitany. Fa tsy hahafaty akoho iray kosa izy raha toa ka safosafo sy teny mamy no iainany andavanandro.


4. sipagasy ( 06/03/2009 17:51)
ainahery, soa fa tsy ilay zaza 5 taona no nahavita ilay izy, fa efa nibabo ny marina ny reniny, ary niteny ny marina koa ilay zanaka vavy niharan-doza!!!


http://www.ladepeche.fr/article/2009/03/04/567705-Moselle-La-mere-avoue-avoir-poignarde-sa-fille.html


raharaha ihany ity fiainana ity kannn
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9749