Ny tena fitafy malagasy
1. niryna
(
22/02/2009 20:18)
Manao ahoana daholo e.Raha mba misy manana sary mikasika ireny tena fitafy malagasy ireny anie hianareo dia mba alefaso eto e.Ny fitafin''ny vehivavy na ny lehilahy izany ary dia misaotra mialoha o
(l) niryna
(l) niryna
répondu par Lejoba le 27/02/2009 18:34
2. Koditra
(
22/02/2009 20:34)
Ndraso kalou ry Niryna fa mbola aka sary kalou zà dé alefako oanao manokana. :lol:
5. niryna
(
24/02/2009 13:42)
Koditra:
Ndraso kalou ry Niryna fa mbola aka sary kalou zà dé alefako oanao manokana. :lol:
misaotra mialoha koditra a
:D
6. niryna
(
24/02/2009 13:56)
xxx:
http://razafimalala.free.fr/Fomba/lamba.htm
misaotra betsaka xxx a.
Tamin'ity volana Fevrier ity dia mankalaza ny atao hoe Black history ny amerikana,tafiditra amin'izany ny fankalazana ny Martin Luther king ,ny president mainty voalohany sns
dia samy mankalaza izany na any am-piasana na any am-piangonana,izany hoe samy nanao ny akanjony isaky ny firenena misy azy avy ,dia mamaky teny amin'ny fiteniny,mihira,mitondra sakafo ,sns nandritra ny efatra herinandro dia nifandimby ny karazam-pirenena samy hafa avy ..dia samy jenitra kely teo daholo e hi,hi
:D
7. niryna
(
24/02/2009 13:59)
Lejoba:
hauts plateaux sa any anindrana? Mila ilay sary misalaka ve niryna?
Lejoba a,akanjo anaovan'ny olona rehefa mandeha miangona izy ohatra na akanjo mihaja no tiako ho tenina ka (fanaon'ny lehilahy sy ny vehivavy)
:D
8. Koditra
(
25/02/2009 15:14)
Niryna:Tsssss, tsy mety ndray zany lé fikako ry Niryna a, nenà tapaka jean efa kadrôka be miaraka @ satroka penjy mahamalagasy no saika nizestiavako nakàna sary omena anao. :lol:
akanjo anaovan'ny olona rehefa mandeha miangona izy ohatra na akanjo mihaja no tiako ho tenina ka (fanaon'ny lehilahy sy ny vehivavy)
9. niryna
(
26/02/2009 15:07)

:D :D fitafy taty aoriana izany koditra a,lamaodin'ny tanora taty aoriana ka,raha andeha hiangona hianao ohatra dia miteny ny fiangonana hoe mba anaovy hoe ny fitafinareo ry niryna dia inona no anaovana ? nitafy lamba aloha aho dia nanao tanavoho ,ireo no fantatro sy mba sambany nataoko hi,hi fa ilay akanjo .Nanao malabary sy nitafy lamba koa ny vadiko ka izay no mampangetaheta ahy :D hoe ahoana tsara hoe ilay fitafy malagasy ?
10. Koditra
(
26/02/2009 15:17)
Niryna : Efa azoko ka. Nga misy mivarotra malabary any aminareo? Sa vao nozairin'Niryna?
11. xxx
(
26/02/2009 15:35)
Niryna : Efa azoko ka. Nga misy mivarotra malabary any aminareo? Sa vao nozairin'Niryna:-D :-D
12. Lejoba
(
27/02/2009 18:34)
arahaba ririnina eh (@ ilay malabary)
raha ny tena fanaon'ny vhvv M/gasy taloha aloha dia robe tsotra mivaky aloha ny ambony. Misy zaitra eo @ valahana ary somary mivelatra ny ambany. Hatreo @ lohalika ny halavany. Matetika io lava tanana ary mihidy bokotra ny loha-tanany. Ilay @ sary hitako toa miloko rano iray fa tsy misoratsoratra.
Tsy manana sarin-dry bebenareo angaha ?
Ny taty aoriana no manjary manao ensemble, robe lava sns.