xxx sarimbavy andrywu sarimbavy vakio tsara ny soratra ry jamba a,
hoatran'ny mamaky elah hoe ;ireo indray ry penguin ataoko lasa adala ato mihintsiny fa izay sahady dia romotra be ary tsy vitany lntsony ny manao dinika izao
ary vao nipoitra ah dia lasa xxx sarimbavy ry zalahy :-D :-D :-D
Tena aza atao amiko letsy rangorivao69 ,Za bandy mpisera politik ato ndraindray fa rah izah kosa no ompainabe letsy dia ten tsy maints mitady ny tranonlà zay nanopa ahy mitsy ah na Tim aza elà ka akamako, fa tsy avelako h vita mora rah tsy mikombaka amiko ny ahy na rakofako total ,tena kozy anefa fa tena tsy reveko ny ahy zany ty adina ompa vava be ty nefa politik no atao eto