Ts tokn mitondra etiket TIM Rangorivao refa mangaltr ps anol
21. tafondro
(
26/02/2009 16:43)
xxx:
rehefa miakatra ny mainandrangorivao de mbola mihinana ihany elà ra-Tafondro a ngah io mahalala olona zany rehefa dizina ha ha ha ka tsy misy kambana zany fa tsy mety izany anarana Tafondro roa zany ato ozy rahery fa aza mampiresaka fa nisangojy laisany de fialana oainn io ha ha ha sao de hevernlaisany fa lasopy atody daholo ary ny ato
TIM io tezeve io fa toa pehanlà lery rangorivao a akama tsika io fa elà ve nanamoly sa nianikazo sa diso doz tam maina e mialà Tim any elà rehefa ny akama ato ko no ifandimbiasalà pehanlà ,iTafondro ko zao itako pehanlà ko tary aloha tary nefa Tim tena Tim akama ko izy ,analao kely le dozy de milamina io e
Anontanio tsara ihery eugene raha tsy mahatoky ra xxx ,ny momba ny fangatahana natao tao@ site ny momba ny cas particulier.
22. xxx
(
26/02/2009 16:52)
Hoy i xxx:

Voalaza teo :

tratra be les io ra- Tafondro fa tsy rahery mitsy no mikorotana fa ny ordi central no tsy mi-accepté ny meme non zany fa raha nataonareo oe Tafondro ny iray de Tafoundro ohatra na TafondrOde mba nanaiky ny olona fa tsy rahery mihitsy no olana fa ny ordi sy ny program reetr ao sy ny mém.nlé ordi ,ha ha ha kobo be ve ? manaiké amzay les fa tsy mahamenatra zany a , atsoy Rangorivao de valio azy vetivety ze nataony anlah hatramzay de vita ,mpiakama nareo fa zao elà zao mbola manana lonilony amlery de lery ko mbola tsy faly amlah
23. xxx
(
26/02/2009 16:57)
kay lé fika antitra be io e,,tena mihevitra ny olona ho lasopy atody mitsy elaisany ry Tafondro a
tsssss fika TIM efa mpandeha matetika fa aza midelira eo e,ih Tafondro iray any no ato de ialahy izany , ary nampihinanin'i Rangorivao mafy elah de tsy afamiala fa io fika nandra kely io sisa azo hatao ,
Zoky tafondro aleo ary ovaiko ny ps ko izao dia izao
tsssss fika TIM efa mpandeha matetika fa aza midelira eo e,ih Tafondro iray any no ato de ialahy izany , ary nampihinanin'i Rangorivao mafy elah de tsy afamiala fa io fika nandra kely io sisa azo hatao ,
24. tafondro
(
26/02/2009 16:57)
Tadidiko foana ny ahy ny ventin-tenin'olona miresaka amiko ary raha manana fitadidiana maharitra ianao rangorivao dia mba tadidio kely fotsiny anie ny teninao ny momba anao vao tsy ela akory izay ny momba ny fitaritanao olona hiaraka hatory aminao farany teo izay ,ary nitenenanao aza fa hoe Gay ianao ??? tsy marina ve izany ? tsara ho tadidian'ny mpisera fa zavatra notenenin'ingahy tafondro izany hin hin hin hin !!!
25. tafondro
(
26/02/2009 16:58)
rangorivao69:
tafondro> sarotra be zany ny mino an'zany bainnna ,zay fotsiny leisy ny ah ampinanako tsy ny hoe ny tsy hitovizako hevitra @ nedala akory fa le honohono sy tsaho ,raharam-pirenena anie io e :-D :-D :-D
Manana zo ianao ny hino na tsy hino fa ho porofoina aminao ahoana moa ny fandehan-javatra @ ny fifandraisana eto @ serasera ity ? zavatra tsotra be tokoa izany !!
26. xxx
(
26/02/2009 17:02)
Io lety Rangorivao fa mbola mi provoque anialh ndray i Tafondro a, totondry tsy mivokina amzao kosa tena efa maty fika mitsy , aiza elah lety ry Rangorivao fa ompa tsy ompa intsony no anaovan'ny tafondro anlah ato ane ,kozy e , hainga elah fa elah ve efa ataon'ny olona otran'ny kiva de mbola manaiky iany e
27. tafondro
(
26/02/2009 17:14)
Ahoana moa ilay teny hoe mampihinana eto @ serasera ity aloha é ,na inona na inona zavatra ambaran' i rangorivao eo ,na efa nilaza azy izy hoe misy an'ireo mpanely tsaho hono é ,misy an'izao hono hoe ,tsy mahagaga izany ,ady famelezana ara-peo koa ny politika fa dia mahatantesa foana .Tandremo fotsiny fa sao diso fambara ohatry ny natao teo aloha é, ny teny atody ka raha foy manan'elatra . Gutten tag!!!
28. tafondro
(
26/02/2009 17:14)
xxx:
Hoy i xxx:
rehefa miakatra ny mainandrangorivao de mbola mihinana ihany elà ra-Tafondro a ngah io mahalala olona zany rehefa dizina ha ha ha ka tsy misy kambana zany fa tsy mety izany anarana Tafondro roa zany ato ozy rahery fa aza mampiresaka fa nisangojy laisany de fialana oainn io ha ha ha sao de hevernlaisany fa lasopy atody daholo ary ny ato
Voalaza teo :
TIM io tezeve io fa toa pehanlà lery rangorivao a akama tsika io fa elà ve nanamoly sa nianikazo sa diso doz tam maina e mialà Tim any elà rehefa ny akama ato ko no ifandimbiasalà pehanlà ,iTafondro ko zao itako pehanlà ko tary aloha tary nefa Tim tena Tim akama ko izy ,analao kely le dozy de milamina io e
Anontanio tsara ihery eugene raha tsy mahatoky ra xxx ,ny momba ny fangatahana natao tao@ site ny momba ny cas particulier.
tratra be les io ra- Tafondro fa tsy rahery mitsy no mikorotana fa ny ordi central no tsy mi-accepté ny meme non zany fa raha nataonareo oe Tafondro ny iray de Tafoundro ohatra na TafondrOde mba nanaiky ny olona fa tsy rahery mihitsy no olana fa ny ordi sy ny program reetr ao sy ny mém.nlé ordi ,ha ha ha kobo be ve ? manaiké amzay les fa tsy mahamenatra zany a , atsoy Rangorivao de valio azy vetivety ze nataony anlah hatramzay de vita ,mpiakama nareo fa zao elà zao mbola manana lonilony amlery de lery ko mbola tsy faly amlah
Misy ny azo atao @ system dispaching wordacces ra xxx ,na ny jumellage de mot de passe arakaraky ny logiciel ampiasaina izy io .Tsy hitako mihintsy ny olana .Ohatry ny logiciel libre ao @ JAVA .COM no manao azy ary telecharger na gratuitement izy io .Add-on efa t@ taona firy no nisian'izany .
29. xxx
(
26/02/2009 17:38)
Eny e fa io logic ato io tsy mbola mety mitsy io satria efa elabe ry rahery no ni instaler an'io efa ela io , porofo fotsiny ra misy mangalatra ps reny ry zalahy ato de tsy maintsy ovainy kely lé anarana fa tsy mbola nisy oe Tafondro2 zany teto fa na Rangorivao96 , Andrywu , andrywai ,pengiun sns .. iany no mety ovaina fa ity anlah ity tena fika fotsiny satria maharary be le nanaovanrangory anlah de mody oe kambana e , nifanarahana tany amin drahery mitsy e ,nandoa vola kejy tamin'ianona e,... sssssssh tena le fiheveranlah ny olona eto ho lasopy atody mitsy oa no mandreraka, ekeo amzay letsy rehefa hita porofo fa aza mitady lavaboalavo eo foana a ,tsisy fika tsony mihanjahanja be eo anie e
30. xxx
(
26/02/2009 17:45)
Io lety Rangorivao fa mbola mi provoque anialh ndray i Tafondro a, totondry tsy mivokina amzao kosa tena efa maty fika mitsy , aiza elah lety ry Rangorivao fa ompa tsy ompa intsony no anaovan'ny tafondro anlah ato ane ,kozy e , hainga elah fa elah ve efa ataon'ny olona otran'ny kiva de mbola manaiky iany e
31. tafondro
(
26/02/2009 18:15)

Lazaiko anao @ teny tsotra ilay izy ra xxx a! tsy mbola tonga lafatra ny fahaizan-draolombelona ,na inona nainona zava-bitany hatr'izay teto antany ,tsy maintsy misy tsininy daholo ,(l'homme passe et ses créations seront tjs éphémere quoi qu'ils fassent ,l'esprit humain ne peut pas pércevoir au delà du phénomène parce que l'absolu est inconnaissable ),citation i emmanuel kant io ary hita fa mitombina lalandava .Jereo fotsiny ny % n' ny olona tsy mahay mampiasa ny pc mivoaka isantaona izao dia ianao ve mino fa misy marina ny ny tapitr'ohatra eto an-tany hatramin'izay nisian'izany hoe ordinateur izany ,izay appareil ni se baser t@ allgorithme chinoise t@ conception-ny ?? Valio kely ary hoe??
32. tafondro
(
26/02/2009 18:15)
xxx:
Io lety Rangorivao fa mbola mi provoque anialh ndray i Tafondro a, totondry tsy mivokina amzao kosa tena efa maty fika mitsy , aiza elah lety ry Rangorivao fa ompa tsy ompa intsony no anaovan'ny tafondro anlah ato ane ,kozy e , hainga elah fa elah ve efa ataon'ny olona otran'ny kiva de mbola manaiky iany e
Milamina fotsiny aloha hoa fa tsy misy tokony hisokirana ny hevitrolona @ alalan' ny ompa sy ny fanaratsiana, ary aza eritreretina kely akory ny fitsarana ivelany in- telo na in 'efatra na in-dimy ny olona iray mandefa hevitra eto ,raiso ho ohatra fotsiny aza izao :
izaho tafondro zandriny dia tsy mankato ary tsy mankasitraka ny fomba fiasan'i père pédro ohatra , dia iza no afaka hanome sy hamely ahy eto? ohatra tsotra sy tsy azo lavina .
Ny aina no matezà fa ny lalao politika anie ka tsy misy farany a!!
33. tafondro
(
26/02/2009 18:25)
Mola ampiko kely ho anao ra xxx fa tsy mbola hisy ny handrebireby ahy @ conception sy ny orientation politika ananako hatramin'izao ,na i ra8 naratsiraka na i zafy na ny pape benoit 16 ,na i obama , n'iza n'iza ,tafiditra ao andohanao ve izany ?
34. tafondro
(
26/02/2009 18:29)
Tsy arakao ve ny fandehan'ilay zavatra politika ra mose xxx , raha tena olon' ny fifandraisana marina ianao dia tsarovy fa tsy maro ny olona very tadidy izany , biologiquement parlant , efa voaporofo fa ny reproduction ny neurone n'ny olona dia tsy mihena raha tsy any @ 90 yaona any ho any .
35. xxx
(
26/02/2009 18:33)
Ekena ra- Tafaondro rehefa manaiky ianao fa nanao kolikoly a, izay no tadiaviko izay nanekeneo oe tsy misy tanteraka anie ny om fa misy ota kely sy fahadisoana sns.. fa rehefa fosika ny nataonlh tamininy de fopla zay zay fotsiny ! tafondro tokana no misy fa natahoatra na tsy te hiady amindrangorivao be mokondoha elah de naleonlah nifitsaka nitady alibi ha ha ha
36. xxx
(
26/02/2009 18:49)
10. Mpandefa : tafondro [ Valio ] 26-02-2009 17:10:42
Lohateny : Re : Ts tokn mitondra etiket TIM Rangorivao refa mangaltr ps anol
Mbola ampiako kely aza fady olona roa izahay no mitondra ny anarana tafondro eto ,efa nifanarahanay hatramin' ny voalohany nisian'ny serasera izany !
ha ha ha ha mapme ahy elà letsy mitady hivarotra lasopy atody ato lety !! :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam:
37. tafondro
(
26/02/2009 18:56)
xxx:
Ekena ra- Tafaondro rehefa manaiky ianao fa nanao kolikoly a, izay no tadiaviko izay nanekeneo oe tsy misy tanteraka anie ny om fa misy ota kely sy fahadisoana sns.. fa rehefa fosika ny nataonlh tamininy de fopla zay zay fotsiny ! tafondro tokana no misy fa natahoatra na tsy te hiady amindrangorivao be mokondoha elah de naleonlah nifitsaka nitady alibi ha ha ha
Aza mbola miakatra toa izao aloha fa mba mandiniha tsara ihany ianao ra xxx ,tsy nanao zavatra tsy ampiheverana mihintsy aho teto @ ity forum ity ,ary tsy mbola nanda izay zavatra nosoratan' ny tànako aho ka hatahotra an'iza n'iza ,ary ny monkondoha izany moa ve ,dia tena ilaina tokoa @ ity raharaha politika ity ? hoy ianao ? maivana be ny fijerinao ny @ atao hoe site de communication na forum izany na ny hafa koa .Lanjalanjao ihany ny teny soratanao fa tsy hahavita inona eto ianao raha tsy manao izany ary ,ambonin'izany ny tena farim-pahaizanao itokisana! fa aza dia zatra ny manabaty olona @ tsy antony .Tsy mitondra makaiza mihitsy ny fifanebahana !
38. tafondro
(
26/02/2009 19:01)
tafondro:

Mba avohay ary ilay ps kely tokana anananao fa aza dia mitakiky ao ambadiky ny écran ao fotsiny ,efa tsy hita vatana tsy hita tarehy ve dia mbola tsy ho fantatra anarana koa ?
39. xxx
(
26/02/2009 19:12)
ekena ary Tafondro ah ,tsy miseho aho fa manana ny heveriko fa maha izy ahy koa aho ,ka aleoko ny ahy miafina toy izay mangalatra ps toa andry zalah sasany ato reo bandy elah, tena inteligent elah, manatsaina sy mahita ivoahana am sarotra ,zay fotsiny dia efa hiderako anlah ,
40. tafondro
(
26/02/2009 19:24)
xxx:
ekena ary Tafondro ah ,tsy miseho aho fa manana ny heveriko fa maha izy ahy koa aho ,ka aleoko ny ahy miafina toy izay mangalatra ps toa andry zalah sasany ato reo bandy elah, tena inteligent elah, manatsaina sy mahita ivoahana am sarotra ,zay fotsiny dia efa hiderako anlah ,
Dia hoy ianao hoe hivarotana lasopy atody ahoana koa moa ny miserasera ato ?? " henoy kely anie" hoy ilay hira izay .