Ts tokn mitondra etiket TIM Rangorivao refa mangaltr ps anol

1. xxx ( 26/02/2009 13:17)
Tena manala baraka ny TIM sy pro Ravalomanana ato mihitsy ny ataonao Rangorivao kà , aminty fangalaranao ps anolona ato ity .enao dahlo kay reny maka AndryRajoel ,Andrywai ,ravalomarc ireny , ka rehefa tsy hajanonao ireo dia aza mitondra anarana TIM ato intsony ianao kà ,
répondu par tafondro le 26/02/2009 19:24
2. rangorivao69 ( 26/02/2009 13:46)
rouioui> azamiafina refa hikobaka hao fa atreho ny bandy,zà tsy tim,diso enao mbola vilana ihany ny hevitra toa ny sarinao ihany vilanbody :-D :-D :-D
3. penguin ( 26/02/2009 13:48)
Efa nisy izany gidro vilambody izany tao Tsimbazaza é.
4. xxx ( 26/02/2009 13:50)
aza mamadibadika resaka mihitsy ianao e fa izay teneniko atrehina mazava be izay fa rehefa hanala baraka ny TIM ianao de tsofindrano fa lalana iray mitondra hery ho an'ny Antoko ity forum ity tsofina rano ianao tompokolahy fa mila fahamarinana ny TIM ary mila fahamasinana ,olondehibe isika no miresaka
5. rangorivao69 ( 26/02/2009 13:52)
andrywui no anaran'iny kidro t@ zany fotoana izany fa angamba zafy ity andrywui junior ty :-D :-D :-D
6. xxx ( 26/02/2009 14:01)
miresaka amin'adala ary ve aho sa olona hendry fa tsy misy reny zay teneniko azy ? aleo averiko indray

aza mamadibadika resaka mihitsy ianao e fa izay teneniko atrehina mazava be izay fa rehefa hanala baraka ny TIM ianao de tsofindrano fa lalana iray mitondra hery ho an'ny Antoko ity forum ity tsofina rano ianao tompokolahy fa mila fahamarinana ny TIM ary mila fahamasinana ,olondehibe isika no miresaka
7. TEGEVE ( 26/02/2009 14:14)
anaka xxx aza gaga ianao fa efa betsa tokoa ireoiraka nalefa hanao propagandy sy recrutement no voan'ny sovoka ,manavy be eny mety misy marenina aza, ireto no mbola marary ato zao essera,kidoropamba,madamakely ,andrywui,ralalaina,communique eto ihany ny bulletin de santény mba ahafahanareo hoe iza no azo hiresahana refa salama tsara ry zareo ireo (l) (l)
8. rangorivao69 ( 26/02/2009 15:00)
TEGEVE>aza mitady ni hividy ah ,tsy mila vola ary tsy vola mihintsy no amerina ny ainireo izay nataonareo sorona avec tous les respect que je vous dois :D
9. xxx ( 26/02/2009 15:44)
TIM io tezeve io fa toa pehanlà lery rangorivao a akama tsika io fa elà ve nanamoly sa nianikazo sa diso doz tam maina e mialà Tim any elà rehefa ny akama ato ko no ifandimbiasalà pehanlà ,iTafondro ko zao itako pehanlà ko tary aloha tary nefa Tim tena Tim akama ko izy ,analao kely le dozy de milamina io e
10. tafondro ( 26/02/2009 16:02)
Tsy olana amiko ny mifandrangitra toa izao rangorivao69! Tsy mbola mahalala ahy tsara ianao fa tsy maninona ,ary ilay xxx io zay tiako ny mba hampisehoany ny ps dia , diso hevitra ihany ianao mandray ahy ho Tim izany ,tsy manana antoko politika aho ary tsy ho membre na antoko politika velively n'inoninona hitranga , efa hitako izany t@ andron'iTsiranana ,sy ny nanaraka rehetra , atsy ho atsy raha misy ny lahatra @ hanaovako politika dia mbola iriko ihany ny hananako ny fahaleovantenako tsy miankina @ iza n'iza.
11. tafondro ( 26/02/2009 16:10)
Mbola ampiako kely aza fady olona roa izahay no mitondra ny anarana tafondro eto ,efa nifanarahanay hatramin' ny voalohany nisian'ny serasera izany !
12. rangorivao69 ( 26/02/2009 16:13)
tafondro> marina fa mety akama elah mety tary fantatro akory aza, io xxx eto io lesy andrywui ,nedala miseho victime be koretaka ny ahy tonga de ampiriatiko iny alou :-D :-D :-D
13. tafondro ( 26/02/2009 16:26)
Faizaho tafondro 2 kosa dia mpanao politika ary io no asako efa ho 45 taona izao
14. tafondro ( 26/02/2009 16:29)
Ny marina dia kambana izahay mirahalahy ,ary samy manana ny fomba fijeriny manoloana ny zavatra miseho ao madagasikara
15. xxx ( 26/02/2009 16:37)
rehefa miakatra ny mainandrangorivao de mbola mihinana ihany elà ra-Tafondro a ngah io mahalala olona zany rehefa dizina ha ha ha ka tsy misy kambana zany fa tsy mety izany anarana Tafondro roa zany ato ozy rahery fa aza mampiresaka fa nisangojy laisany de fialana oainn io ha ha ha sao de hevernlaisany fa lasopy atody daholo ary ny ato

TIM io tezeve io fa toa pehanlà lery rangorivao a akama tsika io fa elà ve nanamoly sa nianikazo sa diso doz tam maina e mialà Tim any elà rehefa ny akama ato ko no ifandimbiasalà pehanlà ,iTafondro ko zao itako pehanlà ko tary aloha tary nefa Tim tena Tim akama ko izy ,analao kely le dozy de milamina io e








16. tafondro ( 26/02/2009 16:38)
Tsy tokony nolazainao teto izany fa politika anie izy ity ra zoky tafondro!!
17. tafondro ( 26/02/2009 16:38)
Rehefa mandefa hafatra ianao dia asio symbole hoe zandry tafondro alohan'ny teny soratanao fa ampifangarona lava izao ilay resaka !
18. rangorivao69 ( 26/02/2009 16:39)
tafondro> sarotra be zany ny mino an'zany bainnna ,zay fotsiny leisy ny ah ampinanako tsy ny hoe ny tsy hitovizako hevitra @ nedala akory fa le honohono sy tsaho ,raharam-pirenena anie io e :-D :-D :-D
19. xxx ( 26/02/2009 16:42)
ndana mihitsy aloh Rangorivao sy Tafondro mivoak ery atoktany ery mifanazava fa misy misambadidaka ao aminareo mtsamy ao , fa petahan'i Rangorivao foana i Tafondro matetika nefa akamany , de Tafondro koa amizay miaritra fesona foana ,de mody oe misy kambana amiko e, nifabnarahanay sy le kambana io e, ny kambana anie ry Tafondro ny tarehy no mitovy fa tsy ny anaraa e , fa rehefa mianik'hazo eo ndray zao lery de ampihinaniny mitambatra eo ndray elah ry Tafondro ha ha ha ha mapme be
20. tafondro ( 26/02/2009 16:43)
Zoky tafondro aleo ary ovaiko ny ps ko izao dia izao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2229