Krizin" adalana.
1. ndenn
(
01/03/2009 00:59)
Nijanona angaha ilay coller copier?
répondu par andrywui le 01/03/2009 22:42
2. mirana5
(
01/03/2009 07:54)
ndenn:
Nijanona angaha ilay coller copier?
RAHA FINTININA NY RESAKA DIA "ZARAZARAO HANJAKANA MADAGASCAR"
RY MPIADY SEZA REHETRA TSY MATAHOTRA AN ANDRIAMANITRA DIA MAMELA NY VAHINY EFA TAFIDITRA AO MADAGASCAR MAKA ZAY ZAKANY SATRIA NY MPITONDRA SY IREO NITONDRA MBOLA MIADY SEZA é
ndrisy lay "MPONINA" tsy nitady io ady seza io!!!!!!!!! fa mba te hilamina sy hihina-bary sy hena kely isan'andro :oops: :oops: :oops: :oops: :oops:
3. toovs
(
01/03/2009 08:12)
mampalahelo e
saingy ngah ny vahiny irery e, misy gasy zay mambotry sy tia tena loatra koa ka manapoizina ny économie sy ireo entreprise gasy sasany
tam andron'ny colonisation dia ny vahiny colon no mpambotry, fa am zao ndray dia misy ny gasy manao fisainana colon ka dia mambotry sy manimba ny fihariana ary mamotika ny concurrence ihany koa.

4. ndenn
(
01/03/2009 10:10)
Aza dia mifarirotr'aina @ izany kosa ianareo ry mirana5 sy ratoovs ,izay kely mety ho vitaina isanandro dia efa lehibe izany rehefa atambatra ,raha miindrisy indrisy fotsiny tsy hanova zavatra izany .Tsy maintsy miatrika ny zava-miseho eo @ firenena isika na dia mafy aza izany .Ny vahaolana amiko dia ny manao table rase tanteraka ny politika rehetra tsy misy ankanavaka manankery ao Mada. Izany hoe moratoire de refondation politique complete.
5. Andribe
(
01/03/2009 10:21)
lasa misy krizy h@ eto @ politika serasera noho ireo mpanao copier coller reo tssss :evil: :evil: :evil: tsy ra wiwi ihany ve zao no manao an io
6. ndenn
(
01/03/2009 10:26)
Ndao @ izay ry Andribe faavelao @ izay ny pc ,efa miandry anareo efa-mianaka ny olona izao .