Vaovao tsara ho fantatra
1. Ralitta
(
26/02/2009 19:18)
Mampalahelo fa ny ankabetsan'ireto Bus eto Tana dia mandefa ny Radio Viva raha mahatsikaritra ianareo.
Antony raha ny filazan'ireo mpamily namanay dia nomena 40.000 FMG par jour ry zareo noho izay.
Mampalahelo satria betsaka ireo mpandeha no tsy te handre io Radio irao Radio io noho ny vaovao tsy marina avoakany, misy ary moa no efa nanova ny anaranio radio io ho Radio Fafy Lainga

répondu par patrick2002 le 27/02/2009 13:17
2. Noue
(
26/02/2009 19:30)
dia natao SORONA indray zany mpamily :evil: :evil: :evil: :evil: dia io fatim-bolan'tgvendrana io ihany no mba ao andohany eee !! maharikoriko :evil: :evil: :evil:
3. fijo
(
26/02/2009 19:33)
kilalao vola izy izany kle,ndeha mba haka koa fa toa zaraimpotsiny izy ao,sitrany ahay zoma magnifika
4. Noue
(
26/02/2009 19:35)
ka mahay mitondra bus ve aloha i fijo sao dia mivarikady eo eeee ??? :-D :-D :-D :-D :-D
5. tafondro
(
26/02/2009 20:40)
fa misy firy moa ny bus ao antanàna no dia manaiky izany tsaho izany ianareo ô
6. zandikely
(
26/02/2009 21:55)
Tsy hitako mihitsy ny olana amin'izay olona handefa Radio, azy ny Radio dia afaka mihaino izay tiany henoana izy.
Ny olona koa tsy hoe hanaiky izay zavatra voalaza amin'ny Radio fa tsy maintsy mandinika sy sy mamakafaka iany koa.
Ny zavatra rehetra lazaina amin'ny RNM sy ny TVM ve dia marina avokoa?
Ny fibodoan'ny mpitondra ny Haino amanjerim-pajana izao dia azo lazaina koa fa olana sa ahoana ? Aza mitongilana rehefa mijery zavatra fa jereo daholo koa ny ambadika fa ny Radio amin'ny Bus fotsiny jerena fa ny RNM sy ny TVM odiana tsy hita.

7. rangorivao69
(
26/02/2009 22:34)
Ralitta > propagande doly lesy zany a, samy manao an'zany daholo ny an-daniny sy ny an-kilany ,saingy kely saosy ry tgvendrana d tsy maharaka tsony fa lany nokaramaina jiolahibonto :-D :-D :-D
zandikely>kimaman'ty, samy milaza zay hitany sy henony tao anaty bus ar lery fa tantarao zay henopoour lah tany anaty tgvendrana :-D :-D :-D

8. xxx
(
27/02/2009 00:00)
Ahoana ndray letsy zany adinialahy zany ry Rangorivao a?toa tapitra ompainialahy daholo zany ny olona rehetra ato? raha izaho kosa aloha no ompainialahy eo tena ady tsy vita ny atsika kà , za Tim fa raha izaho no ompaina tadiaviko hatramin'ny tranonialahy ialahy Rangorivao
10. xxx
(
27/02/2009 00:36)
io ra ouiouio amboary rangory fa mseho be vava an ,veleso aimin'ny baramine mihitsy lesy raouioui an eny 67ny fotoana dem1 a 8h30eo @ havana
11. xxx
(
27/02/2009 00:47)
ataoko manemanialahy ialahy raha azoko eo fa vakiako mihitsy ny vava porinialahy io , ho hitanialahy izy fa mahamay amiko ialahy , na lazao zao ary tranon'ialahy dia jereko any zao dia zao ialahy raha te hifandona amiko , kozio zay misy anialahy fa manana daba aho dia jereko any zao ialahy
12. rangorivao69
(
27/02/2009 00:58)
tsy miteny eto zany andrywui zany na elah miafina io aza mba fantako fotsiny fa minanatae nelah elà :-D :-D :-D
13. essera
(
27/02/2009 03:48)
Salama daholo,
Fanahy iniana atao taratasy misokatra izy ity mba ho hitan'ny tompon'andraikititry ny tranok'ala sy ny mpamaky.
Misy dia namana miserasera ato dia tsy manao afatsy ny miteny ratsy fotsiny no atao. Mba mampalahelo ihany raha izany no itondrana ilay adihevitra. Ilay namana iray niserasera tato izao dia nilaza mihitsy fa mirefarefa amin'ny tany ny adihevitra vokatry ny toetra ratsy ataon'ny sasany.
Raha mandinika ianareo dia olona vitsivitsy mifamaly no tafiditra ao amin'ny rubrique politique dia tsy misy afatsy ireto pseudo ireto :
Noue, xxx, andrywui, naughtyboy, penguin, Noue, essera, andrywai, rabingogilabanga, lemenakely, fijo, rangorivao69.
Anisan'ny notanisaiko ao ny tenako alohan'ny hitenanan'ireo olona sasany. Ity ranamana farany notsipihiko ity dia tena tsy manao afatsy ny mamaly amin'ny teny ratsy fotsiny sy mandranitra ady (asa mba firy taona ilay ranamana io, fa efa nanoratako manokana . Tsy fantatro na niova ny statut n'ity site ity. Ny olona rehetra ry zalah samy mahay miteny ratsy na mahalala daholo ka dia aza manao toy ny biby ka vory vahoaka vao manondrana.
Maninona ry zareo modérateur raha mba asiana toy ny site sasany ho "signaler un abus" fa manjary tsy misy discussion constructive ary farany dia hikatona ny site raha izao no mitohy.
Misaotra mialoha anareo.

14. fetrakens
(
27/02/2009 08:23)
Tsy voatery ho antony Pôlitika foana no hihainoana na tsia ny Radio.
ohatra: ny RNM ngeh tsy mandefa fandaharana milay de tsy henoin'ny olona e!!!, na ny vazo mandeha ao aza tsy de manaitra ny mpamily akory e! mba mila hira manentanentana kou ny receveur, fomba fiasa daholo izany an!!!! :lol:

15. patrick2002
(
27/02/2009 13:17)
Ralitta:
Mampalahelo fa ny ankabetsan'ireto Bus eto Tana dia mandefa ny Radio Viva raha mahatsikaritra ianareo.
Antony raha ny filazan'ireo mpamily namanay dia nomena 40.000 FMG par jour ry zareo noho izay.
Mampalahelo satria betsaka ireo mpandeha no tsy te handre io Radio irao Radio io noho ny vaovao tsy marina avoakany, misy ary moa no efa nanova ny anaranio radio io ho Radio Fafy Lainga
ianareo TIM no efa zatra mizara vola kou :lol: :lol: :lol: ,aiza koa letsy no hahamarina an'izany ,dia ahoana no ahafantarana azy ary hoe nandefa viva sa radio mada.misy compteur ve rehefa miditra radio viva ianao ,toa tsy mbola misy an'izany ny Radio,raha internet dia misy .
Fa izaho no izy eh! Fantatry ny vahoaka ihany anie ny vaovao tiany henoina eh! marina fa tsy dia marisika ny olona @ grevy lava-reny ,satria misintona any @ fahantrana izany ,nefa i Ravalo dia efa tsy toa teny intsony eo @ raharaham-pirenena.