Marary izany i Madagasikara ka inona no solutions?...
1. xxx
(
23/02/2009 00:30)
Mila solutions immédiates izy ity ary mila solutions a long termes ihany koa!...
Efa iaraha- mahalala moa izao ny zava - misy momba ny ady misy sy ny anton izany eo @ Ra8 sy TGV ka inona no vahaolana maika ho atao , asa inona no lazain ny constitution ao raha sendra olana toy izao?
Faharoa inona no tokony atao mba tsy hiverenan izao olana izao intsony?

répondu par andrywui le 23/02/2009 08:57
2. nysa
(
23/02/2009 00:41)
ny olana ngezabe dia samy mpanota daholo ny olona rehetra.
"maxi mea culpa" ka rehefa ho kary ihany dia aleo aloha hangalatra akoho!!!!!
Mifanenjika eo, dia mifamono eo, dia mifampisaosy eo, dia miaraka kely indray rehefa misy tombotsoa iraisana, dia.................
Ka eo indrindra no mila fiheverana satria raha tsy ny fotopisainana mihitsy no miova tsy hisy fivoarana izany eto na oviana na oviana.
Iza anefa no hanova an'izay :?: :?: :?: :?: :?:

3. soanja
(
23/02/2009 03:58)
Tsy mahalala ny vahaolona haingana aho fa kosa mahalala ny vahaolana amin'ny fotoana ho avy tsy manam-petra.
-Mila ovana ny fomba fampianarana/fanabeazana ny zaza madinika sy ny tanora ao Madagasikara mba hanana fomba fisainana handalina sy handanjalanja izy ireo fa tsy hiasa lava amin'ny alalan'ny fihetsem-po izay mandalo sy manapotika. Misy fomba fampianarana an'io dieny mbola kely ary apetraka ho soatovina ao anaty fiainana.
- Mila jerena akaiky ireo faritra sahirana ao Mada (indrindra ny ao Antananarivo renivohitra) izay ianjadian'ny fahantrana tanteraka na ara-ekonomika na ara-panabeazana na ara-piaraha-monina sy ny hafa dia mila misy fot-drafitr'asa hanomezana lanja ireo olona ireo sy hanana fitokisan-tena amin'ny zavatra ataony fa tsy voarebirebin'ny mpanambola tsy manana fahendrena sy fahaizana mitondra olona, ka zany ataon'olona fitaovana fanapotehana sy lasibatry ny ampingan'ny herisetra. Raha mbola tsy vonona hanampy akaiky ireo olona ireo ny fanjakana dia mbola tsy ho afaka amin'ny fanandevozan'ny herisetra sy tsy fahalalana isika mianakavy.
-Mila ampitomboana ny fialam-boly sy zavatra mahafinaritra azon'ny tanora handaniana ny androny ary ahafahany mifandray amin'ny namany ampitoniana sy ampiravoravoana. Mila mikaroka an'io ny fanjakana.
- Mila miezaka ny tsirairay hahalala fa zava-dehibe sy masina ny tanindrazana. Ka ny famerenana ny sata mahaMalagasy sy maha-pihavana isika tsy misy idiran'ny vazaha no tanjona iombonana. Ny olona rehetra miasa mavitrika ary manana anjara asa mahazavadehibe azy ao anatin'io fiaraha-monina io. Mila miantoka ny fanjakana fa ilaina ny olom-pirenena iray ary misy hasina ny zava-bitany.
- Aparitaka ny fahefana ary ovana ny lalana velona amin'izao izay manome vahana ny manam-pahefana ho hipetraka ambonin'ny lalana. Atsangana ny orinasa na fikambanana na antokom-pitantanana mpanelanelana tsy miankina amin'ny fanjakana, eo ampovoan'ny vahoaka sy ny fanjakana, manana andraikitra toy ny BIANCO ihany raha dinihina saingy tsy misy idiran'ny fanjakana ary afaka miasa sy mampihatra ny lalana raha sanatria ka manao ny tsy mety na ny filoham-panjakana aza. Afaka mitaraina any daholo na ny vahoaka madinika na ny fanjakana rehefa mihoatra ny loha ny olana.
Asa anefa anareo koa ....

4. rixes
(
23/02/2009 05:03)
RA8 NANGOROKARENA NANOMBOKA T@ 2002 SY TGV IZAY NAHATONGA NY KORONTANA NANOMBOKA T@ JANVIER IREO NO TOKONY SAMBORINA , ALEO ENTINY MIARAMILA ALOA NY TANANA .
5. andrywui
(
23/02/2009 08:53)
andaso kely alou Rixes a !!! marina ny teninao eo ambony fa kosa tadidio fa avy amin'ny Ravalo nangoronkarena sy nivarotra tanindrazana sy nanao didy jadona sy maka amboletra ny fananan'olona no nahatonga ny tgv tafiditra tamn korontana !! ary le korontana kou aza de izao kou fantatra fa hay ry TIM ihany no manao azy sy mamboly azy ireny !! tadidinareo ry zalahy nandroba nisy tratra reny ?? refa natao ny ankety andry lerony tao am BC de olomboafidy Tim daholo no tononiny fa naniraka azy !!! de refa nantsoina indray ireo olona ireo de nanaiky saingy tsy handroba hono no nanakaramainy azy fa handamina ny tanana fa ny miaramila mira fantatra !!! nefa ane azo ampanaovina tenue civile ry miaramila de basy e!! fika ntaolo be !!
6. tsiafoi1
(
23/02/2009 08:54)
Tsy solution ny directoire militaire, satria midika io fa tsy maintsy hanao fifidianana mialohan'ny fotoana. Nefa raha ny quote @'izao fotoana dia mahazo lanja ny Mpitondra ankehitriny.... Koa dia fandaniam-potoana sy vola fotsiny ihany izany.
Tsy solution ihany koa satria manafoana ny fiaraha-miasa @'ireo bailleurs de fonds izany Directoire Militaire izany.
1- Ny vaha-olona maika dia mila mahita olona crédible afaka hitondra fanjakana ao anatin'ny fotoana fohy raha hiroso ho @'izany, nefa IZA?
2- Raha tsy mbola misy ny olona crédible afaka hitondra ny fitondrana, dia ny manohy ny efa eo ampelan-tànana aloa no mety, ary manomana olom-baovao ho @'ny fifidianana manaraka.

7. andrywui
(
23/02/2009 08:57)
Ary maninn raha i Tsyafoi ary ?? ianao tsinn mba mpivavaka de mety tsy hangalatra sy tsy hanao didy jadona sy tsy hiavonavona be sy tsy hibodo tanin'olona !!! hany ry Tsyafoi ? ekenao ve ?? nefa aoka ihany ka !! elah io ve tsy ny ahatongavana eo no ela de iny ndray aho ra tandroka be !! hi hi hi