Marina ve ity tantara henoko ity

1. Mirananirina ( 22/02/2009 15:45)
Tsy fantatra intsony moa izay marina fa dia samy miteny daholo:raha misy hafaka hanazava .
Saika lasa vinanton-dra8 i Andry tgv dia nisy disadisa foana dia tsy raikitra,ary cousine io zanaky Ra 8 io no vadin' i Andry amin'izao.Izany hoe nièce-ny vadindra8 no vadin'i Andry.
Koa raha marina izany tsy adim-pianakaviana ve izany ny andry zareo e,
répondu par Mirananirina le 23/02/2009 15:39
2. tsinjo ( 22/02/2009 15:50)
ny oe mpisipa i sarah sy andry taloha de marina izany , fa ny oe mpi-cousine no tsy fantatro loatra , misy ko ny milaza fa i Maika le oe zanak'i ra8 faralahy iny hono zanak'i Andry sy sarah , io ko tsy haiko ze fahamarinany . :^) :^)
3. Noue ( 22/02/2009 15:58)
I Mike dia zanak'i tgvendrana sy Sarah zanak'i Ravalomanana eee ! dia tsy nanaiky ny nivadian'i tgv t@ i Sarah mahintsiny i Ravalomanana noho izy mbola kozatra kely sady DJ sarimbavy t@ zany ! dia natsangan'i Ravalomanana i Mike ! moa ve tsy noho io ihany no nahatonga an'i tgv nanao zao havendrenana zao ee ?? fa zany oe cousine zany tsy marina io !!
4. Mirananirina ( 22/02/2009 16:08)
Hita izany fa tena famaliana faty ny any tgv fa tsy ho an'ny vahoaka mihitsy no hitolomanany toa izao raha izany.
Io zaza io izany dia misy ra-tgv sy ra-andra8 mikoriana e.gravy indray izany.
Ka izany anie hono no nanambadian'i Andry ny cousine e,hamaliana faty.(honohono ihany an)liana be mihitsy aho ny hahafantatra .
5. mathla ( 22/02/2009 16:51)
Tsotra ny valiny ra mirana a. Kotio TGV de omeo passage kely de anontanio ao ny marina rehetra
6. xxx ( 22/02/2009 16:53)
ary taraiky koa nareo zany ana resaka efa nandeha io de mbola betsaka ihany ny manaiky manipulen i andry tgv sy ra8 :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D . Ry zareo anie tsimaintsy mamono olona mba ahazahoana vola eeeee :-D :-D :-D :-D
7. xxx ( 22/02/2009 16:59)
adimpianakaviana ve izany no mahatonga an'izao
8. Mirananirina ( 22/02/2009 17:02)
Tsotra ny valiny ra mirana a. Kotio TGV de omeo passage kely de anontanio ao ny marina rehetra

eee,zaho efa antitra sady manambady,sa asaiko kotin'i An...............
ary taraiky koa nareo zany ana resaka efa nandeha io de

Ka izay resaka mandeha izay mihitsy no tiana ho fantatra ny fahamarinany.
9. xxx ( 22/02/2009 17:12)
mifangaro @ raharaham-pirenena daholo izany izao na ny fivavahana ,na ny business personnel, na ny fianakaviana ,na ny vody ....Aiza no ho tafavoaka ny gasy ? :roll:
10. xxx ( 22/02/2009 17:14)
marina izany lasa resaboudy no niafarany :-D :-D :-D dia inona koa manaraka
11. Mirananirina ( 22/02/2009 17:32)
mifangaro @ raharaham-pirenena daholo izany izao na ny fivavahana ,na ny business personnel, na ny fianakaviana ,na ny vody ....Aiza no ho tafavoaka ny gasy ?
marina izany lasa resaboudy no niafarany dia inona koa manaraka

Maninona ary raha tsy miteniteny foana.
Ianao xxx io mihitsy no manao resa bo.......ato dia manafina pseudo.Miteny ratsy mihitsy aza.
Mila ho fantatra aloha ny momba an'ilay olona aloha ny hitiavana na tsia olona 1.
12. xxx ( 22/02/2009 18:09)
Mirananirina:

mifangaro @ raharaham-pirenena daholo izany izao na ny fivavahana ,na ny business personnel, na ny fianakaviana ,na ny vody ....Aiza no ho tafavoaka ny gasy ?
marina izany lasa resaboudy no niafarany dia inona koa manaraka

Maninona ary raha tsy miteniteny foana.
Ianao xxx io mihitsy no manao resa bo.......ato dia manafina pseudo.Miteny ratsy mihitsy aza.
Mila ho fantatra aloha ny momba an'ilay olona aloha ny hitiavana na tsia olona 1.

te hitsikilo ny fainan'olona fotsiny tsy menatra ve ,ny anao atao izay meti2

13. andrywui ( 22/02/2009 19:19)
Tsy azonareo mihitsy le tantara fa izao no izy : ra8 an nanmbady tamin'ny mike vao teraka de nisy an'i sarah zanaky ra8 no nanambady haingana ,fa i tgv no rain'ilay hoe Maika satri zanaky ra8 ihany iDJ de navelany ho tezain'ny Lalao i maika fa isarah rehefa lasa vinantondra8 izy zany de nisy disadisa be tamin'i tgv sy lay cousine -ny fa i ra8 no niece nlay tgv voalohany rehefa teraka i Sarah !!! zay no fahafantarako azy ! fa asa
14. patrick2002 ( 22/02/2009 19:33)
Grave ilay radio trottoir marina ,ireny ilay antsoina hoe intox .
Izaho dia tsy mino. Efa ela no nisy niteny fa i Zafy sy Ratsiraka mpirafy ,i Zafy naika vadiny Celine ,misy koa ny milaza fa Razanamasy sy i Andriamanjato mpirafy , de zay foana .Ny antony mba ahatonga anao tsy hi concentre @ ilay resaka .
15. gran ( 22/02/2009 19:35)
ny fiarahan'i tgv sy sarah dia tsy fantatro loatra hoe hatraiza, fa i Lalao Ra8 bevohoka ny zanany faralahy dia voaporofo satria nisy olona akaiky ahy nahita ny nitondrany lalao ra8 vohoka azy. :D . zany hoe nisy disadisampianakaviana goavana tokoa eo aminizy ireo na iazany aza. Aza adino fa ny concurent ny INJET ny tgv dia ny vadin'i sarah @zao.
16. patrick2002 ( 22/02/2009 19:45)
resaka business aloha no niantombohany disadisa eh! mazava iny fa tsy resa-pitiavana mihintsy .
MIsy @ milliard isan-taona ny facture-ny entreprise TIKO @ injet ,nahita anio ravalo ka dia naleony nanangana entreprise ho an'i zanany TIKO pub ,ny olana anefa dia efa lasany injet daholo ny toerana rehetra be olona hametrahana panneaux publicitaire , ary en bonne et du forme no nahazaoany azy manaraka lalana ,misy arreter municipal , ary an'azy mandrakizay ilay toerana lasa fananany injet,
Nahita an'izany Ravalo dia nanome baiko hoe esory ny panneaux publicitaire ny injet ,tsy misy fanazavana ,tsy misy inona fa tonga dia hongotana fotsiny hametrahana ny an'i TIKO pub ,teo no nanombohany disadisa ,nitory ny injet fa tsy misy fitsarana tsy misy enquete ,ny INJET indray no nahazo descente -ny BIANCO fa tsy nandoa hetra , fraude fiscal ,tsy nanaiky ANDRY fa lasa nirotsaka hanao politika amin'izay mba hi defier-na an'i Ravalo ,dia io mbola mitohy io.
17. andrywui ( 22/02/2009 19:55)
Fandinihana tsara fipetraka !!! zay no azoko hilazana ny resak'i Ra-pa zay !! maha dinika tantara sy mahita raha marina mitsy lesy elah ra- pa ! fa mba alefaso ndray lesy ny etude nlah manaraka fa mahaliana ahy izy zany klé !!!
18. litika ( 22/02/2009 20:59)
Ny fantatra koa dia i Ra8 mpanenji-bo..na tao @ Tiko, na tao @ Mairie, na efa filoha aza ary tena mampalahelo mihitsy Lalao fa mandefitra, dia mivavaka fa Ra8 mody mivavaka hanaovana Bizn sy hahazo kila :^)
19. andrywui ( 22/02/2009 21:17)
Kozy ve lety ry litika ?? efa henoko ihany kou alou le Ravalo sipan'i Onja ao amin'ny Tinondia iny e !! lay sipa mitomany shakira iny e !! efa vitany iny ! vita ketsa matavy
20. xxx ( 22/02/2009 21:31)
ny henoko aza de reo mpanap gazety reo tena vitan-lery (ra8) doly. Mody we manao interview fa manann kely aloha zay vao. Indrindra tam-reny propagandy reny: entin-lery manao propagandy sy mitaingina elikoptera kay pehan-lery doly aveo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.119