Fihovan'ny ministres

1. Noue ( 24/02/2009 16:49)
Dia efa niova daholo zany ny ministres androany eee ! tsy voadikako oe iza sy iza ilay voatendry satria radio no nihenohina ee !


répondu par fijo le 25/02/2009 22:14
2. batista007 ( 24/02/2009 16:58)
aza hitako ka lasa minisitra le julien ministra education tgv sy com guista livreur taty france,maty aho basinjanako :roll: :roll: :roll: :roll:
3. andrywui ( 24/02/2009 17:00)
Efa mba nanaraka ny tenin'ny TGV alo defamba tsara zany !! f tsy midika zany akory ry Noue oe ho avela eo amizay zany an!!! non non non non !!! tsy maints mbol mial teo ko ka !!! fa ref nanarak ny baiko alo defa mahafnartr zay
4. andrywu ( 24/02/2009 17:06)
:* :* :*
5. andrywui ( 24/02/2009 17:09)
refa eo lesy ah de tokny ts makeo elah ry lety fa misangojy be lesy a!!
6. ifiona ( 24/02/2009 17:17)
iza no omeko ny fitiavako? :* andrywui sa andrywu!

salut less ra andrywui a!

oay lety e! dia tena nisolo tokoa ve zany ny minisitera! fa i Ravalo aloh tsy hiala teo zany ry andrywui f'aza manofy angidina eo e!
7. Mirananirina ( 24/02/2009 17:20)
niova ny ministres ary ny président,
8. xxx ( 24/02/2009 17:26)
manao vaza mody miady indray ra ouioui,ela ihany nomanao ps sandoka ato :evil: :evil: :evil:
9. Noue ( 24/02/2009 17:37)
batista007:

aza hitako ka lasa minisitra le julien ministra education tgv sy com guista livreur taty france,maty aho basinjanako :roll: :roll: :roll: :roll:
tsisy ministres ekipan'i tgvendrana tafiditra ao eee !!!


10. batista007 ( 24/02/2009 17:44)
avotra aho sady ,bandy livreur taty moa ny iray toa en chomage hono mpanohana an'i ratsiraka iringiriny ry zalahy dia mitady ho te ministre :-D :-D :-D :-D :-D :-D
11. Mirananirina ( 24/02/2009 18:06)
tsisy ministres ekipan'i tgvendrana tafiditra ao eee !!!

Gaga aho manko ,noheveriko fa tgv daholo ny ministre.
avotra aho sady ,bandy livreur taty moa ny iray toa en chomage hono mpanohana an'i ratsiraka iringiriny ry zalahy dia mitady ho te ministre
8O 8O 8O
Avotra isika e
12. Andribe ( 24/02/2009 18:08)
kiiiiiiiiiiiiiiiiiiiiii tena hadinon i lery za kle nefa za mba efa nigidraka an dra wiwi ihany teto =)) =)) =)) =)) =)) =))
13. Mirananirina ( 24/02/2009 18:18)
iiiiiiiiiiiiii tena hadinon i lery za kle nefa za mba efa nigidraka an dra wiwi ihany teto

Mety lasa premier ministre ianao ka.


Dia lasa aiza hono ilay premier ministre dry tgv iny
14. Noue ( 24/02/2009 18:29)
:-D :-D :-D :-D :-D
15. Andribe ( 24/02/2009 18:42)
nde hanangona vahoaka etsy @ 14 may sy etsy ambohinantitra za zany kle tsy manaiky fa mpitondra tenimbahoaka eto @ serasera za =)) =)) =)) =)) o^o o^o
16. Noue ( 24/02/2009 18:47)
:-D :-D :-D :-D dia mazotoa aza eee :-D :-D :-D :-D
17. andrywui ( 24/02/2009 19:18)
Noue ! aza mbola mande alo fa mbol hiresak !!
18. Noue ( 24/02/2009 19:22)
aiza leisy ry wiwi ity nolazain'lahy oe @ talata misy 13 mai iny ee ?? :-D :-D :-D :-D
19. andrywui ( 24/02/2009 19:27)
ngah za nilaza anzany fa elah ve lety ry Noue tsy mieno tsara a !! henoin'ny sofinlah tsara fa izao noteniko !! amin talata oa de tsy maintsy manaiky ny zavatra angatahan'ny TGV iRavalo io !! fa raha tsy zany miala teo io !!! de inona tokoa fa io izy nanolo tsifidiny ny Gouvernement haingana io sao voan'ny kenda roroka eo !! de io iaraha mahita io izy !! fa mbola tsy vita lesy ry Noue ny lalao fa aza maika elah a !! ny kilalao mbola ho ela !!
20. andrywu ( 24/02/2009 19:33)
:-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0474