Fifampidinihan'ny ankolafin-kery rehetra no tokony hatao
1. zakilinina
(
26/02/2009 22:20)
Ny ankolafin-kery rehetra eto amin'ny tanin'ny Repoblika no tokony hifampidinika fa tsy ny FFKM miaraka amin-dRa8 sy Tgv fotsiny. Mbola Ra8 no majoritaire. Vao 2 taona monja no nahalany filoha azy ary naneken'izao tontolo izao ny maha-ara-dalàna ny voka-pifidianana. Lany ben'ny tanànan'ny renivohitra i Andry tamin'ny herintaona kanefa miha-mihena toy ny fen'antitra ireo mpanara-dia azy, hany ka mahazo vahana ny korontana sy ny mpanakorontana. Raha 68000 ireo nitokana ny kianjan'ny demokrasia, dia 3000 sisa no teny Mahamasina anio. Andeha atao hoe 0.1%'ny mpifidy ireo. Ilaina kosa ny hevitr'ireo 50% latsaka satria Ra8 + Tgv = 50% mahery.
répondu par andrywui le 27/02/2009 08:39
2. andrywu
(
26/02/2009 22:22)
bravo le 50 resta ve hoe ela :lol: :lol: :lol: tsy maninona fa atao minisitrin'ny serasera ela eh
3. Andribe
(
26/02/2009 22:28)
aleo misitrin ny geragera no milay na minisitrin ny fanodikodinambola na minisitrin ny famonoana vahoaka na minisitrin ny fanambakana sy fanitsakitsahana =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. rangorivao69
(
26/02/2009 23:56)
nivadika andrywu ngà andrywui klé, ho aiza eo elah ry vendrapouurty elah no efa ministra serasera zao :-D :-D :-D
5. xxx
(
26/02/2009 23:59)
Ahoana ndray letsy zany adinialahy mamely ny namana zany ry Rangorivao a?toa tapitra ompainialahy daholo zany ny olona rehetra ato? raha izaho kosa aloha no ompainialahy eo tena ady tsy vita ny atsika kà , za Tim fa raha izaho no ompaina tadiaviko hatramin'ny tranonialahy ialahy Rangorivao
6. rangorivao69
(
27/02/2009 00:06)
xxx zany tsy miteny lesy zany a andrywu tgvendrana no endasiko ato fa ngà elah tim ka inona no atahorana ny mivoaka :-D :-D :-D
7. xxx
(
27/02/2009 00:09)
mikozy fotsin aho lets e fa tao amin'ny sobika efa nisy bandy nanao duel tamiko aminio manompa ahy tsy misy dikany io, fa tsy amelako ny ahy raha tsy itako ny tranony tena kozy e
9. xxx
(
27/02/2009 00:13)
xxx:
mikozy fotsin aho lets e fa tao amin'ny sobika efa nisy bandy nanao duel tamiko aminio manompa ahy tsy misy dikany io, fa tsy amelako ny ahy raha tsy itako ny tranony tena kozy e
angaha ialahy mafy be eh ,handaho hanao rdv raha mafy ela ry kanosa kely latakosy ty an botiko ny tabourikelin'ela vao mitsitra pour eo
:evil: :evil:
10. rangorivao69
(
27/02/2009 00:18)
alefaso ary @ mail ary ny fotoana zay tianalah ry le votanykely ty a :-D :-D :-D
11. xxx
(
27/02/2009 00:24)
Sur ary fa andrasako eo amin'ny 67 elà rapitso atoandro amin'ny 10h raha vonona elà ,tonga dia ray sy ray na raha tsy afaka elà dia lazao mazava ny tranonialhy fa tafihako any ialahy ,fa izah ety Ivato zao ka lazao zay tena misy anialahy rangorivao fa hi duel isika
12. xxx
(
27/02/2009 00:26)
eo amin'ny vavahadin'ny HAVANA aho miandry anialahy amin'ny 10h pile fa malalaka ao ambadika ao amin'ny parking ao, ompaiko be eto ialahy rahapitso ihany raha tsy tonga eo, zay
13. xxx
(
27/02/2009 00:27)
hanao tee-shirt mena aho dia kasikety fotsy ,zay tianialahy na hitondra namana ialahy na ialahy irery fa mety amiko daholo,tandremo fotsiny tsy tonga , fa aiza ny tranon'ialahy ?
14. rangorivao69
(
27/02/2009 00:33)
zà mitondra drapeau gasy de ery @ ambnassady za andrasana sabotsy zao ry kimamanty a bao mamatrapetraka rasarimbavy :-D :-D
15. xxx
(
27/02/2009 00:37)
ataoko manemanialahy ialahy raha azoko eo fa vakiako mihitsy ny vava porinialahy io , ho hitanialahy izy fa mahamay amiko ialahy , na lazao zao ary tranon'ialahy dia jereko any zao dia zao ialahy raha te hifandona amiko , kozio zay misy anialahy fa manana daba aho dia jereko any zao ialahy
16. rangorivao69
(
27/02/2009 00:39)
tsotra be lesy zany an tsy mila deraina eto elah fa eo @ ambassade mitondra drapaeu gasy hoa zah sabotsy zao :-D :-D :-D
17. xxx
(
27/02/2009 00:41)
zao alina zao letia lazao tena exacte zay adiresinialahy marina fa zaho tsy mahay miresaka be otranialahy
19. xxx
(
27/02/2009 00:46)
ataoko manemanialahy ialahy raha azoko eo fa vakiako mihitsy ny vava porinialahy io , ho hitanialahy izy fa mahamay amiko ialahy , na lazao zao ary tranon'ialahy dia jereko any zao dia zao ialahy raha te hifandona amiko , kozio zay misy anialahy fa manana daba aho dia jereko any zao ialahy
20. rangorivao69
(
27/02/2009 00:48)
avohaoa ny ps dia raikitra fa tsy hamono anelah akory :-D :-D :-D
