Fihovan'ny ministres

21. Noue ( 24/02/2009 20:24)
ary inona ity nolazain'lahy ity aza eee ???
Mpandefa : andrywui [ Valio ] 22-02-2009 00:31:20
Lohateny : HANAIKY NY FIALANY IHANY PREZIDA AMIN'NY TALATA ZAO ONY !!!
Araky ny vaovao re amireny olona TIM reny de manaiky ny hiala ihany ony zany iPrezida Ravalomanana! ka amin talata izy no mety hanao fanambarana hiala !! ka hanao fotoana iray makotroka hanaovana veloma farany ny TIM izy ka omby 50 hono no hajedaka de kisoa 100 !! fa le avion force,force reny no mba nangatahiny farany ho azy zany fa reny tsy foiny zany fa efa zatra anreny ry zareo !! fa perte be kou on zany izy tamle Magro sy Tiko -ny may reny !! de ny vola ao amin Banky central kou zaraina !! de handé hifindra any allemagne zany izy mianakavy kely no hipetraka !! zay aloha no reko an ! fa raha misy diso de ireo TIM reo ihany no nitantara anzany tamiko , sao de za ndray no homena rihatra eto oe mandainga sns an !! fa miala aho zay fa nampita resaka fotsiny aho !!
22. Fahazavana ( 24/02/2009 20:56)
Ny ahiako dia i prezidà au noir no lasa minisitra any ; loza ho noir avokoa ny zava-drehetra midina any @ - 500 mihintsy ny toe -karena malagasy
noir c'est noir .................comme un trou noir
23. fijo ( 24/02/2009 20:59)
iz adaholo no minisitra niova,sa ny rehetra?
vaovao taiza izany ry noue?
24. Noue ( 24/02/2009 21:03)
niova daholo ny ministres saingy t@ radio no nahenoko azy dia tsy araka ny fandraisana azy ee ! fa tsy maintsy hiseho gazety io rahampitso
25. fijo ( 24/02/2009 21:07)
hay ,vaovao tsara izany
26. Andribe ( 24/02/2009 21:20)
hanova minisitra koa zany ny tgv raha izao no mitohy satria tsisy lany ny minisitra saika hataony. Na i ndefo aza nandeha tongotra ho any ambihimanambola t@ fihanonana fa vita le izy lery mbola tsy tonga =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
27. fijo ( 24/02/2009 21:22)
maty aho tgvko le
28. rangorivao69 ( 25/02/2009 00:49)
raouioui lasa pitarika poussy nefa ve zany tinelah mihohatran'ny mivarobody : =)) =)) =))
29. tafondro ( 25/02/2009 01:10)
Barakay !!
30. rangorivao69 ( 25/02/2009 01:29)
mivoah leity ra lahy ry andrywuiouioui a ry rangorivao96 :-D :-D :-D
31. tafondro ( 25/02/2009 01:39)
96===>>>69 ? hazavao kely ary fa eto aho .
32. rangorivao69 ( 25/02/2009 01:45)
elah ngé efa saika nasiko teo fa hitako @ le dinika reny fa akama,efa alina ngambany hjoa dia tsy hitanelah le rangorivao96 fa le kindindreeeeeniiii raouioui andrywui io ary jerevo tsara reo voasoratrireo
andrywui=rangorivao96=pengiun (fa tsy penguin)=ralalaina=andrywu

:-D :-D :-D
33. tafondro ( 25/02/2009 01:48)
SSSSSSSSSSStsisy ola tsony eto !!!
34. rangorivao69 ( 25/02/2009 01:53)
tonga te maty elah fa tsy mahay mamaky teny pouur :-D :-D :-D
35. tafondro ( 25/02/2009 01:56)
rangorivao69:

tonga te maty elah fa tsy mahay mamaky teny pouur :-D :-D :-D

A qui est ce ça s'adresse ,à moi ?

36. rangorivao69 ( 25/02/2009 01:59)
elah lesy io ry le kindidrenty a fa iza ndray ,hainelah ve ny manavaka ny 69 sy ny96 ry pahina ty a :-D :-D :-D
37. fijo ( 25/02/2009 22:14)
ary toa tsy mivoaka vaovao ity resaka fanovana minisitra ity e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1262