Inona ity lazainy

1. niryna ( 22/02/2009 20:31)
Asa na mba ahoana ihany ity fiarafarana ity fa firifiry izao ny zaza no mahasahy mamono olona .Hevero kely anie e, zaza 11 taona dia nahavanona nitifitra ka nahafaty ity reninkeliny izay bevohoka valo volana .
mampalahelo
(l) niryna
répondu par ikaretsaka le 26/02/2009 16:59
2. ikaretsaka ( 22/02/2009 20:44)
io fitaizana io e...
3. Koditra ( 22/02/2009 21:01)
Ika :marina zany. + drogue isankarazany
4. xxx ( 22/02/2009 22:03)
Ary taiza no nahitan' ilay zaza basy?
5. benasy ( 23/02/2009 10:18)
Tena tsy kôpy ny tary le aza.......Misy inona aiza? ........Maninona iza?.......Oviana taiza? ....... 8-) :roll: :cry:
6. Mirananirina ( 23/02/2009 15:58)
Taiza marina izany ry Nyrina a
7. ikaretsaka ( 23/02/2009 16:44)
taty USA ngamba izany!
fa le lazain'i P pedro io e
Quand l'hypocrisie des apparences l'emporte sur la vérité, on en paie le mensonge ! Qu'on ne s'étonne pas que des émeutes puissent surgir à tout instant !
Les politiciens se bercent dans de paroles douces et creuses, seulement pour la forme et le plaisir du moment ! Les pauvres subissent, se taisent jusqu'au moment ils explosent telle une soupape. Certains jeunes, qu'on qualifie de bandits sont cependant tous des enfants du pays... D'où viennent leur violence, leur désir de casser et leur révolte ?
Nous pouvons tous, dès maintenant, nous interpeller sous la forme d'une responsabilité collective : l'Etat, l'Eglise, la Société Civile, les artistes et les parents. Quand on sème l'égoïsme, l'indifférence, le chacun pour soi, le capitalisme sauvage, on ne peut récolter aucun progrès. Combien de dirigeants passent leur temps de réception en réception, de séminaire en séminaire et de réunion en réunion !. Pendant ce temps des dizaines de milliers de jeunes cherchent désespérément un emploi pour se préparer un avenir ou simplement survivre.
De l'oubli de tant de jeunes, laissés en marge du progrès, on ne peut attendre la paix : la violence aveugle surgit des coeurs blessés.


Cette barbarie, ce vandalisme, cette violence sont la manifestation des laissés pour compte.
8. Papoose ( 23/02/2009 22:15)
niryna:

Asa na mba ahoana ihany ity fiarafarana ity fa firifiry izao ny zaza no mahasahy mamono olona .Hevero kely anie e, zaza 11 taona dia nahavanona nitifitra ka nahafaty ity reninkeliny izay bevohoka valo volana .
mampalahelo
(l) niryna


raha tena manaraka fandaharana gangland tena tsy mahavariana intsony le resaka filalaovana basy
9. niryna ( 24/02/2009 14:00)
Koditra:

Ika :marina zany. + drogue isankarazany

ka mbola zaza 11 taona anie ry koditra e

10. niryna ( 24/02/2009 14:01)
ikaretsaka:

io fitaizana io e...


dia ahoana ry ika
11. niryna ( 24/02/2009 14:04)
xxx:

Ary taiza no nahitan' ilay zaza basy?

niaraka ny rainy nitifitifitra vorona izy ,dia nahay nitifitra dia fantany ny toerana nisy ilay basin-drainy dia iny angamba no nampiasainy fa nanoro olona izy hoy ny vaovao dia lasa nanaraka ilay toerana noteneniny ny polisy avy eo anefa tsy nitombona ilay tantara lainga nolazainy dia izy no nofotorana ka dia nipoitra ny marina ,izay ilay tantara

:oops:
12. niryna ( 24/02/2009 14:07)
benasy:

Tena tsy kôpy ny tary le aza.......Misy inona aiza? ........Maninona iza?.......Oviana taiza? ....... 8-) :roll: :cry:


nisy vaovao omaly dia zaraiko ,nanana renikely ity zaza 11 taona,nisy fialonana kely tao an-tsainy ,io ramatoa io anefa dia bevohoka ka rehefa nandeha teny ny sainy adaladala dia notofiriny ity reninkely ary maty.Tsy tany dago aloha ny tantara e fa tany ivelany
13. niryna ( 24/02/2009 14:12)
Papoose:


raha tena manaraka fandaharana gangland tena tsy mahavariana intsony le resaka filalaovana basy


fa tsy ny rehetra anie no mahazo basy raha tena mividy ,mety basy alatra dia mahazo ny hafa fa mandalo lalana lavabe vao omeny ny basy ary mijery ny momba ilay olona izay mieritreritra hividy basy izy ary mila manana licence koa vao afaka mividy.Eny e,maro ny tontakely no mety mandroba ny tranon'ny olona dia nahazo na ny miaramila na olona manana fahefana no mivarotra maizimaizina fa raha mandalo mpivarotra basy fotsiny ka tsy manana licence dia tsy afaka mampiseho ilay olona basy izy fa tonga dia roahiny hiala teo amin'ilay fivarotana oops .izay no lalana arahin'ireo mpivarotra

14. ikaretsaka ( 24/02/2009 16:59)
niryna> tsy voaray tao anaty univers ana gang tokoa ny zanakao ary tsy de misy branch miresaka sy manampy ary manao counseling amin'izany izany na manampy ireny tanora tao no niala ireny ny apostolat an-piangonanareo fa mitory fotsiny sy manao boloky! fa tena misy de misy sy tsy mahagaga io aty, indrindra iny andrefantsika iny (LA, Detroit, ...) ! tsy azonao imaginena hoe zaza 10 taona efa tena mpamono olona sy mpivarotra rongony be
15. niryna ( 26/02/2009 15:12)
ikaretsaka:

niryna> tsy voaray tao anaty univers ana gang tokoa ny zanakao ary tsy de misy branch miresaka sy manampy ary manao counseling amin'izany izany na manampy ireny tanora tao no niala ireny ny apostolat an-piangonanareo fa mitory fotsiny sy manao boloky!
tss,tena tsy laninin'ny vavoninao mihitsy ny tenin'Atra ry ika,mampalahelo,inona koa izao no idiran'ny manao boloky eto sa rehefa tsy maharesy lahatra ny tenin'Atra dia miteniteny foana? avadibadio im-pito foana ny lela vao miteny fa tsy izay mifanandrify ny vava dia tenenina daholo fa mahamenatra'olona sy mampanongon-tena .ooops
ikaretsaka:
fa tena misy de misy sy tsy mahagaga io aty, indrindra iny andrefantsika iny (LA, Detroit, ...) ! tsy azonao imaginena hoe zaza 10 taona efa tena mpamono olona sy mpivarotra rongony be
raha mba io fotsiny no nolazainao dia mba tsy maninona ,nisaotra nizara fa aza taritina any amin'izay tsy tokony ho izy ny sujet fa tsy lasa ry toi


(l) niryna
16. ikaretsaka ( 26/02/2009 16:59)
remarque hitako io fa tsy hoe HS akory ka!
hoe misy variana mitory de adino ny kilonga... nefa ny fikarakarana kilonga sy ny madinika no fampiharana ny asa fitoriana voalohany indindra

Love begins by taking care of the closest ones - the ones at home.There should be less talk; a preaching point is not a meeting point.
What do you do then? Take a broom and clean someone's house.
Mother Teresa
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2628