Marina ve ity tantara henoko ity
21. tafondro
(
22/02/2009 21:56)
Ts'zan oz lé fandeany oz fa , mbo tara kel t@-dra sip oz ny band dé tsy n'reven'i baina ,k' alo ifapitad eo zé tena katraka ,ny masin-dahy oz. oan' i xxx 8 .
22. xxx
(
22/02/2009 22:02)
nahazo fananambe zany le sipa voapekan i lery tao. Ary ela ve ra Andrywui tsy pehan i andry tgv koa dia mivazavaza eto. Efa nahazo vola be zany an Ra wiwiw koa zany Tena Goaka Vody :-D :-D :-D :-D :-D
23. ndenn
(
22/02/2009 22:05)
xxx:
ny henoko aza de reo mpanap gazety reo tena vitan-lery (ra8) doly. Mody we manao interview fa manann kely aloha zay vao. Indrindra tam-reny propagandy reny: entin-lery manao propagandy sy mitaingina elikoptera kay pehan-lery doly aveo.
Tsy lasa resaka angidina izany no niafaran' ny politika raha izany ? tsy dia mino aho , tsy maintsy nisy olona nanao travaux sur corps azy roalahy rehefa jerena ny toe-draharaha .Politikan' ny ça passe ou ça casse .
24. xxx
(
22/02/2009 22:11)
gran:
ny fiarahan'i tgv sy sarah dia tsy fantatro loatra hoe hatraiza, fa i Lalao Ra8 bevohoka ny zanany faralahy dia voaporofo satria nisy olona akaiky ahy nahita ny nitondrany lalao ra8 vohoka azy. :D . zany hoe nisy disadisampianakaviana goavana tokoa eo aminizy ireo na iazany aza. Aza adino fa ny concurent ny INJET ny tgv dia ny vadin'i sarah @zao.
Ity zavatra lazain ity namana ity no hitako mitombona kokoa !Ary hitako anisan izao fototr izao olana izao...
25. nysa
(
23/02/2009 01:04)
resabe daholo lety izany a!
raha resa-pianakaviana aloha dia hita fa tsy mitombona, toy ireo fahita taloha hoe Zafy sy Ratsiraka e......
fa ity resaka bizn ity no tena manakaiky ny marina.
tsy mahatanty fifaninanana ny TIKO Pub dia aleo vonoina ny hafa, toy izany ny lafarinina, ny vanila, ny savony, sns ...............;eny hatramin'ny vato (adinonareo angaha ilay emeraoda be.....)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:

26. rangorivao69
(
23/02/2009 02:36)
rapaty2mil>IO LEITY LE RESATSIKA ARY AZONELAH AN-TSAINA @ ZAY LE TARY :-D :-D :-D
27. xxx
(
23/02/2009 08:55)
ianao hony rangorivao be teny ratsy be? ,aza manao anzany tsony moa e, Yuka zao mbola tsy niteny ratsy zany mihitsy teto
28. Rafahafahana
(
23/02/2009 09:04)
Fehin'izany rehetra zany dia aza mety adalain'ny olona nareo ry vahoaka fa matimaty foana sy very asa fotsiny ianareo fa resa-pianakaviana masiso io.
Adin'Ambohimalaza sy Imerikasinina; samia mandinika dia manapaha hevitra, aza mety ataon'ny olona fitaovana mpitehaka sy mpihoby azy ianareo.
Adin'Ambohimalaza sy Imerikasinina; samia mandinika dia manapaha hevitra, aza mety ataon'ny olona fitaovana mpitehaka sy mpihoby azy ianareo.
29. xxx
(
23/02/2009 09:09)
Imirananirina le ato am forum iny koa anie ony efa niaraka taminra8 taloh e
30. Mirananirina
(
23/02/2009 15:39)
Imirananirina le ato am forum iny koa anie ony efa niaraka taminra8 taloh e
Ko tsy ho sambatra aho.Ahy daholo ny atsasaky Madagasikara a.Rehefa tsy mahita ambara hoa dia aleo tsy miteny,asehoy hoe iza ianao miteny io,nefa fantatro ihany an. :lol: :lol: :lol: :lol:
te hitsikilo ny fainan'olona fotsiny tsy menatra ve ,ny anao atao izay meti2
Tsy fantatrao angaha izany hoe CELEBRITE izany,mila fantatra hatrany anaty cu...........mazava an.Ary tsy maintsy fantatray ny marina rehetra.
tsy misy miafina amin'olona ny VIE PRIVE e,