Aiza i kidoro fa mbola tsy hita foana efa ho 15jours
1. xxx
(
26/02/2009 12:06)
matahoatra mafy mihitsy aho e tsy tazana teto intsony ity mafana fo mpanohana an'i tgv ity efa ho 15jours,tena manahy mafy izany,izay misy mahalala dia milaza
répondu par rangorivao69 le 27/02/2009 02:17
3. ratavao
(
26/02/2009 12:13)
izaho anie ity kidoro lazainao ity e, in no mampanahy anao, za tsy mety mivadika ho Ra8 ve?
5. ratavao
(
26/02/2009 12:21)
izaho anie ity kidoro lazainao ity e, in no mampanahy anao, za tsy mety mivadika ho Ra8 ve?
6. xxx
(
26/02/2009 12:24)
non tsy ialahy le izy f'aza misandoka eo ela ny fomba fitenin'ny kidoro mora fanatra eh
7. rangorivao69
(
26/02/2009 12:47)
ratatabao>tsy mitovy niveau @ kindyoryjanga eleh ry le alika lahy ty fa miseho ny mahaizy anelah tary kely tsy afa tavony :-D :-D :-D
8. xxx
(
26/02/2009 12:49)
aza bevava letsy rangorivao fa na ny lohamaleminla aza mbola tsy mikatona ysara akory raha politika no resahana , mandehana aloha alo minono biberon
9. andrywu
(
26/02/2009 13:14)
mihetsika indray ny hadalan'ela ry rangoryvao,ela ataon'ny rahouioui masaka ela an
10. xxx
(
26/02/2009 13:20)
hoy rangorivao
izao ve de mety le pfffff
ratatabao>tsy mitovy niveau @ kindyoryjanga eleh ry le alika lahy ty fa miseho ny mahaizy anelah tary kely tsy afa tavony
izao ve de mety le pfffff
11. xxx
(
26/02/2009 13:24)
hozy ra-xxx 7 mantsy anrangorivao de
ha ha ha ha any zany
aza bevava letsy rangorivao fa na ny lohamaleminla aza mbola tsy mikatona tsara akory raha politika zany no resahana , mandehana aloha elà minono biberon
ha ha ha ha any zany
12. rangorivao69
(
26/02/2009 13:33)
mivoha tao elah rakindyoryjanga fa tsy miafina ratatabao eo ry lelikalah tya :-D :-D :-D
raouioui zany efa maty zany tsy miteny :-D :-D :-D nonoporindratavao doly neny lery =)) =)) =))
raouioui zany efa maty zany tsy miteny :-D :-D :-D nonoporindratavao doly neny lery =)) =)) =))
13. xxx
(
26/02/2009 13:37)
ozizy rangorivao de
--------------kay zany tay ambavanlà rangorivao tsy misy tsara na kely aza iza ary no mba vadinlà io fa de manoroka tay foana lé :-* :-* :-* =(( :p :°)
mivoha tao elah rakindyoryjanga fa tsy miafina ratatabao eo ry lelikalah tya
raouioui zany efa maty zany tsy miteny nonoporindratavao doly neny lery
--------------kay zany tay ambavanlà rangorivao tsy misy tsara na kely aza iza ary no mba vadinlà io fa de manoroka tay foana lé :-* :-* :-* =(( :p :°)
14. penguin
(
26/02/2009 13:45)
Nanova solon'anarana ra-kidoro satria lasa adala ka izay solon'anaran'olona no ataony mitovitovy amin'ny azy vaovao ary manao resaka mifanohitra amin'ny hevitr'iny olona tompona ps iny izy sy andrywui. Samy lasa gaigy mantsy ireo.
15. rangorivao69
(
26/02/2009 13:49)
io ndray penguin ataoko lasa gaygy ato hitanelah fa entimpo tsy vidanedala ntsony zay dlnika :-D :-D :-D
17. xxx
(
26/02/2009 13:58)
Ny tena marina koa dia mahery be ry zalahy ireo ka tsy laninareo hitambarana mihitsy e RATAVAO ,MADAMAKELY ,DALIE ,RALALAINA ,ANDRYWUI ,KIDOROPAMBA ,ANDRYWU .... tsy laninareo ny vavan'ireo indrindra ianao io mihitsy rangorivao tsy ho voatohitra velively ry zareo ireo dia ny fitenenan-dratsy sisa no hitanao fa vahaolana tadidio anefa fa taratry ny tsy fahaizana ny teny ratsy fa rehefa mipetraka ny hevitrao ka mahay manazava ianao dia hitan'olona eny foana ny maha ianao anao izay
mandra-piaona ary e!
restourne
mandra-piaona ary e!
restourne
18. TEGEVE
(
26/02/2009 14:51)
ny ato @ foibe no aoka hilaza ny marina
ireo soldats voalazan' xxx (i andrywui le xxx eto io) eo ambony io dia:
nosaziako fafy omaly mba tsy hiafina xxx refa tojo an'ilay mafy hatoka rangorivao69 iny,aiza ko le bandy iray iny moja dia mandositra daholo,raha mba nisy soldat hoatran'iny tato aminay dia vita daholo ianareo
(l) (l) (l)

19. xxx
(
26/02/2009 18:19)
14/ Rangorivao69 !! io ndray fa niakatra ny mainalah !!! tena penguin (vrai)ndray io ompaompanlah sy ozoninlah be io !! ka ra miditra tampoka eo zao lery de asa ze ahazo anlah !! nefa ny alaelon'ny Tafondro amlah aza zao tsy mbola afaka ha ha ha
io ndray penguin ataoko lasa gaygy ato hitanelah fa entimpo tsy vidanedala ntsony zay dlnika
20. xxx
(
26/02/2009 18:21)
penguin(vrai) n°13 de elah Rangorivao n°14 jereo tsara !!!!
ha ha ha ha :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =D> =D> =D> =D> =D> =D> ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^
ha ha ha ha :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =D> =D> =D> =D> =D> =D> ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^ ^:^